Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

arizona

Membres
  • Compteur de contenus

    114
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par arizona

  1. Io efa namidy efa ela io fiara io,sinon raceland amorto combin fileté avy eo tsy aiko tsony fa nataoko ambany b sans mesurer fa lé pneus koa teto 195/45R15 d tena miftetaka mitsy.ui sinon misy test teto fa 205 t8 no betsaka et ça reste illégal io zavatra io donc tsy misy maka temps fa just mi run fotsiny
  2. Tsy mikitika berceau zany,support moteur 306 s16 io côté distribution.Eo @ collecteur no tsara manapaka d manao soudure @ lé ligne d'échappement raha tsy te isahirana loatra
  3. Attention plaque vita gasy,nalaina teo Anosy ty an
  4. Ity zany no niafarany lé fiara,nalàna le motera 306 RS satria nisy pblm moteur lé 306 vao nividiko vao aingana dia nasiana moteur T8 lé 205 Dia ty ny première sortie zany zay natao t@ dimanche 2 Octobre teo
  5. [quote="Smam"]Toizo foana ry Arizona ny fitantarana fa mahafinaritra. Ary le 106 prepare henjana be ireny ve efa lafo. Tena nilay ireny a Annonce mba itako reny ka!toa otrany efa tsy ita tsouny koa
  6. rabaissé kely lery eto an!tena miala tsiny fa le fotoana koa tsy d betsaka d tsy afaka mandalo matetika
  7. [quote="rawilll"]mis ktiana v t@ le 205 sa natsatoka ftsn le moteur an le 306?[/quoteefa tsy à jour tsouny io an,efa démonté !! Moteur tonga dia mitsatoka tsara,collecteur d'échappement no tsara atao modification mba tsy ikapoka eo @ tablier,fa ny descente koa afaka atao fa zany oe somary compliké eo @ lé biellette avy eo.zay no mahatonga any lé collecteur modifier.dia soudure cardan sur boite 6 fa raha atao boite 5 io dia tsy mila manova cardan,boite 5 xsara vts koa malaza be mpanao. radiateur 106,205 lé kely io d zay...!
  8. efa mandeha le izy ka,fa saingy mbola tsy au point tsara, otrany pblm calage AAC angamba dia mécanisme d'embrayage d'origine koa otrany tsy compatible @ le 4 patins omp angamba ! mbola tsy misy passage fa tokony ho avy tsy ho ela
  9. zandry aa!! Fin de l'épisode zann??? inn manaraka>>104 ZS???? tena efa tsy misy tsouny io an,fa 104 monté en T koa mety tsy ratsy an!!!
  10. Refa nalana ny motera dia,zany hoe le motera tao anaty 205 gti RS zany no natao tao anatiny le 306 satria efa niakatra loatra ny frais teto! -volant moteur allégé -embrayage omp 4 patins -injecteurs saab T16 -reprogrammation boitier avec rupture à 8000 tr -culasse retravaillée -Arbres à came 13,5mm izay raha tsy diso za fa efa ela koa mantsy le montage -ligne omp grN 55mm
  11. 300 km à peine dia tapaka courroi de distribution,kivy tanteraka ny tompony fa dia tsy nana tsafidy akotrany manamboatra!! P.S:récapitulation zany ty miainga ty zareo a Marihana fa tena hiver mois de janvier teo zany izy io zay tena frizzz b
  12. faly mizara @ mpankafy dray an! 306 s16 bv6 modèle 2000 dans l'état zany izy ty
  13. tena zay vao tonga eto indray ô!miala tsiny tompoko ô!!dia finalement lafo le fiara an!
  14. lahery<ie le calandre efa teo ka zany hoe,niveau carosserie,autocollant PTS otrany @ 205 rallye no mba ho apetaka eo angamba refa misy fotoana kely! Soafikov<ie nalana le teo @ le 205 T8 dia mba natao kely eto mba mampisy valeur kely any le GTI16s!sady freezzze be no misy vahiny ato @ tanàna e!dia somary tery ny fotoana!! Projet zany:efa démonter ndray zao le fiara zany,fa mba iezaka i monter 4 papillon zà!petit pblm tsy maintsy mi modifier gestion !satria le gestion motronic miaraka @ le débimètre tsy mampiodona any lery!!velona izy sans débimètre fa tsy afaka mi accéléré mitsy.Dia mametaka gestino sybelle CARA le taloha zany zà,fa zany hoe mbola mi étude kely aloha tsika
  15. arizona

    Grand Méchant ... look

    tena le tuning aloha otrany tena tsy vita e! !milay le izy kit large fa natao tuning tena otrany mba mampalaelo kely ihany !!samy manana ny fijeriny koa nefa an!
  16. Riry<voa velona ka,ny train mbola tsy vita fa mbola eo moteur fotsiny aloha atreto,sady iarahana mahita fa eo @parking koa @ zao tsika no miasa dia somary mila fahazotoana kely klé!
  17. bon nasiana jantes PTS aloha mba misy endrika kely Dia zay fa niodona izy,en attente d'une ligne groupe A,et quelques pièces zay voa afak mi Run kely
×
×
  • Créer...