Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
hajax

soirée didier ralambo

Messages recommandés

manao soirée izahay ao am club didier ralambo (foot en salle) 10 ème anniversaire ao athéna ivato ny zoma mahafinaritra 1er octobre ary manasa antsika ato am team rond point. Aty amiko ny invitation (paf 10 000 ar), posteo ato aloha alarobia izay interessé. Misaotra mialoha ry zalà.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
hajax a écrit:
manao soirée izahay ao am club didier ralambo (foot en salle) 10 ème anniversaire ao athéna ivato ny zoma mahafinaritra 1er octobre ary manasa antsika ato am team rond point. Aty amiko ny invitation (paf 10 000 ar), posteo ato aloha alarobia izay interessé. Misaotra mialoha ry zalà.

hiezaka ny ho hafaka tsy maintsy hisy solontena ny RPRT fa raha faha ratsiny dia ahoana tsara izany ny programme?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Retour Tana avy Fort-Dauphin aho amin'io fa tonga eto ny après-m dia mifampiantso ary e momban'ilay programme.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
andrinoa a écrit:
d mitondra maillot v lety? lol!lol!lol!


Maillot string ra andrinoa a! lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za mande alo any fa za mandray ny team refa tonga any. Ny tenue cool d mety

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut daholo hatreto aloha izany dia Andrinoa,Irina,Djian ary izaho no mety ho avy any rahariva antsoinay Hajax rehefa ho avy izahay.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
salut, rariva zany ry zala. za ko vo tonga zao maraina zao

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nahafinaritra iny fa tokony asiana pro ny RPRT au moins 1fois /mois????

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
voalazanao chef, mila mba miaona matetitetika otrireny sika na d dimanche ary tsy maninona fa mba lazaina mialou mba afahana miomana, milay e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
misaotra ry zalà tam fahatongavanareo. efa ela marina isika no tsy nisy réunion

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Za koa d'accord amin lay hevitra e!!!atôvy maro ny beks zany lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...