-
Compteur de contenus
553 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par NORIZA
-
-
-
-
-
Bravo RPR Team ,arahabaina isika rehetra nahatontosa iny contest 2013 iny,isaorana etoana ireo rehetra niara-nifarimbona indrindra ireo nanao ny ainy tsy ho zavatra, tsy omena tsiny koa anefa ireo tsy afaka noho ny antony samihafa.Misaotra eram-po,eran-tsaina ireo mpanohana rehetra tsy ankanavaka, ilay Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie hitahy sy hamaly fitia antsika rehetra. Misaotra zala!
-
-
-
-
-
Tsy tokony tany @ réunion niaraka t@ Fédé ve ry zala dia efa niady an'izany dia nalamina arak'izay ilay izy,ny ahy aloha ny hevitro dia tsy dia tsara loatra raha any @ octobre isika vao hieritreritra organisation contest fa ny tsara dia mba vita aloha dia mba mifantoka @ Championnat amzay,ka ny proposition efa noresaiko an'i Andrinoa dia hoe aleo zala asaina mi-négoce @ Asacm virtuel raha tena ilay Avril ny daty mety aminy dia alaintsika ilay Mai dia ny Asacm vrt no lasa maka ny Octobre.
-
-
-
-
Tena ratsy fiatomboka ny saison fa dia DNF koa aho tao @ noiker 2é boucle,tsy nahazo rythme mihitsy t@ voalohany dia teto vao nanomboka nety kanjo mafy loatra indray,tandremo zala fa tena tsy mi-pardonne ilay realistic ,niezaka nanohy satria stable koa jerena ihany ka dia tratra indray tao @ leg3 2é ES,ho bedin'ny manager Abu Dhabi izao fa dia @ manaraka manarina,asio ry zala fa dia ianareo 3 mitsam sisa no handrasana ao!
-
-
Sali daholo efa marobe ireo groupe ireo ka dia samia mifidy izay mety @ fotsiny dia mba miezaka tafiditra podium @ izay groupe nosafidianany,sinon ny ahy aloha izany DS3 RRC no safidiko @ ity championnat 2013 ity dia hiezaka fotsiny fa betsaka no efa fusé ao sa ahoana ry mr manager?Dia manentana ny rehetra mba handray anjara araka izay fahafahany mba tsy ho 4 na 5 fotsiny ny RPR mandray anjara nefa manomboka misy point Team @ ity saison ity. Dia manantena antsika vonona hiaro ny faneva Rond point Racing Team!
-
-
-
-
-
-
-
-
-