Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
NORIZA

ROND POINT RACING TEAM 2013

Messages recommandés

Sali daholo!
Efa voaray daholo ny suggestion pour 2013 ka dia hataoko récap eto ka raha misy hovaina dia samia milaza eto satria mbola proposition ity:
proposition:
team WRC 1:Hajax-Rawilf-NORIZA
team WRC 2:IRINA-Andrinoa-HERZO-Hentsrana
dia afaka asiana team faha-3 raha mbola mahazo volant privé ao
dia afaka atao team IRC koa io na milaza proposition eto ny hafa

@ Stable indray dia hizara Team roa ihany ka ny voalohany ao ligue1 dia ny faharoa ligue2

Team ligue1:
Managers :
2749 IRINA
2560 steeverandria

pilotes:
418 NORIZA
835 Herjo
1617 hajax
1907 Hentsrana
2856 alexwelson
5577 andrinoa
7621 rawilf
+1 place libre pour un pilote dispo pour le championnat

Team ligue2:
Managers:
6101 karlwelson
1767 Smam

pilotes:
518 sandbach
618 Djian
3569 Tweet
3602 patrick
4230 RAZO
5560 H RAS
8979 ragra
+1 place libre pour un pilote dispo pour le championnat


samy miezaka daholo ny team 2 satria samy manana ny adversaires avy na au niveau national na international,efa nentanina daholo ny pilotes sasany tsy dia hita firy t@ ity saison ity indrindra tao @ Ligue2 ka hiezaka ny hiverina @ 2013.
hentsrana>ialahy no mba hiandraikitra ny RB VMRC 2013 araka ny annonce hita atsy @ Fb,dia mba ampio ireo manager ireo satria ialahy no anisan'ny commisaire gasy ao.

Momba ny contest indray dia hentanina ny pilote rehetra mba handray anjara @ 2013 satria tena vitsy isika ry zala t@ ity 2012 ity,mbola hodinihina manaraka ny répartition par groupe.

Dia miandry ny proposition ny tsirairay ary manararaotra manolotra fisaorana ny rehetra t@ ny fahafoizan-tena t@ity saison 2012 ity na mbola tsy tapitra ary izy ity,sady mitondra avo hatrany ny classement ny Rond Point Racing Team.

Steeve>mba manomana tatitra ara-bola t@ ity 2012 ity ho entina @ fivoriana manaraka sy handinihina ny tokony hatao @ 2013.

Misaotra ny rehetra.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mety tsara daholo ireo composition ireo fa ny team wrc afaka miala za ra te hanao i hentsrana na IRINA an, tsisy pb.

Ny momba ny 1 pilote dispo ao am league 1 ndray dia tsara raha pilote dispo isank'herinandro no ilaina fa teo no tena nahavery antsika soit karlwelson, RAZO, na patrick. Pour 2012 dia tsy hifanomezantsiny ho an'ireo izay tsy afaka noho ny antony maro Very Happy

Ny contest koa hitako mila améliorena koa nefa iny ndray miankina am fahafahan'ny tsirairay kosa.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Hentsrana toujours dispo wan team ra ts misy ny sampona Very HappyVery Happy

wan WRC, manahirana b le iady hevitra eto fa aleo tonga d za no ijan alo, performance pure no natonga ana isafid anzay.

ny anao team privé alo ts interessant wantsika rats we maazo mitondra WRC 2011 et + ko, aleo mifantoka tsara amn ERC ar.

wan stable ndray, ireto alo ny classement antsik ao (nataok coeff 1,5 ny L1 d coeff 1 ny L2) za mahita zan we avy amnio no icomposena precisement ny team, coeff 1.5 le L1 satria sarotra kokoa

NORIZA : 15829,5 (10553pts x 1.5)
Hajax : 11847 (7898 x 1.5)
Rawilf : 11548,5 (7699 x 1.5)
Hentsrana : 11235
Andrinoa : 10111,5 (6741 x 1.5)
Steeverandria : 9078 (6052 x 1.5)
Herjo : 7984,5 (5323 x 1.5)
IRINA : 7978,5 (5319 x 1.5)
alexwelson : 7878 (5252 x 1.5)
Ragra : 6891
Karlwelson : 6640
patrick : 5101 (4079 + 1022)
smam : 3289,5 (2193 x 1.5)
RAZO : 2578
Djian : 1981
HRAS : 1441
Latvalaza : 1005 (670 x 1.5)
Sandbach : 706.5 (471 x 1.5)

Donc, ra manaraka ny resultat 2012 d ragra no miakatra team 1 na karl

Ny tena conclusion d mila makao amn BONNE APPETIT mandamina anio an, sa aon president?????

