Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

hajax

Membres
  • Compteur de contenus

    396
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par hajax

  1. Félicitations Beels (sady milay b le skin le sub no fusée be)
  2. hajax

    Strategie Rallye WRC

    felicitation ho any ze tonga ary am manaraka manao milay ho any ireo nisy blème. Aleo hitombo fona ny point team RPR ka asio mafy ry zalà ty suède ty.
  3. hajax

    Rallye VRC

    vita leg 3 ry zalà enjana b le choix pneu am le es 4 farany. ny ana nataoko gravel wet de nampidinina amabany b ny pression de otrany nande tsara iany; za zao 2ème GrA, Andrinoa 3ème Grn, Sandbach 4ème 2 roue; zay alo ny info farany
  4. Vita ny leg3 Es14 : nanao touchette kely, afaka nanoy tsy simba ny vam fa mila mandoko fotsiny Es 15 : es tsisy ambara fa ny temps no tsy mamely Es16 : sarotra b le choix pneu, nandramana gravel wet dia nahena b ny pression, nisy adhérence tsara ihany . kikiny scratch 6 :03 :33 asa ina ny pneu leiry Es17 : sarotra ty es ty GrN no ni-scratch tao hongrois 4 :44 Es 18 : nety le pneu gravel wet teto Es19 : malama b, tamagarasta no no-scratch 2 :19 :85 Classement général vonjy maika : 1er Kikiny 76 :24 :40 2ème hajax +1 :28 :68 3ème Jim +1 :49 :08 (leader GrN) Asio mafy ry zalà
  5. Vita leg2. Tonga ihany na teo aza ny olana samihafa Es 9 : tonneau indray e, ra vo manao freinage pied gauche dia mi-saccade, nefa izay no nataoko alohan’ny saut dia nivaoka ny lalana tam recaption de tonneau, tafaverina sur 4 roues fa lany fotoana be Es10 : nitandrina sady tena concentré tsara dia tsy nisy pinpin na dia zany azy very fotoana ihany Es11 : afa-po ny temps fa niatsara ny record-ko es 12 : tena tsy milamina ny suspension-ko fa tête-à-queue ndray tao aoriana reception saut es13 : malama be , niezaka ny tsy nanao faute sy manary temps Rahampitso manao leg3. Asio mafy ry zalà
  6. hajax

    Rallye VRC

    Salut daolo Vita leg2. Tonga ihany na teo aza ny olana samihafa Es 9 : tonneau indray e, ra vo manao freinage pied gauche dia mi-saccade, nefa izay no nataoko alohan’ny saut dia nivaoka ny lalana tam recaption de tonneau, tafaverina sur 4 roues fa lany fotoana be 5 :44 :75 Es10 : nitandrina sady tena concentré tsara dia tsy nisy pinpin na dia zany azy very fotoana ihany : 4 :19 :56 Es11 : afa-po ny temps fa niatsara ny record-ko 4 :53 :37 es 12 : tena tsy milamina ny suspension-ko fa tête-à-queue ndray tao aoriana reception saut 5 :35 :42 es13 : malama be , niezaka ny tsy nanao faute sy manary temps 2 :26 :27 nangataka assistance tany am SMAM dia hita ny blème le mi-saccade fa mila désactivena mise à jour automatique antivirus refa manao session en ligne. Rahampitso manao leg3. Asio mafy ry zalà
  7. VITA RY ZALA LEG1 es1 : nande nilamina, natao ze tsy anaovana erreur es2 : enjana b le bosse, nanao vol plané fa tafaverina sur 4 roue ihany tsy simba ny vam es3 : nitandrina b fa natahotra, diso ny coupe b d nanao tonneau ary latsaka tanaty ravin fa taverina sur 4 roue, 20 s teo vo afaka tao fa tsy te hiantso vonjy : es4 : nandamina b fa kivy e es5 : es tsy milay mitsy, sortie kely fa ni saccade tampoka ny matos refa mi-freine es6 : zay vo tsy nanao erreur es7 : es tena natahorana, nande tsara es8 : es sarotra b, bravo irina 2ème temps à 2 dixième fablide resultat provisoire 1er fablide, 2ème Rimorimo (bravo) à 43s ary 3ème hajax à 50s ho any ze tsy mbola nandray départ ataovy tsara fa combat b io
  8. hajax

    Rallye VRC

    VITA RY ZALA LEG1 es1 : nande nilamina, natao ze tsy anaovana erreur : 2:04:06 es2 : enjana b le bosse, nanao vol plané fa tafaverina sur 4 roue ihany tsy simba ny vam :2:06:33 es3 : nitandrina b fa natahotra, diso ny coupe b d nanao tonneau ary latsaka tanaty ravin fa taverina sur 4 roue, 20 s teo vo afaka tao fa tsy te hiantso vonjy : 5:33:30 es4 : nandamina b fa kivy e : 2:14:50 es5 : es tsy milay mitsy, sortie kely fa ni saccade tampoka ny matos refa mi-freine : 3:41:17 es6 : zay vo tsy nanao erreur 5:12:48 es7 : es tena natahorana, nande tsara 1:59:78 es8 : es sarotra b, bravo irina 2ème temps à 2 dixième fablide resultat provisoire 1er fablide, 2ème Rimorimo (bravo) à 43s ary 3ème hajax à 50s ho any ze tsy mbola nandray départ ataovy tsara fa combat b io
  9. Leg 1 Rallye mythique términé : 26 ème provisoire Es 1 : 06:05:80 temps ni roule tsara, tonneau après CHV mais sans pinpin ES2 : 07:24:80 Es3 : 06:20:37 Es très difficile, scratch Grn 6:17 Es4 : 05:48:17 sortie à qq mètres CHD trentaine de secondes perdues Es5 : 04:53 Ràs Es6 : 02 sorties et abondon
  10. hajax

