Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

NORIZA

Membres
  • Compteur de contenus

    553
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par NORIZA

  1. NORIZA

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    vonona hatrany hiaro ny voninahitra malagasy e!
  2. NORIZA

    3eme round RBR contest du 9 octobre 2010

    Jour J ,bonne chance daholo ry zalahy a!
  3. NORIZA

    3eme round RBR contest du 9 octobre 2010

    ie UC fotsiny ilay rahariva ka aza tara fa Beels hono mila mandeha @ 18h30
  4. NORIZA

    3eme round RBR contest du 9 octobre 2010

    Sali daholo, récap kely hatreto aloha ny sur hoe hanao dia:Sandy,Irina,smam,andrianoa,Noriza,Ragra.Karl tsy afaka tokony mety ra machine2 aloa hatreto nefa aleo mi-prévoir machine 3 ihany sao misy imprévu koa raha mety Smam dia machine 1 ialahy,1sandbach ary 1 farany machine ao @ rond point ka tokony hoavy any @ Papalé daholo ireo machine ireo ny Jeudi à 18 H,Irina efa vonona @ transport satria tsy miasa leiry.Au niveau cable réseau dia manana iray aho sinon mbola mila 2 izany.Ny inscription ntsika rehetra dia hatao @ Jeudi io daholo izay fara fandraisana azy ka samia miomana manatitra izany ao @ RPR alohan'Jeudi midi fa à 16H no farany izay tsy hafaka ho any na tonga dia manatona any i papalé,16 000 ariary ilay izy kaly compris. Mila milaza eto rahampitso fara-fahatarany izay mbola te-hanao ankoatra ireo efa voatonona etsy ambony mora handaminana ny pro.Dia samia mamaky réglement tsara daholo fa misy détail madinidinika ao. A+
  5. NORIZA

    soirée didier ralambo

    Nahafinaritra iny fa tokony asiana pro ny RPRT au moins 1fois /mois????
  6. NORIZA

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Vita soamantsara indray iny aloha na dia nanao faute ihany aza fa dia arahabaina isika malagasy fa nandresy indray.Enjana dia enjana ny fandehan'ingahy Zos koa dia arahabaina manokana ianao,sao dia tokony hovaina Zoda..s ny pseudo anao???
  7. NORIZA

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Vita soamantsara indray iny aloha na dia nanao faute ihany aza fa dia arahabaina isika malagasy fa nandresy indray.Enjana dia enjana ny fandehan'ingahy Zos koa dia arahabaina manokana ianao,sao dia tokony hovaina Zoda..s ny pseudo anao???
  8. NORIZA

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Vita soamantsara indray iny aloha na dia nanao faute ihany aza fa dia arahabaina isika malagasy fa nandresy indray.Enjana dia enjana ny fandehan'ingahy Zos koa dia arahabaina manokana ianao,sao dia tokony hovaina Zoda..s ny pseudo anao???
  9. NORIZA

    Livre d'or 5 années de Rallygasy

    Félicitations et longue vie pour rallygasy
  10. NORIZA

    soirée didier ralambo

    Salut daholo hatreto aloha izany dia Andrinoa,Irina,Djian ary izaho no mety ho avy any rahariva antsoinay Hajax rehefa ho avy izahay.
  11. NORIZA

    3eme round RBR contest du 9 octobre 2010

    justement mila miresaka kely fa aty amiko aloha efa misy cable dia playseat +G25+ ordi any Sandbach dia mety mila machine 2 fanampiny isika raha ohatran'ilay t@ farany iny fa aleo samy mi-confirme kely daholo izay afaka hanao
  12. NORIZA

    RALLYE DE FRANCE ALSACE

    Salut à tous,KKK tao @ arrivée prospect SS4 indray dia vita ny rallye,désolé ry zalahy fa tena nataoko iva laotra ny 207 dia tsy tafa ilay pont hazo teo @ arrivée iny
  13. NORIZA

    soirée didier ralambo

    hiezaka ny ho hafaka tsy maintsy hisy solontena ny RPRT fa raha faha ratsiny dia ahoana tsara izany ny programme?
  14. NORIZA

    Fijerena RITM

    mila mivory kely mintsy tsika an! mbola betsaka no tsy mifankalala, tonga d mba fixeo eto lesy Rino ny fotoana mba iomanana mialoha ok Tsy maintsy hatao pro alahady hariva ihany io fa ho lazaina manaraka eto ny fotoana fa any @ RITM aloha mifankahita e!
  15. Le rond Point Racing Team vient de recruter un nouveau pilote bien connu du monde virtuel que réel en la personne de Nirina 58 ou Latvalaza,il compte renforcer le Team pour bien finir cette saison 2010 dans le Top 10 car là on est tout prés du but en étant 11é provisoire dans le classement Stable Rallyesim. Sur ce bon rallye à tous et bienvenue à Latvalaza
  16. NORIZA

