Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
rirymaster

WRC - NEW ZELAND

Messages recommandés

Prise en main d'une WRC pour la première fois et pour pofiner les setup du NAtion Cup :
LEG1

SS1= Vo manomboka de bad condition ka dia nentina penu Interm fa o gorisagorisa cyclops
SS2= Adino ny nampiditra setup ka dia molomolo no namitana azy
SS3= Attak be @zay fa ita hoe apprenti @ WRC ny tenanay fa tataka 10s @ voalohany scratch
SS4= Nanarina ny fahatarana ka dia nanao sortie kely, ka dia nipatine ny boite Evil or Very Mad
SS5= Nanao ze ahatongavana satria tsy te hanao réparation
SS6= Optimiste loatra ka dia niatak be ka nivoaka ny lalana fa tsy nanin ny daba
SS7= spegany tsy tiako fa malama kanefa dia 2ème temps à l'arrivé affraid
SS8= Efa nanomboka hita ilay WRC ka dia mi-assure @zay
SS9= Nanao faute bête be mihitsy à l'arrivé fa nandona anle table ka dia ni-chauffe ilay vam Mad
SS10= Vo départ dia ni-chauffe le vam kanefa ny Spegany lavabe , noho izany dia nody mandry ilay motera à la moitié de la spéciale
SS11= Efa kivy ka dia nanao ze ahatongavana sisa
LEG 2 ndray zany manarina ny faute rehetra raha toa ka mbola hisy fika sml2

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ary ialahy iznay lasa efa tena mahazo rythme tsara amin'lé WRC raha izany an! mahatoky an'là isika éééé! Alefa leisy jusqu'au bout!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ho fanaovana echauffement amin'ny Nation Cup dé aleo aloha taty amin'ny WRC mihitsy no hanombohana azy.
LEG1:
SS1: Météo Bad condition fa naleo nandeha tamin'ny Pneu Gravel Dry dé nandeha mora fotsiny fa tsy mi-attaque.
SS2: Météo Covered damp, malama an! fa nandeha milamina ihany aloha éé!
SS3: Shocked Nahazo lamôdy, What a Face , vao niainga dé nisarika ny lohany dé nandona ny latabatry ny officiel, vao lasa lavidavitra kely dé manomboka michauffe ny motera. Toundé vita hatreo ny attaque fa dé aleo mandé milamina izany sao tsy mahatody Parc assistance eo!
SS4: tena efa manomboka sola ny pneu! prudence prudence foana aloha fa aleo manary fotoana toy izay KKK
SS5: NoNo Finalement le moteur a rendu l'âme,
affraidaffraidaffraidaffraid nefa efa iry tazna iry ny arrivée!
SS6 / 7 / 8 / 9 / 10 /11: Izy ity moa izany raha efa retired amin'ny SS iray dé toundé vita daholo ny LEG iray manontolo, dé aleo atao kotrana ho an'ny NATION'S CUP raha izany. Tsy matahotra KKK sy DA ary ABANDON intsony fa zay any dé any! fa miantra alohahatreto ééé; Fa tena mbola mila ezaka beuh ity 4RM WRC ity fa en poyenne tena mbola lavitra beuh amin'ny voalohany ny temps , " FA AIZA ARY NO IANARANA HANENJEHANA AN'IRENY 20 SEC. IRENY ééééé! QuestionQuestionRazzRazzRazz

Bonne route daholo ééé

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
leg 1 terminé

SS1= tena nandeha gravel dry koa fa tena malama ... temps de 2 RM
SS2=mbola ohatran'malama be ihany manandrana henjehina @ reglage toa tsy niova
SS2 et 3= efa lasa "par coeur" fa aleo mitandrina ihany
SS4= Lava fa tsy afaka ni attack fa toa ohatran'malama
SS5à10 = mbola lava ny rallye fa aleo asiana "reserve" kely fa sao KKK eo
SS11 = tena vao androany vao nanao an'ity SS ity fa merci IRINA qui scrach avec la 207 tena nianarana tsianjery mihintsy ngamab ilay lalana

combat entre Aizae sy ny tenanay fin leg 1 = 2 sec ed diff lery ao aloha ...hita eo leg2

sinon Fablide devant (tsy hitako ny ecart fa efa niala ny temps tao @ rscenter) dia ZaZamaditra 5ème dia Aizae 12 dia izaho 13 ème dia manaraka smam 18 ème dia Irina ...

