Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
NORIZA

CONGRATULATIONS LALAINA ET IRINAHAJA

Messages recommandés

Nahazo zazalahy kely indray ny fianakaviambe Rond point Racing koa dia arahabaina manokana ireo Ray aman-dreny niteraka nomen'Andriamanitra ny fara dia tongava taiza,tsy ampy zazalahy iray sisa dia complet ianareo mianakavy kely

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Arabaina lesy zany Mr Irina d maroro taiza e! Def alefako dieny mialo ko ny fiarabana oan'le mbola oavy e! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Salut daholo an!

Amin'ny Sabotsy 16 Marsa @ 16h ho avy zao izany isika RPR no hanolotra ny ro-patsa hoan'i Irina sy Lalaina. Ny toerana dia ao Ankadifotsy. Manantena ny fahatongavantsika maro Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...