Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Messages recommandés

ty zany fiara vao nalaiko vao aingana dans un mauvais état!!
carosserie jacky,la caisse est moulée,mba nasiana jantes PTS mba misy endrika kely


Ny montage dia hita fa tena asan' adala!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

dia eto no manomboka ny nofy ratsy(tantara kely ty)!!
T@ zoma vao navoka ny fiara après une petite préparation(calculateur reprogrammé),nandeha teny @ run!
Tena hita ny fiovany,voici les détails
-coupure à 7300tr
-échangeur 525 tds
-pression du turbo d'origine
-et le reste est tout d'origine moteur 806 tct
-boite de vitesse 205 D
Rehefa nodakana ny fiara dia tena niainga beuh saingy à l'arrêt,plein d'huile sous le capot,somary gaga ihany ny tenako:
-reniflard qui n'aspire plus,au contraire repousse de l'huile à fond
Namaoka feo le fiara dia nanomboka nanetroka beuh tsy azo niainana tsony tao anatiny king

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

omaly Sabotsy nanomboka ny asa,vérification des taux compression résultat:
3 ème cylindre plus de compression
ny tao an tsaiko oe ny turbo ny maty saingy refa nojerena,dia tsapa fa tsy nisy jeux mitsy le izy donc niasa be ny saina scratch

miala tsiny fa tena ratsy be ny qualité ny sary!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny bandy akama nanampy nanao any ty revy cheers
Dia ty sy sary farany diniho tsara aange le 3ème cylindre! cherry

1 piston cassé sunny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Merci àle Topho clap
Fa le garage ko alou zany de malalaka tsara sy azo hivalaparana an!!!
Soa ihany fa misy pièce any fa de mirary fahazotoana @le fanarenana ny simba e prier
De miandry ny fivoaran'le moteur rehefa vita sy avy natao essai indray makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

merci Riri!
Ty zany ny asa omaly!new bloc XM TCT,piston creux

un petit coup de peinture partout pour que ça soit bien propre

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

embrayage 6 patins amorti zany no nalatsaka ao anty ny boite 205 D

dia nifarana teto zany ny asa fa mbola miandry joint de culasse,kit de distribution sy pompe à eau!le moteur dans la 205

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
milay, mampité hianatr amécaniqua mintsy. fa firy moa zan yny deusaka ao am'nareo ao zany au final?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
henintsoa a écrit:
milay, mampité hianatr amécaniqua mintsy. fa firy moa zan yny deusaka ao am'nareo ao zany au final?

roa zao ny isany saingy ty tena tsy nampoizina ny panne dia voatery iezahana ho vita somary rapide,fa maneno ny deba tompony ny garage! Twisted Evil

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ok, ary ny TCT V misy mahasamihafa azy reo (TCT XM / Xantia / 806 / ...) sa mitovy tsis valaka mintsy rehefa samy TCT?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
henintsoa a écrit:
ok, ary ny TCT V misy mahasamihafa azy reo (TCT XM / Xantia / 806 / ...) sa mitovy tsis valaka mintsy rehefa samy TCT?

différence itako atreto:
-piston plat et piston creux(eto zany dia efa tokony hita différence compression)
-dia juste ny branchement durite de turbo no misy tsy itovizany,fa ny ambony mitovy daolo:
turbo garett t25,papillion acav,culasse décompressé,...etc

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mr Arizona tena milay be ilay tantara fa rahovina ny tohiny fa liana be ny mpijery "feuilleton" ..... ary raovina io noho ho tonga aty hanaovanay sy Damssss "prise en pied" ???? lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :


ary raovina io noho ho tonga aty hanaovanay sy Damssss "prise en pied" ?



+ MILLLLLLLLLLLLLLLL mitsy ra Soafikov an makafokamakafoka

Sa afak etohan'PSA ny billet-nay d Gooooooooo zay Shockedlol!lol!

lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Tsara izy zany an ... + turbo dé aoka fotsiny !

ça fait combien de chevaux moa zany au final ?

Otrany 150 d'origine fa atreto aloha mbola tsy fantatra zay ho ataony fa refa tena vita dia ho akarina eo ambony banc refa misy ssSSss!!! sunny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
arizona a écrit:
[/url]
1 piston cassé sunny


Tsy misy cliquetis ve io fiara io lé, les pistons sont bien marqués

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena rehefa nojerevana niaraka t@ bandy akama dia hita fa trop raboter lé culasse misy différence environ 3 na 4 mm par rapport @ le culasse d'origine et monté en piston plat.Tena mbola miasa ny saina atreto oe iNona marina no nataonga azy ty Questionscratch !!Na mety injecteurs resté ouvert=foudre satria ny 3ème cylindre ihany ny vodaka,fa ny ambony mbola tsara compression!fa ho hita eo zay ho ataony kely sisa d remonté

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mik@'Noss a écrit:
Citation :


ary raovina io noho ho tonga aty hanaovanay sy Damssss "prise en pied" ?



+ MILLLLLLLLLLLLLLLL mitsy ra Soafikov an makafokamakafoka

Sa afak etohan'PSA ny billet-nay d Gooooooooo zay Shockedlol!lol!

lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

tena zay mba maniry ny itaingina any le fiara misy arcO ra mba misy moyen zalahy a bounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ty zany ny fiovana kely atreto



culasse remonT,zay ny vita omaly.
Gros pblm:caisse de base sacré numéro na 205 junior,tous les freinages sont des 205 1,4l angamba,tena manao asa adala mitsy zava!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
fond_de_6 a écrit:
Bras de suspension triangulé vé io? pig

Bras 205 Gti normal ka!!!tena tsy takatra ny chiffre zany klé!! pale

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
clap zay fa velona ny fiara saingy mbola misy fuite d'eau kely,d ny ligne d'échappement mbola dorizaka.


soloina capot bombé zany lery mba somary misy bika kely na dia valaka aza le caross!!
résultat:
1,2 bar overboost
1 bar pression normale
tena fahafinaretana ny mitondra azy,na dia mbola misy pblm kely aza niveau train roulant.Dommage ny tableau tsy mandeha dis tsy tena fantatra ny tena fiaingany,fa ho asiko vidéo refa tena o point ny fiara clap
Dia isaorana ny mpankafy nanaraka hatrany an'ty tantara ty!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Misaotra @le fitantarana sy sary an dance
Dia miandry ny sary sy ny vidéo ndray zany king

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena milay be !!! tiako be ilay capot bombé sy ny jantes PTS .... tena efa liana mihintsy ny hahita vidéos ...... tena raha io tena @ Bypaka t@ Asabotsy ngamba mety nisy duel ....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité

bonne b lé jantes PTS ... surtout en 2 tons... cheerscheerscheers
ny machine tsy lazaina tsony...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena miala tsiny noho ny fahataran'ny vidéo zay somary natao asa maika satria tsy dia tena havanana ny tenanay

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...