Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

NORIZA

Membres
  • Compteur de contenus

    553
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par NORIZA

  1. NORIZA

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    somary ratsy ny résultat farany teo fa samy nisy pb kely daholo ny bandy fa samia miezaka h@ ity semaine ity fa 10e no tanjona e!!!
  2. NORIZA

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Sali daholo vita ihany ny rallye na dia 30 mn alohan'ny départ aza vao vita ny mecano ny Vam!!malama be ilay izy ka tsy tana intsony tao Minesh II DA dia avy eo mbola nisy sortie koa tsy kivy fa nanao izay ahatongavana,inty ny résultat farany à 23 h 30 mbola nisy Espagnol 5 tsy niainga fa dia arahabaina daholo isika gasy satria iray ihany hatreto no tafiditra ry zareo PROVISIONAL RESULTS AFTER SS12 Quater final B Espagna Vs Madagascar #DriverCar (1st SS) Group (1st SS) Class (1st SS) TimeDiff 1 2332 Beelabba Subaru Impreza WRC 2009 51:44.75+00:00.00 2 2988 Slimfire Subaru Impreza WRC 2007 51:45.66+00:00.91 3 1165 ZoS Ford Focus WRC 2007 52:16.42+00:31.67 +00:30.76 4 418 NORIZA Citroen C4 WRC 2007 53:05.43+01:20.68 +00:49.01 5 3938 fafahcop Ford Focus WRC 2007 53:14.96+01:30.21 +00:09.53 6 1617 hajax Subaru Impreza WRC 2007 53:30.68+01:45.93 +00:15.72 7 990 soafahana Citroen C4 WRC 2007 54:55.86+03:11.11 +01:25.18 8 1206 zazamaditra Ford Focus WRC 2007 55:16.40+03:31.65 9 3747 riry Peugeot 206 WRC 2003 69:42.22+17:57.47 +14:25.82 10 121 turini35 Ford Focus WRC 2007 74:08.77+22:24.02 +04:26.55 11 1658 Caius Mitsubishi Lancer evo 9 WRC 2007 77:18.48+25:33.73 12 120 fablide Citroen C4 WRC 2009 82:05.29+30:20.54 +04:46.81 13 1767 smam Ford Focus WRC 2007 83:14.91+31:30.16 +01:09.62 14 1359 MTORRES Citroen Xsara WRC 2007 85:17.36+33:32.61 15 113 hondaflako Citroen C4 WRC 2007 105:57.55+54:12.80
  3. NORIZA

    PILOTES CONTROLES

    efa au courant leiry fa efa lasa hono e!!!
  4. Sali daholo vita soamantsara ny rallye,niezaka ny assure ihany fa voafitaka tao Hulapai II sady nandona spect dia natao izay nahatongavana fa mandeha be koa ny ao aloha rehetra ao dia arahabaina daholo izay tonga e!
  5. NORIZA

    FMMSAM 2010

    Sali daholo vita soamantsara ny rallye,niezaka ny assure ihany fa voafitaka tao Hulapai II sady nandona spect dia natao izay nahatongavana fa mandeha be koa ny ao aloha rehetra ao dia arahabaina daholo izay tonga e!
  6. NORIZA

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    izaho koa ary voa leg2 ss3 prospect fa notohizina h@ farany aloha dia ho hita eo!!!!
  7. NORIZA

    INSCRIPTION V-MRC

    Efa OK leiry!
  8. NORIZA

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    Tsy tafa koa aho t@ iny fa voafitaka t@ pneu mix mod Japan dia pneu gravel no tao sady mbola tsy mifoha tsara t@ break vacances teo e!!
  9. NORIZA

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Vonona handray départ araky ny voalaza etsy ambony io ny SS mety amiko Japon genre spirkakim ou pirka fa izay tonga eo hezahina atao tsara e!
  10. NORIZA

    PILOTES CONTROLES

    Merci e! efa lasa iny ny fichier fa asa indray izay lazain'i leirony nefa rallye DNF anie iny e!!!
  11. Félicitations pour les organisateurs,le test était impécable et en plus on s'amuse bien en live
  12. NORIZA

    CONTEST #3#

    Nahafinaritra ry zalahy ny Test live natao teo fa mba tongava daholo izay afaka @ alarobia 5 a!
  13. NORIZA

    neste rally

    Izaho efa nahavita h@ leg2 en général nety afatsy faute tao Falstone sy Sikakama.Mbola mitarika provisoire aloha h@ izao satria i Chepilevski no teo alohako dia voa tao @ SS9 leg 2 leiry,miandry an'ialaisany mandalo dia hataovy tsara ry zalahy fa lava ihany ilay izy an!
  14. NORIZA

