-
Compteur de contenus
955 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par rirymaster
-
-
-
-
-
-
-
Alefa ty na KKK na DA : SS1= Calé vo niainga + 1 DA sahady SS2= Saika KKK teo @ pifpaf voalohany fa natao ambany loatra le frein de saika tsy tafajanona SS3= Calé in-2 SS4=Tafatodika fa tonga de niverina ny lohany fa very fotoana SS5=Tsisy ambara fa natahotra be le mandalo hazo² SS6=Nivoaka ny lalana kely fa efa SS7=Tsy tadidy le lalana de tout droit in-2 t@le épingle SS8=Farany vo hoatran nahazo tsirony Mazotoa ho an'zay mbola tsy nandalo e
-
-
-
-
-
-
-
-
Noho ny pression Nation Cup dia ialako tsiny be fa tsy afaka ny nitondra point hoan'ny Team t@ iny semaine iny fa tena repotry ny setup anle WRC ka dia delaissé tanteraka le rallye tokony hakana point. Satria moa efa vita ny Nation Cup andiany voalohany dia vonona @zay ny hitondra point mody @ty semaine ity
-
-
-
Manassenmäki
rirymaster a répondu à un(e) sujet de Manassenmäki dans Présentation des nouveaux membres
-
Avy nanao vérification PC fa dia nahazo top départ ny tenanay SS1=Beaucoup de faute fa tsy koi SS2=Efa saika fa tsy nety nandé le SS fa natao refresh de no-clikena fanindroany vo nicharge.du coup natahotra be de very be SS3=Ni-assure de tsy nandé mafy sur les 2 canals SS4=Idem SS3 SS5=Diso nitandrina loatra ny départ de tataka fa tany @ descente vo namokovoko SS6= SS7=Tsy de tiko loatra ty SS ty fa de niatak ba hanenana le fotoana very SS8=A la limite d'un Tono fa latsaka tanaty canal de nisoty ny lohany fa tsy nikoropaka niala tao SS9=Malama be le 206 rehefa ato fa natao ze tsy hanaovana faute alou SS10= que la SS9 SS11= Attak be fa mbola minana 11sec @ Kikiny foana e SS12= Izay ahatongavana sisa hihihi OUFFFFFFFFFF Soulagement total vo nahita anle drapo mavo teo @ le descente prospect II iny fa dia bonne chance ho an'izay bola tsy nandalo ary fisaorana hoan'ny manager sy isika rehetra fa mba nandray anjara ho an'ny tanindrazana ny tenanay na dia aza Mankatelina tompokolahy sy tompokovavy Le MASTER
-
-
-
-
Prise en main d'une WRC pour la première fois et pour pofiner les setup du NAtion Cup : LEG1 SS1= Vo manomboka de bad condition ka dia nentina penu Interm fa o gorisagorisa SS2= Adino ny nampiditra setup ka dia molomolo no namitana azy SS3= Attak be @zay fa ita hoe apprenti @ WRC ny tenanay fa tataka 10s @ voalohany SS4= Nanarina ny fahatarana ka dia nanao sortie kely, ka dia nipatine ny boite SS5= Nanao ze ahatongavana satria tsy te hanao réparation SS6= Optimiste loatra ka dia niatak be ka nivoaka ny lalana fa tsy nanin ny daba SS7= spegany tsy tiako fa malama kanefa dia 2ème temps à l'arrivé SS8= Efa nanomboka hita ilay WRC ka dia mi-assure @zay SS9= Nanao faute bête be mihitsy à l'arrivé fa nandona anle table ka dia ni-chauffe ilay vam SS10= Vo départ dia ni-chauffe le vam kanefa ny Spegany lavabe , noho izany dia nody mandry ilay motera à la moitié de la spéciale SS11= Efa kivy ka dia nanao ze ahatongavana sisa LEG 2 ndray zany manarina ny faute rehetra raha toa ka mbola hisy fika
-