Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Herjo

Remise des trophées

Messages recommandés

Salut daholo.

Fampatsiahivana kely fa @ 08 Février no fangalana ny tapa-kila farany @ ny "Remise des Trophées" eny @ CCI Ivato (35 000 Ar) ny 16 Février. Efa 04 no solo-tenan'ny RPR eny ka manentana antsika zay mbola tsy tapa-kevitra handray anjara.

Mazotoa daholo.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ny tsara izahay andeha dia milaza @ karl mba mora hanaovany réservation any @ fede

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rahampitso no farany famandrihana ny toerana an.
Ireto avy zany no efa nilaza fa handeha:
Noriza - Irina - Razo - Hentsrana
i Hajax mbola miandry confirmation'ny any am-piasana.
Ary ny hafa?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...