-
Compteur de contenus
553 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par NORIZA
-
-
Milay le initiative fa dia ialaisany ireo izany no hatsangana commission technique ato @ RPRT ka rehefa misy organisation na ato anatiny na any ivelany dia tokony mandalo ao koa dia anjaran'ialaisany no mampiantso fivoriana raha misy zavatra iarahana midinika. Ny fanontaniana mipetraka dia hoe:lasa misy championnat faha-3 en paralléle ve izany ity 2010 ity sa ahoana,satria efa misy MRC online sy contest en live?
-
-
-
-
Salut daholo suite ny poste Irina atsy ambadika dia niresaka tokoa izahay niaraka t@ Team hafa fa dia tapaka aloha ny daty hanaovana ny 3é manche fa @ Samedi 17 Juillet ho avy izao koa dia samia miomana isika rehetra.Ny @ organisation dia nisy proposition hoe hiaraka daholo ny team @ity nefa araka ny lazaiko an'i leirony dia hoe mety hanahirana ihany satria isika dia saika pilote daholo ka mety ho vitsy olona coté organisation.Miandry ny soso-kevitra avy @ tsirairay.
-
-
-
-
-
vita ny leg1 sy 2 . Leg1 nanao faute 2 fois tao Noiker2 dia 2è provisoire tao aorian'ny Beels Leg2 nitarika provisoire foana satria mbola tsisy nandalo ny favoris jusqu'à nandona vody hazo tao PTD ralsp dia abandon dia lasa 12è général fa tsy haiko hoe mbola misy pénalité ve izao départ leg3 fa hotohizana h@ farany ihany e! vita ny leg3 fa dia nanao izay hahatongavana fotsiny,mitarika gasy Tweet,alexwelson,+23 Noriza,Riry,Soafikov.....
-
-
-
-
-
vita ny ahy.Leg1 et 2 tsisy resaka fa Fablide "met la barre trés haute",t@ 2é boucle sikakama aho sortie fa tena tara freinage vaky ny radiateur dia natao izay nahatongavany t@ Fraizer v1 (soa fa fohy) ,avy eo leg3 nitazona rythme fotsiny fa tsy araka leiry kinanjo tsy haiko izay nahazo azy tao Newbobs fa KKK leiry dia lasa mitarika provisoire aho izao bonne route daholo e!
-
izaho indray no tratra controle t@ Cantabria Infinita fa tena tsy hamelan'ireto vozongo ireto mihintsy ny RPRT vao hiezaka handefa ny replays indray e! Loza ry zalahy fa voafafa par erreur ny replays-ko soa misy manana logiciel manao récup fichier supprimer laisany sinon dia voasazy izany juste ny 7z sy html ihany no ao
-
-
-
-
-
vita koa ny ahy ry zala.N14 URT no nentiko ka sahirana ihany manaraka ny S2000 laisany,nanomboka leg2 aho vao nahita rythme nefa ialaisany nanao faute fa na dia izany aza combat be jusqu' au bout izahay sy Andrinoa nitarika +1''44 ialahy avant derniére speciale dia tsy haiko izay nataon'ialahy tao @ Portugal SS18 fa dia nivaoka nandresy+38'' aho milay fa ataovy tsara ho an'izay mbola tsy nandalo e! 1 0= 2193 cyril25 Ford Focus WRC 2007 A 8W 92:56.17 +00:00.00 +00:00.00 -05:16.72 2 3 385 TomJPL Citroen C4 WRC 2008 A 8W 93:56.41 +01:00.24 +01:00.24 -04:16.48 3 2 27 H.Moniz Citroen C4 WRC 2008 A 8W 93:58.84 +01:02.67 +00:02.43 -04:14.05 4 0= 5885 chepilevski Citroen C4 WRC 2008 A 8W 94:06.05 +01:09.88 +00:07.21 -04:06.84 5 0= 77 Cromax Citroen Xsara WRC 2007 A 8W 95:00.90 +02:04.73 +00:54.85 -03:11.99 6 0= 1792 Toad Citroen C4 WRC 2007 A 8W 95:08.30 +02:12.13 +00:07.40 -03:04.59 7 8 418 NORIZA Subaru Impreza N14 URT N 4 98:12.89 +05:16.72 +03:04.59 +00:00.00 8 7 5577 andrinoa Ford Fiesta S2000 N 4S 98:51.81 +05:55.64 +00:38.92 +00:38.92 9 0= 54 thomas_radstrom Citroen C4 WRC 2007 A 8W 99:18.12 +06:21.95 +00:26.31 +01:05.23 10 0= 382 ced12 Ford Focus WRC 2007 A 8W 100:01.77 +07:05.60 +00:43.65 +01:48.88 11 0= 5193 flo13071983 Ford Focus WRC 2007 A 8W 100:07.69 +07:11.52 +00:05.92 +01:54.80 12 0= 9901 wrc Citroen C4 WRC 2007 A 8W 101:53.00 +08:56.83 +01:45.31 +03:40.11 13 0= 4457 Diogo Guerreiro Citroen C4 WRC 2007 A 8W 103:15.93 +10:19.76 +01:22.93 +05:03.04 14 15 4848 wrc48 Peugeot 207 S2000 N 4S 104:04.66 +11:08.49 +00:48.73 +05:51.77 15 16 4029 puma Peugeot 207 S2000 N 4S 104:26.52 +11:30.35 +00:21.86 +06:13.63 16 17 162 Amos206 Citroen C4 WRC 2007 A 8W 105:01.55 +12:05.38 +00:35.03 +06:48.66 17 18 47 Hug Opel Corsa S1600 A 6K 105:04.82 +12:08.65 +00:03.27 +06:51.93 18 20 212 Gigigalli29 Subaru Impreza N14 Prodrive N 4 106:23.33 +13:27.16 +01:18.51 +08:10.44 19 22 113 hondaflako Suzuki Swift S1600 A 6K 108:29.54 +15:33.37 +02:06.21 +10:16.65 20 23 1767 smam
-
-