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

hents> hiala ho aiza ela fa ela anié ny manager e! Wink
ra io résultat io indray zany no jereko dia ny fanontaniana apetraka d i ragra sa karl sa patrick no disponible koukou isank'herinandro amin'ny fiakarana team 1 .

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ra mitov tamty 2012 ty ny reglement 2013 d ireo ze f tafiditra 10 1er tamna rallye WRC iray no manager prioritaire, zan we maaz mifid team, d ireo team tsis maka no alain ny hafa.
atreto alo zan d i NORIZA - Hajax - Rawilf - IRINA - Herjo no tafiditra amzay.

andrinoa>>afaka manao manager ian za ra zay tena tinla fa lisan pilote e, itady spons milay za d amzay ts mataotra budget tsun Very HappyVery HappyVery Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ok zala a! aleo aloha samy milaza ny point de vue eto daholo ny rehetra dia afaka mandravona azy ao @ Bonne Appétit @ farany,sinon karl afaka miakatra fa iza no hatao manager ao?sa hataon'i Hents manager virtuel ny ligue2?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

azo atao zan normalement k, za ian no manager fa ts pilote ao futsn.

ar aon oun mba hevitr' Rarini sy JESUS4life amn 2013???? aiz lisan zalà to ts mamal mits a???? Very HappyVery HappyVery Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Salut daholo aloha . Dia misaotra mijery ny points des pilotes L1 et L2. Somary mazana aloha ny hanao par semaine fa hiezaka . ka na L1 na L2 aho dia mitovy foana ny disponibilité. Tsy maninona raha hiakatra L1 . Patrick mety hanana fahasahiranana ka aleo izy hijanona L2. Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mety misy nouveaux pilotes tsika 2012 dia ampidirina ligue 2 ry zalah ka.
Amilo manokana dia ny tena olana dia izaho tsy misy volant atramin'izao ka dia mitady spons. mafy mba hitondrana vokatra tsara atrany ho an'i team pour 2013.

Ny disponibilité ko mbola point d'interrogation b satria ilay manenjika WRC, VMRC, IRC dia mbola hisy ERC indray ko dia tena loza fa asio mits ilay fivoriana ary e.

Convokena daholo ny membre mbo anome sosokevitra, rawilf ataovy mody aty dago klo e... D i rarini sy i jesus4life ko,

zay zalaha a....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

IRINA>>> leo makaty amna nga ela????? SadSadSad

amn herintaona rallye 3 no base fa diso nen Irina, IRC lasa inclus anat ERC,

Ny mba fangatahana avy aty amko d mba ajan ny RPR sasany ny resaka vehivavy tsara sy vodivodina fa nanimba perf b tamty taona ity lol!lol!lol!
tokon grand champion mits saing indrisy, farafaratsn mba ahena ra tena ts zaka SmileSmileSmile

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Inn lty zany resaka zany ry hentsrana fa tena tsy arakay lety a

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
Inn lty zany resaka zany ry hentsrana fa tena tsy arakay lety a


lol!lol! itanla eo ian

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut daholo isika Team!
Rehefa nieritreritra sy nandinika kely aho dia tapa-kevitra fa tsy handray anjara intsony amin'ny RSRBR. Ny antony dia tsy arako intsony fa mi-stress be ahy ka mangataka tso-drano aminareo aho hijanona.
Malahelo aho hisaraka aminareo kanefa hitako fa tsy ho vitako araky ny eritreretako azy intsony ilay izy.
Izay ry zalahy fa dia mazotoa daholo ianareo.
Alexwelson.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Manamaivana ny stress ra alex dia aleo ny manche V-MRC ihany no atao raha izany an.
Sady mbolà mila Mpamily 2RM foana isika RPR anatevin-daharana @ 2013.