sinon tandremo fa mbola misy RSI 3 ao @ leg 2 an !!! (fa naninona Zazamaditra ato @ RSI ?)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Leg1 koa vita omaly alina
Mba hoe nanandrana le logiciel notenenin'i Soafahana kinanjo noverouiller'ny ny camhack de nitsapa vue pare-choc foana.
1er boucle notsapaina t@ pneus gravel wet kinanjo nanary temps par rapport @ bandy. 2eme boucle niraty pont t@ ss6 SheperII de tany ambany tatezana, de DA vao tafavoaka.
Efa nolazain'ny Soafahana io aloha ny classement, mbola vitsivitsy ihany ny bandy ao

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Leg1 vita omaly koa...

Izay vao nitondra wrc... Tsy mbola zatra mihitsy...
Sady ilay rsi2 tsy natao reco, nahita anlay hoe 1km dia tsy nojerena akory... Hay kay tena... Evil or Very Mad somary diso lalana in-2 dia very fotoana be...

Bravo fablide, tout plein de scratches...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Leg1:nandeh tsara ,il y a eu des hauts et des bas
fa teo am Es10 no tena nasoso ^$$ù*$^^ . nanao retour bureau lery fa nisy bandy niresaka tamiko tao am ù*ù*^$^*ù* facebook d tam fotoana tao anaty special za no namaly lery ! tena tssss
nefa za mba huitieme provisoire ery hatreo tsss

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
maiba a écrit:
... niresaka tamiko tao am ù*ù*^$^*ù* facebook d tam fotoana tao anaty special za no namaly lery ! tena tssss
nefa za mba huitieme provisoire ery hatreo tsss

Dommage koa izany! ... dé teneno lé bandy hoe: rehefa miresaka ialahy vao miresaka izy amin'ny manaraka ééé sml2sml2 ! ny ahy aloha dé hzahina tsy asiana navigateur misokatra mihitsy rehefa en ligne fa sao qkjsdhjgqxknkn avy eo!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

LEG2 vita omaly fa dia nanao ze nety fa za-dratsy loatra voiture du peuple ka dia tsy mana-kambara firy fa dia 28ème omaly t@ nahavita ilay LEG kanefa mbola tsy nandalo ny henjana rehetra
Courage daolo lisany ze mbola tsy nahavita e dance

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
maiba a écrit:
Leg1:nandeh tsara ,il y a eu des hauts et des bas
fa teo am Es10 no tena nasoso ^$$ù*$^^ . nanao retour bureau lery fa nisy bandy niresaka tamiko tao am ù*ù*^$^*ù* facebook d tam fotoana tao anaty special za no namaly lery ! tena tssss
nefa za mba huitieme provisoire ery hatreo tsss

Rehefa manao session,akatona dwl ny msn,FB, tt les chat...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:

Misy TuneUp utilities 2010 aty zé mila.. Cool

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

LEG3 indray aloha:
SS1: nohentina amin'ny GRAVEL DRY ny Part1 aloha! attaque kely fa mifanarakaraka ihany na izany aza ny pneu sy ny météo. Temps moyen aloha fa sans KKK et DA
SS2: tena malama beuh fa mandeha mora dé vita sao-mantsara sans bavure na dé very fotoana beuh aza (30sec. beuh izao hihihi), fa efa ouf vao tonga na izany aza
SS3: tena hoatrany tsy adapté amin'lé Covered Damp mihitsy lé Gravel dry an LaughingLaughing . Mandamina ihany fa latsaka tany ambany pont, fa tsy naninona ka.
SS4: lé météo aloha dé tsy milay fa efa tsy zatra andro avy orana hoatran'ny aty 'janga intsony ( lol! )
SS5: Fiooouuuuuuuuuu! tena nidona tamin'nyhazo dé DA leuh, fa tsy maintsy tonga aloha ééé!
SS6: tsy tafiditra tao anaty "la pont" fa diso nitetika ny tsy nosahirana dé nanao travers bé hiditra ny pont kinanjo affraidaffraidaffraid . DA dé lasa indray aloha. dé TOOOOOONGAAAAAAAAAAAAAAAAAA!
Fianarana aloha iny fa tena merci Beels tamin'lé etup Gravel Wet fa tena nanampy iny an! flower