    RALLYE TERRE DE LANGRES

    Vita ratsy ny rallye SS2 Noiker nalamabe tsy nety le pneu dia abandon notohizina h@ farany any fa soa dia mba mahazo kely.Sinon tratra temps tsy lasa koa tao @ SS4 dia ny nangataka izy hoe envoyer les temps SS4 dia ni-insiste kely teo dia lasa ihany,niova kely indray ny sary @ le bug temps misy soratra hoe "CAUTION"fa lasa ihany aloha
  15. NORIZA

    racing online

    Ny hitako tsy mety @ proposition ao le hoe misy session ho an'ny retardataire dia afaka averina ilay izy
  16. NORIZA

    UPTADE 05 SUR RSRBR

    L'uptdate 05 est déja dispo chez RPR,il faut réinstaller aussi les packs voitures
  17. NORIZA

    IRC : SATA Acores Rally

    ny an'i Lamer zolltan angamba misy rail mihintsy ny arabe tena
  18. NORIZA

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    Tena faute bête ilay izy fa nahazo corde loatra dia saika nivadika vao ni-contre dia lasa tany anaty hazo
  19. NORIZA

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    Izaho koa tsy tafa ry zalahy efa nitarika provisoire t@ leg3 Bulgarie dia tao @ Noiker avant dernière SS nidona moramora t@ hazo dia vita
  20. NORIZA

    CONTEST #3#

    Reporter @ samedi à 19H indray ilay test ry zalahy dia samia tonga eo @ RPR à 18 H 30 izay afaka dia miaraka mankany dia rehefa mirava any afaka manao prog kely miaraka!
  21. NORIZA

    CONTEST #3#

    Confirmé koa de Soaf fa hatao Jeudi 08 à 19 H ilay test donc tsara raha afaka isika surtout izay PC hilalaovana contest satria misy logiciel hampidirina @ io juste PC sy clavier+souris no ilaina hono,araka ny RSDRSK dia hoe mety ho lasa 2 pilotes par machine dia ny RB koa mety ho lava kokoa.Normalement ilay PC ao @ Rond point aloha izany no ho avy any dia samia mitondra ny sasany izay afaka A+
  22. NORIZA

    CONTEST #3#

    ilay @ 31 aloha efa confirmé ny daty,ilay test dia hanao ry zalahy androany fa izao nangataka hoe aleo vendredi 9 fa tsy lasa ilay jour de la semaine dia miandry ny confirmation-dry leirony fa dia efa samia miomana.
  23. NORIZA

    CONTEST #3#

    Samia mba mamaly ny poste atsy @ VMRC 2010 isika momba ny daty mahafaka ny tsirairay fa mila tapahana @ Dimanche ilay daty. Dia ity koa misy zavatra maika mi-concerner antsika rehetra momba ny test logiciel ho ampiasaina @ contest e! "De: Beeloebb@ A: NORIZA Posté le: Aujourd'hui à 17:58 Sujet: IMPORTANT Ty misy zavatra important, vakio kely dia contacteo par MP za na phone ra misy intéressé nareo ao am RPR ilaintsika io. IMPORTANT Comme vous le savez, nous travaillons depuis plusieurs mois à la création d'un serveur local qui nous permettrait d'alleger l'organisation de nos sessions. Nous commencons à voir le bout du tunnel, cependant, nous devons encore peaufiner ce dernier et cela afin de le passer dans sa version definitive. Ceci pourrait etre fait avant fin juillet si et je dis bien si nous y mettons du notre. pour finaliser ce serveur, il nous faut faire un test en grandeur nature donc, comme lors d'une vraie session officielle. C'est ici que votre aide est demandée. Il nous faut organiser une session avec au moins une dizaine de joueurs voire plus si possible. Ce ne sera pas necessaire de prendre les volants et tout le tralala. Si la session se fait chez Prezy (so6), il vous faudra uniquement prendre vos UC, vos claviers et vos manettes si vous voulez. L'apport des volants n'étant pas interdit, vous pourrez prendre le votre, mais nous preferions que vous veniez leger afin de ne pas vous fatiguer. De même, il faut impérativement venir avec son PC pour le test, car jouer à 2 sur le PC peut se faire, mais bon, on sera là pour faire des tests alors plus de PC il y aura, mieux ce sera. donc, je répète, cette session devrait se faire en début de soirée genre de 19h à 21h ou 22h. Vous arriverez et brancherez vos PC, puis on vous donnera par clé USB un petit logiciel à installer dans votre dossier RBR. Puis une fois tout le monde connecté en LAN, on lancera la session. Il vous suffira de suivre les consignes que nous vous donneront et cela devrait aller Wink. Nous pensons organiser la session durant n'importe quel jour de la semaine donc, je vous prie de bien vouloir nous donner les jours durant lesquels vous serez disponibles."
  24. NORIZA

    3ème Manche RBR live

    Izay tapaky ny maro mety daholo e!
  25. NORIZA

    CONTEST #3#

    Ilay daty 17 ary lasa misy Slalom MSA tampoka indray fa ni-décalle une semaine ry zalahy!!
×
×
  • Créer...