-
Compteur de contenus
396 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par hajax
-
-
-
0 point ndray ny stableko tam semaine teo nefa rallye gravel. 6 semaines zay 0 point fona ka mangataka ny manager za hiala ao team RPR. Tsy motivé intsony hanenjika le rallye stable isan-kerinandro fa hilalao fotsiny rehefa mazoto. Kamo be hianatra le lalana vaovao be dia be no sady tsy voako ty dégâts Realistic ty. Betsaka ny bandy motivé ka aleo homena an-dry zalà ny toerana. Ny contest ra sendra tsy miasa dia mazoto fona ny hanala azy. Mazotoa ry zalà!!
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
vita ny leg1. niezaka ny tsy hanao erreur, crispé be. déconcentré kely tao joux plane es4 fa nisy setroka nivoka teo am capot tam départ nefa tsy nisy touchette mitsy tam es teo aloha fa afaka vo niainga kely fa very fotoana mijery température moteur fa soa ihany fa tsy naninona. Tena ratsy koa le karlstadt fa 1:38 ny temps 1er passage ary 2:15 2éme passage fa nandona olana (sa vorona) teny ampanidinana tam le jump teo am pont, very 45s be zao. Dommage Irina sy andrinoa fa tsara classement tao am leg1. sarotra ty wrc 2013 ty, misy N14 sy RRC mande be ao, tena mahakivy mitsy le.
-
-
-
-
-
vita ny Leg1. Enjana be ny pression am le realistic ny dégats. Es1 : Nanao touchette tam le ligne droite be tsy lavitra ny départ, teo am gauche 6, misy lavaka am intérieur fa sortie large dia nidona tam hazo ny côté droit tonga dia TAQ. naika vita sahady ny rallye. Mbola nisy TAQ avy eo fa soa ihany fa tsy nidona tam hazo. 7:32 ny temps, ny an'i cha rette 6:52. Es2 : TAQ iray indray. 6:27, charrette 6:57 Es3 : Nilamina 4:57, charrette 4:51 Es4 : Tsy nisy erreur mitsy 7:17 fa tsy mande mitsy, charrette 6:50 Es5 : Nilamina 4:49, charrette 4:44 Es : DA tsy lavitra ny arrivée fa déconcentré kely 7:04, charrette 7:02 nigembona koa i leiry. Classement général : mitarika i charrette 31:18:16, za manaraka +51s an'i leiry. I Verbal no pilote pro efa nandalo fa +2mn59s amiko i leiry. Grave ty realistic ty, tsy manao choc frontal mitsy fa tonga dia rava le vam. Leg2 sy 3 no tena sarotra am ty monte carlo mod sy tarmac ty. irina>Tonga dia chargé ao ny vam fa tsy mila manao choix intsony.
-
-