    FRANCE /// Terre de Vaucluse

    naika hanao le french gravel vaucluse fa nidegany tampoka le RSRBR niditra session leg1 de 1h45mn no affiché teo am le compte à rebours de niandry teo nefa tampoka teo tonga nivaoka teo am misy ny temps nivaoka temps es1 (tsisy split 1,2 amn io an) sady lasa 1h20 sisa le compte à rebours no tsy mijanona de nivoaka ko ny es2, es3 ... vita mitsy ny leg1 retra. temps forfetaire daolo le izy. Za amn io tsy nietsika tao am rsrbr mitsy, ny camhack aza tsy mbola activé; vita le es retra de nisy soratra oe server not connected. nivaoka rsrbr mitsy za de namerina connection de ni redémarrer-ko rsrbr, niditra session fa tonga de vaucluse leg2 no nivoka teo. nisy fantôme angamba tao le. litika mitsy zany;
  11. hajax

    RALLYE ASA TANA

    Félicitation ho any champion 2009 rehetra . Nilay ty saison 2009 ty d am janvier ndray zany ny fotoana. hikotrana tsara am ty intersaison ty b d b le fusée mande b. (ô ry zalà tsy mi existe v ny sub GrA autre que 95???? b lotra le Evo9 mantsy)
  12. hajax

    RALLYE ASA TANA

    Leg 1 terminé 3ème au classement provisoire Es1 : naka rythme, temps moyen Es2 : Tanner, Tsy reveko mitsy ty Es ty; nanary secondes b d b Es3 : Idem Tanner Es4 : visibilité 0, nandona mpakasary very temps b Es5 : nande tsara Es6 : es nilamina
  13. salut Aube mon pseudo hajax n°1617; merci
  14. hajax

    RALLYE DU BOINA #4#

    Vita rallye Boeny, 2 rallye izay tsy nahita arrivéé (dzama sy srk) dia faly be fa tonga tam ty Boeny ty; Leg 1: Ni-roule tsara, tsy nisy erreur fa nitandrina be dia ny temps no moyen; Leg2 : nandeha tsara ES rehetra afa tsy Greenhills nanao sortie kely dia very temps; nisy bleme koa angamba kikiny sy fafahcop fa 1 sy 2s ny écart; i kikiny sy fafahcop no miady scratch ao tam za nanao leg2; mande b ry zala; classement après leg2 zany zao mardi à 10:38, 1er kikiny dia za à 12s fa mbola ho avy daolo ny enjana rehetra. (dommmage ny an'i fafahcop fa tokony ho 1er na 2em zany i leiry)
  15. hajax

    INSCRIPTION SRK

    hajax n°1617 Evo6 A8
  16. hajax

    IRC/// Rallye de Russie 2009

    vita ny rallye Russie, faly fa nahita arrivée; leg1 es1 : sarotra le manomboka le rallye fa crispé be dia nanao tàq alo ny arrivée, very seconde maromaro. es2 : nanomboka chauffé dia tsy de ratsy le temps es3 : tsy nisy erreur firy fa ny temps moyen leg2 es5: tsara ny temps fa sortie alo stop dia nipitika ny pare-choc avant nivoka setroka es6 : nande mora so abondon es9: sortie tam ligne droite dia nivadika ary rava ny fiara fa afaka namarana le es very fotoana b es10 : niezaka ny tsy abandonne, tàq 2 na 3 fa niova b comportement le vam (otrany oe niala ny pneu arrière gauche) leg 3 nilamina daolo ny es rehetra; niatsara temps tam 2eme passage; am manaraka ndray e
  17. hajax

    MRC RALLYE DZAMA

    Rallye dzama à oublier. Catastrophique. leg1 : temps satisfaisant pour l'ES1, petite sortie dans ES2 1mn après le depart et capot ouvert jusqu'à la fin ES avec visibilité réduite et une vingtaine de s de perdue, ES3 : plusieurs tonneaux après qq km après le départ sur un virage 4 gauche (bosse à l'intérieur) et les freins ont lachés et abondon apres qq m suite à une collision avec un arbre. leg2 : en super rallye ES6 : assez bon temps ES7 : freinage tardif sur un virage 3 gauche et collision avec une maison, moteur HS et abondon vivement 3éme manche.
  18. hajax

    Insciption Rallye DZAMA

    hajax n° 1617 mitsu EVO 6 A8
  19. hajax

    hajax

    salut, ie team didier ralambo tokoa. milay b site mrallye ary ho avy matetika ao haka soupapa @ nareo. io avatar dodanen (bien b) io no mba itako fa 206 ny dabako @ championnat wrc.
  20. salut, pseudo hajax prenom : haja saison 1st @ rbr, fan de rallye reel na virtuel. mpilalao foot a 11 sy en salle. milay b le championnat. hiezaka ny handray anjara fona.
  21. hajax

    INSCRIPTION RALLYE JOVENNA RBR

    Slt, pseudo : hajax N° 1617 voiture : Mitsu Evo6 A8 parrain : Damix Hajax ok pour toh inscritpion fa hay mo i mikkah ihany no Damix on ne se retrouve plus avec ses pseudos
×
×
  • Créer...