Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

rirymaster

Membres
  • Compteur de contenus

    955
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par rirymaster

  1. rirymaster

    RALLYE TASAMM #3#

    Mamy kely To tsy ao anaty liste des engagé Sa izaho no tsy mijery tsara Sa efa manao masona mihitsy ve za klé
  2. rirymaster

    Test Serveur

    Nilay ny Test Serveur omaly satria maro ireo tonga nandray anjara Ny indro kely fotsiny dia tsy afaka nidirana ilay session crée par Beels satria tsy hitan'ireo clients mihitsy ilay adresse IP de blueline fa mbola hitadiavana solution angamba ny momba an'iny Ny remarque mba tiako ampiana dia ilay temps de passage en intermédiaire ve tsy mba azo afficher-na ilay avance na retard au lieu des noms qui s'affiche en live (tsara ilay anarana mipotra fa somary mampi-déconcentré ihany ilay izy satria manan tendance hijery eny foana ny maso dia KKK ny niafarany,nefa ny mahazatra ahy zao dia ilay temps iny afaka ovaina hoatran'ny any @ RSCenter). Soso-kevitra ny ahy io fa raha toa ka manahirana ny manao azy dia tsy maninona fa revena @io ihany zany Fa en général, dia nilay ny test omaly fa dia miandry ny manaraka indray izany
  3. SMAM>> Tsy ngeza ilay logiciel fa kely dia kely (2Mo angamba izy zay raha tsy diso aho )
  4. ary za to tsy ao anaty lisitra le nefa tonga tao ihany na dia efa tara aza Remarque: Ary le liens akana an'le logiciel pour le Live to adino ny nametraka azy ato satria mbola betsaka ireo tsy manana kanefa ilay izy tsy maintsy installé vao afaka mandray anjara ny rehetra RATT Beels
  5. Sary vitsivitsy fa variana nanao course loatra ny tenanay MKR manohana fa kepoka loatra Le départ du run avec l'afficheur + transpondeur à l'arrivée Les hotesses de Madavision et Telma Ny Specta miandry ny mpilalao manaraka No Comment Efa zatra atosika mihitsy na sur Terre na sur Tarmac e!!! Ambiance d'un Départ Evo 7 de Jaona Elite avec Fibre partout(4 portières+male AR+Réservoir) The King of Masay Une Type2 T La BMW vice champion à cause de la 2ème vitesse qui n'a pas pu rentrée La Subaru de Zo avec sa première partition fa tsy nahatanty pression hono lery nikozy taminay t@le demi-finale Mon ami........ hihihihihihihihi @ manaraka ndray o!!! MOUAHHHHHHHHHHHHHHHHHHHHHHHHHHH
  6. Tena ifonana fa valaka total fa nanao Préparation Fast & Furious sady tsy tratra kou ny départ fa t@ 09h30 vao tonga tao antrano La prochaine ndray e!!
  7. rirymaster

    fanazavana tsotsotra

    1-Ny atao voalohany dia ilay efa noteneniko hoe manao inscription any @ Rallyesim aloha,sinon tsy afaka ny hanao rallye en ligne raha tsy mahazo numéro sy pseudo. 2-Mila maka licence pilote Virtuel elà voalohany indrindra raha te hanao anlé Championnat VMRC 3-Dia avy eo manao inscription any @ BIGBANG rehefa misy sujet mipotra eto hoe misy rallye virtuel gasy na mijery ny calendrier des rallye ao @ rallyesim hoe rahoviana no misy rallye gasy sinon tsy mahazo point elà en tant que pilote gasy. Izay aloha no haiko fa mety mbola misy hanampy an'io tutoriel io angamba sao misy adinoko na misy diso
  8. Aiza ny N14-ko Raha tsisy an'io dia tsy lany io lalao io an Mitovy @le Live ihany zany io fa raha mety dia efa io i Errorist zany hanao Co-Admin @ze organisateur ao satria lery no efa nanipy an'io lalao vao² io fa asakasaky ny besinimaro aloha e!!!
  9. Tsy f adinoko tanteraka hoe nisy session t@io di variana nnao LEG1 WRC
  10. rirymaster

    NESTE RALLYE

    Vita teo @ SS2 LEG2 ny rallye Face to face hazo tsy afa-niala Mazotoa izay mbola tsy nandalo fa e
  11. rirymaster

    NESTE RALLYE

    Radizina et RATT devant la petite PRODRIVE Ca va etre une belle bagarre zany dans LEG 2 LEG1= Mitady ho za-dratsy TARMAC de manomboka adino hatr@ fitondrana Gravel ka dia very fotoana be foana et du coup lasa daolo reo WRC bdb nefa tsara daolo
  12. rirymaster

    NESTE RALLYE

    Toujours présent na By night na WRC fa le WRC angamba nenà refaveo ny LEG 1 et fidèle à la voiture du peuple N14 fa gare au WRC qui seront
  13. Samy daba tsy fitondra reo dia zay no naha-combat be azy tao En plus c'était sur Gravel donc Fa R@loum efa @ fitaizana
  14. hanao izay ahafahana na dia tsy hanaiky aza i RATT
  15. Mety tokoa ilay hoe 2 rallyes par semaine satria aza adino fa mbola ao ny session officiel izay misy lava dia lava tokoa ny sasany ka mety tsy ho vita ny hiafarany raha toa ka be loatra ny session enjehina isan-kerinandro. Fa ilay andro aloha dia mety amiko daholo e !!
  16. Mais tout le monde a peur d'être sur le Tarmac ou quoi Za zany tsy mifidy na Tarmac io na Mix io na Gravel fa présent foana fa raha toa ka vitsy kosa ny mpandray anjara dia miala tsiny mialoha ra-Errorist fa tsy dia mampazoto kosa aloha le hoatran'le omaly ireny zao izahay sy Beels irery no ni-combat tao dia naleonay najanona fa efa saika -ko lery à la Troisième SS
  17. rirymaster

    Session

    Ny Live gasy mbola après RIM fa tsisy afaka daholo ny ankabetsahan bandy rehetra satria manomana io fotoan-dehibe io!! Fa ny session en ligne sur Rallyesim dia mety foana fa mila manao inscription ao @ rallyesim elà de mifidy numéro ze sisa tsy mbola nisy naka ao avec ton mot de passe et ton pseudo que tu veut ,de avy eo mahazo mail avy @ rallyesim hoe valdé le compte de mahazo manao session @zay elà isan'andro !!! VLJT...
  18. rirymaster

    Session

    Isankariva ao @ session public avec mot de passe : mrallye Sinon de any @ session officiel no mifampitady e!!!
  19. Ary aiza ho aiza ny classement @zao Mety ve raha tsy trop demandé an asiana classement par semaine na par mois de @zay mba mazoto kokoa le bandy manao sy ze vo hanao sa manabe asa
  20. Za manokana aloha tsy hanao intsony fa sady no be wawawa @ zavatra tsisy dikany fa aleo izy samy izy no hanao ao e Sady isika kou angé efa manana e!! Le crée par Errorist efa izy zalà de tongava maro fa milay ny ambiansa ao satria avant le départ sy rehefa vita SS de ao @ piso aloha mifampitaimbaka kely Sady ny Vam miova foana fa tsy hoe bloqué @ pack 1 ,mou ny lalana varié tsara (tarmac,mix,gravel,bad...)
  21. Proposition: Tsy mety angaha raha ohatra ka samy GR N no entina na rehefa 2RM de ze tina entina??? sa ve hoe blokena S2000 mihitsy ????
×
×
  • Créer...