Amin'ny gasy aloha AIZAE (3è en général) no mitarika dé avy eo ZAZAMADITRA de arahina RADAVY izaho no farany! poulet4 hihihihihi!

Asio ry grand isany io rallye io campercamper

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
leg 1 sur C4 WRC atrany before Nation's Cup sady test machine...

ES1: man'dam, tsy niéritreritra ny anao temps mitsy fa just itsapana
oé so d itapy dray lé PC...

ES2: nifoka table-na officiel

ES3: départ = maty boite ono Evil or Very Mad bloké prime = 85km/h

ES4: 85km/h

ES5: tapaka ny courant (ra-Smam a lol! ), zay vo nisy coupure atr'zay nanovana Evil or Very Mad

ES6 katrany @ ES farany tsy nety nivérina ny courant = skipped

Atreto dia otrany matanty tsara ny matoss

Sleep

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
indamix a écrit:

Tsy fanahy iniana hono le courant e. Hatraty koa. Vao saika aka depart d aleo mankato ampandrina

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
AHOANA RE NO HANAZAVANA AMIN'I RALLYESIM HOE TAPAKA NY JIRO TETO MADAGASIKARA E???? lol!

Leg2 nanao touchette tao sikakama, dia maty lay daba

Leg3 tao anaty es1 no tapaka ny jiro...
Natao ihany ny deuxième boucle pour le fun...

Dommage pour zazamaditra qui se bagarrait au leg3 fa victime anlé coupure kou!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
indamix a écrit:
leg 1 sur C4 WRC atrany before Nation's Cup sady test machine...

ES1: man'dam, tsy niéritreritra ny anao temps mitsy fa just itsapana
oé so d itapy dray lé PC...

ES2: nifoka table-na officiel

ES3: départ = maty boite ono Evil or Very Mad bloké prime = 85km/h

ES4: 85km/h

ES5: tapaka ny courant (ra-Smam a lol! ), zay vo nisy coupure atr'zay nanovana Evil or Very Mad

ES6 katrany @ ES farany tsy nety nivérina ny courant = skipped

Atreto dia otrany matanty tsara ny matoss

Sleep

Soa ihany fa tsy NATION's cup no tratran'izany leuh!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
iamkosmis a écrit:

Zay mitsy lou no tsy bul andraisako depart atr'zao an pale

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bravo fablide ! J'ai un tout petit peu espéré passer devant apres leg2, mais trop cho.
Tomas ko tena nanao remontée b.
tezitra mintsy soaf, lol! , du coup il attak et fait le meme temps que fab sur falstone je crois.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Bravo Fablide et ZoS hein et les autres......manavy mihintsy ngamba ny vozongo amzao an smachsmach

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ho andrasan'i vozongo mitsy isika saina gasy zao fa mahay loatra lisany
Bravo daholo clapclapclap

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Félicitations à Fablide et Zos!!!! cheerscheerscheerscheerscheers
Moi je limite la casse et ce doublé fait bien mes affaires dans mon malheur donc tout va bien Wink
RDV au Portugal!!!! clapclapclap

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

merci ry zala a!!!aminy manaraka gasy ds les 10 premiers a petard

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bravo à tous, indrindra ny mpandresy... efa mankarary an-doha an-dry zalah mitsy zao ny mahita saina gasy ao @ rallyesim....

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...