Tsy d'accord izahay ra-alex an... Andao tohizina ny fiarahana fa aiz zany. Sady oatrany misy indray ilay propuls nge @ 2013 e raha tsy diso aho. Any efa anjakanao tanteraka ny taranja...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut daholo an!

Za perso mazoto @ WRC pour saison prochaine.

Par contre, tena otran'ny tsy hanao V-MRC tsony aloha fa tena misy fotoana tsy tratra le izy de manjary lasa pression be de vao maika tsy mety an.

Tsy azoko kou le calendrier V-MRC mifanindry @ WRC sachant hoe samy rallye lava reo.

Bref, zay aloha zany ny avis-ko.

Mazotoa daholo.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Herjo a écrit:
Salut daholo an!

Za perso mazoto @ WRC pour saison prochaine.

Par contre, tena otran'ny tsy hanao V-MRC tsony aloha fa tena misy fotoana tsy tratra le izy de manjary lasa pression be de vao maika tsy mety an.

Tsy azoko kou le calendrier V-MRC mifanindry @ WRC sachant hoe samy rallye lava reo.

Bref, zay aloha zany ny avis-ko.

Mazotoa daholo.



WRC elà f lany k, enganie tsik ahazo team anak2 futsn d mba manao daol.

ity zao ny calendrier 2013 antsika any, tamnty 2012 ty zao ts nitov tamn WRC reel ko ny calendrier sasany WRC, donc tena sarotra

Rallye Rond Point Racing Week 9
Rallye SO6 Week 15
Rallye ASACM Week 20
Rallye de l’Indépendance Week 26
Rallye Tamatave Week 29
Rallye TOTAL FMMSAM Week 38
Rallye International de Madagascar Week 41
Rallye ASA TANA Week 45
Rallye VRC Week 49

tkn manao VMRC ian alo elà, d CONTEST ko, tsik vitsy no sad mila pilote mande b otranla

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
zay mits lesy ra Herjo a. Aza atao woe pression ilay V-Mrc fa ataovy otran'ialahy mi-courrir en WRC ihany io.
Ny contest, raha tena tsy hafaka tsy koi, fa ny en ligne any antrano nge manana une semaine atrany ialahy mamita azy e.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ity zala no calendrier provisoire ao amn 2013, suivant calendrier reel.

Calendrier Provisoire 2013

ERC Jänner Rally Week 1
WRC Monté Carlo Week 3
ERC Winter Rallye Week 5
WRC Suède Week 6
VMRC Rallye Rond Point Racing Week 9
WRC Mexique Week 10
ERC Circuit of Ireland Week 13
VMRC Rallye SO6 Week 15
WRC Portugal Week 15
ERC Açores Week 17
WRC Argentine Week 18
VMRC Rallye ASACM Week 20
ERC Tour de Corse Week 20
WRC Grèce Week 22
ERC Croatie Week 23
WRC Italie Week 25
VMRC Rallye de l’Indépendance Week 26
ERC Ypres Week 26
VMRC Rallye Tamatave Week 29
WRC Finlande Week 31
WRC Allemagne Week 34

ERC Barum Rally Week 35
WRC Australie Week 37
VMRC Rallye TOTAL FMMSAM Week 38
WRC France Week 40
VMRC RIM Week 41
ERC SanRemo Week 41
WRC Espagne Week 43
VMRC Rallye ASA TANA Week 45
ERC Valais Week 45
WRC Grande Bretagne Week 46
VMRC Rallye VRC Week 49

Atreto alo zan d ts mis problem ny WRC sy VMRC fa in-1 ian no mifanindry, ny ERC kos tena gaigy ra lava b fa in 4 mifanindry amn VMRC

Samy mijer ze mety amn zan, nena alo d ataok any daol e, prio futsn ny VMRC d aveo WRC, ny ERC miankina amn fotoana fa iezaka ny anao team officiel ian