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    Bienvenue ialahy aloha dia marina io tenin'Irina io fa samy miezaka daholo fa c'est pas évident non plus,izaho izao vao KKK t@ Noiker indray t@ Sanremo IRC dia désolé pour le Team cette semaine nefa mba nety ihany ny Leg1 sinon bonne course ho an'izay mbola tsy niainga. sinon si Latvalaza renonce le prochain WRC,je reste alors pour rattraper un peu A+ les gars
  17. NORIZA

    FMMSAM 2010

    io no efa noresahantsika dia arabaina ialahisany izany
  18. NORIZA

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    Bon,aleo izaho hanova rallye hafa ary e!
  19. NORIZA

    Fijerena RITM

    Ao lesy fa tantarainay a. Omany ny brochette sy ny bien glacé fa ho avy eo zahay dia efa homano ny tranon'ialahy @ herintaona fa ho avy hijery rallye ny RPRT
  20. NORIZA

    Fijerena RITM

    14 H 30 ny SS dia alohan'izay izany
  21. NORIZA

    Rallye Du Japon

    vita ny rallye fa somary enjana ila y reprise aprés 1 semaine de pause ka dia naleo 207 no nentina ny assure no natao satria Irina latsaka dia Hajaxsy Smam sisa no tao.Kivy ihany mijery ny temps Fra81 fa tena misy turbo ny 207 leiry angamba na tena 207 WRC mihintsy inty ny résult farany tao dia arabaina ry zalahy a!! PROVISIONAL RESULTS AFTER SS8 RALLY JAPAN Leg 3 #DriverCar (1st SS) Group (1st SS) Class (1st SS) TimeDiff 1 801 kikiny Subaru Impreza WRC 2007 A 8W 79:39.81+00:00.00 2 3144 superrallyman Subaru Impreza WRC 2009 A 8W 79:40.73+00:00.92 3 876 elcheminot Citroen C4 WRC 2009 A 8W 80:01.23+00:21.42 4 1191 fra81 Peugeot 207 S2000 N 4S 80:51.57+01:11.76 +00:50.34 5 5885 chepilevski Citroen C4 WRC 2008 A 8W 81:10.50+01:30.69 6 2324 GALATZ Jenck Subaru Impreza WRC 2006 A 8W 81:17.30+01:37.49 7 2988 Slimfire FIAT Grande Punto s2000 N 4S 82:13.58+02:33.77 8 1617 hajax Subaru Impreza WRC 2007 A 8W 82:50.34+03:10.53 9 Cromax Citroen Xsara WRC 2007 A 8W 82:50.55+03:10.74 +00:00.21 10 35 jo10 Subaru Impreza WRC 2009 A 8W 83:06.78+03:26.97 11 7020 mimowrc Citroen C4 WRC 2007 A 8W 83:13.73+03:33.92 12 1141 stef Citroen C4 WRC 2007 A 8W 83:50.31+04:10.50 +00:36.58 13 418 NORIZA Peugeot 207 S2000 N 4S 84:00.39+04:20.58 +00:10.08 14 764 Franconen Citroen C4 WRC 2007 A 8W 84:28.06+04:48.25 15 2193 cyril25 Subaru Impreza N14 URT N 4 84:33.23+04:53.42 16 34 Jim Subaru Impreza N14 URT N 4 84:37.41+04:57.60 +00:04.18 17 5490 peke75 Peugeot 207 S2000 N 4S 84:40.94+05:01.13 +00:03.53 18 11 calimero05 Peugeot 207 S2000 N 4S 85:28.82+05:49.01 19 2410 maxidim Citroen C4 WRC 2007 A 8W 85:34.86+05:55.05 20 1767 smam Peugeot 207 S2000 N 4S 85:47.86+06:08.05 +00:13.00 21 3712 cedmich89 Peugeot 207 S2000 N 4S 86:12.35+06:32.54 22 155 condo12 Ford Focus WRC 2007 A 8W 86:22.01+06:42.20 .................................................................................................................................................................. 40 2749 IRINA VW Polo S2000 N 4S 89:19.03+09:39.22 +00:14.39
  22. NORIZA

    Fijerena RITM

    aleo Zoma manao fotoana ary @ PC daholo dia eo no atao ny programme
  23. NORIZA

    Fijerena RITM

    aleo Zoma manao fotoana ary @ PC daholo dia eo no atao ny programme
  24. NORIZA

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    Isaorana daholo ny rehetra izay nahatonga antsika 11é provisoire h@ izao,izay indrindra no antony recrutement vao2 mba hi-renforcer ny équipe satria ny tanjona dia 10 premier @ fin de saison. Efa somary elaela isika izay tsy nanao rencontre ka angamba rehefa vita ny RITM dia hasiana fivoriana indray. Mazoto daholo dia bienvenue Latvalaza!
  25. NORIZA

    PILOTES CONTROLES

    Mila mailo ialahy ry Noriza fa andrasan-dry zalahy marina tsy hita letsy fa hahemotra laharana 10 angamba ny classement @ manaraka e! fa mandefa ilay replay koa mbola henjana
×
×
  • Créer...