Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
hajax

Rallye WRC Vodafone Portugal

Messages recommandés

Vita ny leg1, Retired tao Es3 Newbobs Sad . Miala tsiny Mr Manager. Aleo hiala ao team WRC Monster leisy za fa tsy mazoto intsony. Tsy voatanako mitsy le Fiesta WRC fa puissante be lotra d KK fona. Very vola ny team am car repair sy retired fa aleo za ijanona. Merci e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mahereza lesy fa mitovy tsika zao ,za voa 2 es tao Hulapai nanao saut be t@ le descente iny dia nitsatoka ny lohany dia vita tsy velona intsony ny DS3 miandry an'i Herzo,Henintsoa ary Rawilf sisa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Novitaina hatram farany ny rallye fa te hanala azy kely sady fanaovam-beloma ny team monster.
Herjo> tonga kozio leisy ry leirony ao am rallyesim fa hiala za.
Semaine KK ty fa vmrc tao am leg1 vo falstone dia DA. Leg2 shepherds shield voa le pont dia retired ary leg3 es voalahany dia retired.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena anti capricorne mintsy iny semaine iny, abandon leg 3 koa ny tenanay refa avy abandon leg 3 ihany koa tany am vmrc NoNoNoNo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ok Hajax raha hijanona elah fa tsisy koah Wink

Iza no RPR mazoto anao WRC? misy toerana iray libre ny Monster Question

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...