-
Compteur de contenus
553 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par NORIZA
-
-
alefaso daholo ny suggestion ary jusqu' à fin Mai dia avy eo isika manao réunion,fa efa nieritreritra banderole pour RPRT aho pour diverses manifestations(rallye,contest etc...) ka raha mba misy manana info momba ny manao anio dia mba lazao,normalement koa izaho mety hampanao Tee-shirt fa mahita prix intéressant eo @ 20 000 fmg eo ho eo vita impression logo. Efa ny proposer officiel RPRT aho fa miankina @ dispo ny tsirairay ilay izy satria tsy maintsy olona tsy manao compet:Steeve,Jean Yves zokin'i Tweet sy izay afaka dia mba milaza eto.
-
inty le RB dia mikotrana tsara letsy e! leg iray ihany dia 12 SS secteur1: Joux verte Gravel mod Good Joux verte II Gravel mod Good Rally Scholl Gravel mod Rally Scholl II Gravel mod secteur2: Prospect ridge Normal mod Prospect ridge II Normal mod Falstone Normal mod Falstone Normal II mod secteur3: Mustaselka Gravel good Mustaselka II Gravel good Prospect ridge Normal mod Prospect ridge II Normal mod
-
-
-
-
-
-
-
-
Pour moi aussi,tena vita ny rallye nandray départ leg2 s1 dia 150 m teo dia retour bureau dia niezaka nanao réclamation tany @ rallyesim fa tsy nanaiky ry zalahy fa efa misy 11% de progression hono en plus lazaindry zalahy fa mahita restsart koa hono izy ao anatiny ilay temps lasa any???? tsy omeko tsiny ry leirony satria fin leg1 j'etais 10é dia fifou 2 na 3 place dérriere.Handeha hi-formater machine mihintsy aho satria mm pb sur Bebesa SS1 dia retour bureau tsy nandray départ akory.Dommage fa tsisy point indray @ ity semaine ity e
-
Leg 1 niezaka nitazona le daba fa mbola nanao faute ihany pribram tonga arrivé ihany dommage pour Hajax nefa nilay le combat kely tao. Leg2 départ 100m dia retour bureau nanao réclamation tany @ admin rallyesim fa tsy te hahalala ry leirony e! dia mionona izany fa tsy dia mazoto hanao leg3 intsony fa ho hita eo raha tsisy pro @ pâques
-
-
-
/// Rallye RALLYGASY /// du du 15 au 21 mars
NORIZA a répondu à un(e) sujet de rdrazafimbelo dans V-MRC Old
-
-
Soafikov a écrit: "Afin de finaliser l'opération licence il est demandé à tous les pilotes licenciés virtuel de fournir : - une photo d'identité récente (très bonne qualité souhaité) - pseudo et N° rallyesim à envoyer soafahana@moov.mg ou à déposer chez netbox ou netaccess de la rapidité de chacun dépendra, la confection de cette licence" Donc que chacun se mobilise,vous pouvez déposer vos dossiers chez RPR avant Vendredi si vous n'avez pas le temps de passer chez Soafikov
-
Vita ny Rallye Argentine tena ela no tsy nitondra S2000 ka hadino tanteraka hoe tokony ampiakarina ambony ny régime moteur donc leg1 et 2 tsy tao mihintsy na tsy manao faute aza dia ratsy temps ka dia kivy heveriko fa ny volant no simba fa hiditra leg3 vao hita ny olana fa tsy zatra nitondra ilay vam intsony natao izay nahantongavana dia efa voalaza ny Soafikov etsy ambony ny résultat!
-
-
ie mba ataovy sur CD dia samy afaka manao copie e! Vita ny rallygasy fa dia soa fa tonga soamantsara h@ farany leg1 aloha tsy lasa fa saika nivadika indray t@ Canyon passage voalohany dia retour bureau ny arrivé Canyon 2é passage saika tsy voaray ny temps anontanio Alex fa saika tena tsy motivé intsony raha skipped teo. Bref,Leg2 + leg3 dia tena gaga fa mandeha be daholo ny N14 URT ka sahirana izahay sy Hajax manaraka ndry zalahy tsy dia sahy namely mafy intsony fa nanao faute tao Mineshaft 2é passage sy East west 1ére passage dia aleo nitazona rythme fotsiny mba ho tonga h@ arrivé sinon nilay ny combat-nay sy hajax h@ farany fa angamba koa lery nisy faute Dommage fa betsaka ny bandy RPR latsaka t@ ity (Irina,Andrianoa,Sandbach,Rimorimo) @ manaraka zalahy manao tsara fa ny adversaire koa manomboka henjana surtout en Gr N
-
-
-
-
-