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny ahy ry zalà le VMRC sy WRC iany ngamba no afaka ataoko. Afaka manao contest ko ra azo atao (en ligne a!). lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Za mbola mazoto fa ny WRC sy VMRC no tena hiezahana ho présent fona. Ny contest raha sendra libre fotsiny fa efa resérvé ho am fijerena rallye réel ny faux malade sy repos ary congé.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mr le manager mba hiangaviana mba hanao skin ny daba RPR pour 2013 azafady,(ohatra NORIZA DS3,Herzo Polo sns....)
Dia mba misy mangataka ny momba ny point mety ho azon'ny fiara tsirairay par rapport @ stable toy ilay résumé t@ herintaona iny.
misaotra mialoha e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ok, voray fangatahana
fa mis afaka mandef le resume tamn 2012 v alo atao base fa tsitako mits le tato amko, d ataok màj futsn in.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut daol,

F vita zan fivoriana fa d misaraka daol ny groupe amn ty 2013 ty

S2000 / RRC / R4 / M / N / 2RM-1.6 / 2RM+1.6

mila atao aingana ian le fizarana fa otrana mants zao mety ts maints miova daba d vo manavao mits

aleo zan alo sam mandef ny choix groupe eto e, mba we 2 choix d mba ita eo ze andaminana azy

nena alo zan
1er choix : RRC
2e choix : R4

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut Zala

1ére choix : RRC
2éme choix : S2000

Répartition contest sy vmrc ve ilay izy?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
sad VMRC ian no contest f aafaka miova zan entre an'izy roa

Laza f confirmé amn en ligne fa R4

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sali daholo efa marobe ireo groupe ireo ka dia samia mifidy izay mety @ fotsiny dia mba miezaka tafiditra podium @ izay groupe nosafidianany,sinon ny ahy aloha izany DS3 RRC no safidiko @ ity championnat 2013 ity dia hiezaka fotsiny fa betsaka no efa fusé ao sa ahoana ry mr manager?Dia manentana ny rehetra mba handray anjara araka izay fahafahany mba tsy ho 4 na 5 fotsiny ny RPR mandray anjara nefa manomboka misy point Team @ ity saison ity.
Dia manantena antsika vonona hiaro ny faneva Rond point Racing Team!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

atr@zao alo zany d RRC ny 1er choix fa ny 2ème mbola tsy fantatra! Smile mbola tsy nitsapa afa tsy RRC za atr@zao. lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Résumé kel alo atreto araky ny resaka, ireo pilote izay f niconfirme, d ny () kos ireo pilote ze nametraka choix fa apetraka amna choix ra mety amn :

RRC : Noriza / Rawilf
S2000 : Hajax / Razo / Herjo
R4 : Laza / (entsRANA)
N : (Smam)
M : Irinahaja / (Andrinoa)
2RM : steeverandria

zao zan ra otra we repartissena tsar ny online

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tairo fa hitondra grN aho rehefa tsisy candidat isika

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

merci ela clap efa place aux jeunes izao fa ny senior aza efa nofoanana e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena mahay mits io preparteur antsika io an..
Hents' PREPA no tokony ho soratana eo, ngeda b... lol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
NORIZA a écrit:
merci ela clap efa place au jeune izao fa ny senior aza efa nofoanana e!

tadiavin'ry zalà andé retraite saad nga i Loeb le! lol! Zay maka anlà foana e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hents: efa inscrit @ live @zay aho, fa niova ny numero: 9896 Smam

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
Hents: efa inscrit @ live @zay aho, fa niova ny numero: 9896 Smam


mamerena ela miconfirme ar, d aza adino manao à jour profil ela ao amn forum rallyesim

CONFIRMATION SMAM

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
entsRANA a écrit:
Smam a écrit:
Hents: efa inscrit @ live @zay aho, fa niova ny numero: 9896 Smam


mamerena ela miconfirme ar, d aza adino manao à jour profil ela ao amn forum rallyesim

CONFIRMATION SMAM

Zay fa vitako
Merci lesy e, de rehefa mba malalaka de aza adino koa lesy ny mampiditra garage le sub N14

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
entsRANA a écrit:
Smam a écrit:
Hents: efa inscrit @ live @zay aho, fa niova ny numero: 9896 Smam


mamerena ela miconfirme ar, d aza adino manao à jour profil ela ao amn forum rallyesim

CONFIRMATION SMAM

Zay fa vitako
Merci lesy e, de rehefa mba malalaka de aza adino koa lesy ny mampiditra garage le sub N14


Ok Smam, ampidiriko mits k

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...