Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

arizona

Membres
  • Compteur de contenus

    114
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par arizona

  1. Bras 205 Gti normal ka!!!tena tsy takatra ny chiffre zany klé!!
  2. ty zany ny fiovana kely atreto culasse remonT,zay ny vita omaly. Gros pblm:caisse de base sacré numéro na 205 junior,tous les freinages sont des 205 1,4l angamba,tena manao asa adala mitsy zava!!
  3. + MILLLLLLLLLLLLLLLL mitsy ra Soafikov an Sa afak etohan'PSA ny billet-nay d Gooooooooo zay tena zay mba maniry ny itaingina any le fiara misy arcO ra mba misy moyen zalahy a
  4. tena rehefa nojerevana niaraka t@ bandy akama dia hita fa trop raboter lé culasse misy différence environ 3 na 4 mm par rapport @ le culasse d'origine et monté en piston plat.Tena mbola miasa ny saina atreto oe iNona marina no nataonga azy ty !!Na mety injecteurs resté ouvert=foudre satria ny 3ème cylindre ihany ny vodaka,fa ny ambony mbola tsara compression!fa ho hita eo zay ho ataony kely sisa d remonté
  5. Otrany 150 d'origine fa atreto aloha mbola tsy fantatra zay ho ataony fa refa tena vita dia ho akarina eo ambony banc refa misy ssSSss!!!
  6. différence itako atreto: -piston plat et piston creux(eto zany dia efa tokony hita différence compression) -dia juste ny branchement durite de turbo no misy tsy itovizany,fa ny ambony mitovy daolo: turbo garett t25,papillion acav,culasse décompressé,...etc
  7. roa zao ny isany saingy ty tena tsy nampoizina ny panne dia voatery iezahana ho vita somary rapide,fa maneno ny deba tompony ny garage!
  8. embrayage 6 patins amorti zany no nalatsaka ao anty ny boite 205 D dia nifarana teto zany ny asa fa mbola miandry joint de culasse,kit de distribution sy pompe à eau!le moteur dans la 205
  9. merci Riri! Ty zany ny asa omaly!new bloc XM TCT,piston creux un petit coup de peinture partout pour que ça soit bien propre
  10. ny bandy akama nanampy nanao any ty revy Dia ty sy sary farany diniho tsara aange le 3ème cylindre! 1 piston cassé
  11. omaly Sabotsy nanomboka ny asa,vérification des taux compression résultat: 3 ème cylindre plus de compression ny tao an tsaiko oe ny turbo ny maty saingy refa nojerena,dia tsapa fa tsy nisy jeux mitsy le izy donc niasa be ny saina miala tsiny fa tena ratsy be ny qualité ny sary!!
  12. dia eto no manomboka ny nofy ratsy(tantara kely ty)!! T@ zoma vao navoka ny fiara après une petite préparation(calculateur reprogrammé),nandeha teny @ run! Tena hita ny fiovany,voici les détails -coupure à 7300tr -échangeur 525 tds -pression du turbo d'origine -et le reste est tout d'origine moteur 806 tct -boite de vitesse 205 D Rehefa nodakana ny fiara dia tena niainga beuh saingy à l'arrêt,plein d'huile sous le capot,somary gaga ihany ny tenako: -reniflard qui n'aspire plus,au contraire repousse de l'huile à fond Namaoka feo le fiara dia nanomboka nanetroka beuh tsy azo niainana tsony tao anatiny
  13. ty zany fiara vao nalaiko vao aingana dans un mauvais état!! carosserie jacky,la caisse est moulée,mba nasiana jantes PTS mba misy endrika kely Ny montage dia hita fa tena asan' adala!
  14. 206 1,4 booster??à mon avis ça ne sert à rien car tu ne vas pas sentir grande chose par contre tu vas juste mettre de la brrraizze dans la caisse.
  15. arizona

    Ho an'ny mpankafy PiGeot!!!

    version compét misy 1 sy 2 fa sur le marché tsy fantako loatra ny momba azy
  16. arizona

    garage de fou

    tena enjana kosa izany,!tena revy tonga lafatra mitsy
  17. Fiara tsy homologué eto france zany izy ty,conduite à droite,fa ny papier rehetra complet(pap's anglais).Aty le havre(le fandefasana fiara no misy azy).Ra ohatra ka misy olona intéréssé,tsy tompony ny tenako fa mpametraka hafatra..vonjimaika bonjour je vends une mitsubishi lancer evo IV 300 cv boite manuelle echangeur HKS ligne complete inox 3'' jantes alus trois partie 17 bon etat general bon pour homologuer ou pour circuit
  18. ho alefako eto ihany ny tarin-tsary refa misy fotoana! Ity ny fiara zay tena anisan'ny lafo sy sarotra tadiavina ankehitriny!
  19. Ty zany ny Golf niainga indrindra taty @ région normandie zay tena mbola tsy azo resena atreto ny mpankafy VW tonga dia mahafantatra azy tsara!! pour infos 316 sovaly ny navokany turbo somary reraka d'après le banc bizarrr
  20. Ny pièces aloha tena misy,mm en okaz autobloquant,...etc..,ny vidiny somary lafo,dia ny tena pblm:niveau temps,@ le fiainana enjikenjika,sady @ zao hiver zao tena tsy misy zavatra vanona mitsy. Angamba,tsy hoe mécano daolo,fa ny fitiavana fiara no manosika ny tena anao any izao sady ny main d'oeuvre koa aty tena lafo be. Par ex:Garage Ford=70 euros l'heure zany ary entretien normal fa tsy compét
  21. Tena carton d'embrayage io bainina a!andraso ijery ihany tsika,otrany FFSA no betsaka ato
×
×
  • Créer...