Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

rirymaster

Membres
  • Compteur de contenus

    955
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par rirymaster

  1. rirymaster

    Asaramanitra :t6: 2010

    RADIZINA<< Nen'là eo ampanaovana RBR no avoakan'là @ échangeur le de zay no tsy naha -dizina anlà TSITSI<< Demi-dizina kosa nareo fa aza mody manahendry tena eo e
  2. rirymaster

    Rallye Asacm #2#

    JOUR J du départ du Rallye ASACM DZAMA SPORT
  3. rirymaster

    Rallye Geko Ypres 2010

    GEKO YPRES IRC vita sans KKK sambasamba Fa dia foana IRINA-DIZINA-PENO fa to retired+skipped i Irina sy Dizina fa nanin Miandry an'i GROS CANETON handalo ahitana ny suite du combat fa zao aloha
  4. rirymaster

    Asaramanitra :t6: 2010

    DIZINA>> Satria elà hanao zaza mandry de zay no mety hampisy gidra² ao
  5. Prépare toi à être tizer par une N14 alors Na Tarmac io na Gravel tsy mitsoka an
  6. rirymaster

    Rallye Asacm #2#

    NOS signés DZAMA lors de la remise des numéros
  7. rirymaster

    Rallye Asacm #2#

    http://img265.imageshack.us/img265/2913/imga0099.jpg COCKTAIL DZAMA lors de la remise des numéros
  8. rirymaster

    Rallye Geko Ypres 2010

    Vita ny LEG1 fa dia nanao TAQ 1er boucle Diamon V1 fa diso Setup dia very 10seconde t@le TAQ pfff 1-Zos no nitarika tao 20-Radizina ny gasy faharoa 22.47.57 29-Irina 23.07.17 30-riry 23.14.64 31-Nomenabryan 23.18.28 31-Soaf le GROS 23.18.55 Rahampitso indray ny LEG2 fa lava loatra de aleo aloha
  9. rirymaster

    Asaramanitra :t6: 2010

    Present avec G25+PC+Ecran (RATT= misy latabatra hametahana G25 zany ao an???).Fa ny lera ahatongavana no tsy mbola haiko fa miankina @le hoe PONT sa tsy PONT ny 25
  10. Fohy ahoana kou io???? Sa tsisy noiker de lazaina fa fohy zavatra indray mipoka ngé io fa tsisy LEG1 sy LEG2 zany e Fa le taimbaka ataon-dry zalà ao kou zany an MALGACHE ENVAHISSEUR
  11. Partant aussi pour demain fa mety @ 08H30 vo tonga eny satria hanao lala-poza ao ampiasana dia afaka mijery tontolo andro RADM ooo : asio toerako zany ao @le 4x4 iny
  12. rirymaster

    Jacky Gasy

    Efa koboko kou io etsy 67Ha eo @le fanaovana Borety fa mlay kosa io ra vita tsara ny finition an!! Aleoko ary io toy izay le Gonaulf
  13. Partant ny aty na dia tsy mbola nahita maso akory aza ooo
  14. Tongasoa de mazotoa mitafatafa sy mamangy ato e!!
  15. rirymaster

    Jim

    Bienvenue dans notre Communoté MRC +1 Avec MC Crash avce la N14 O.V.N.I
  16. Afaka homeko an'ze mitady kou le Setup nanaovako tarmac teo fa nety tsara tamiko le izy fa sur Gravel na Snow de ampiakarina fotsiny le daba de lasa zao
  17. rirymaster

    V-MRC Rallye Boeny

    On finit le Boeny zany e: SS1=A la limite d'1 KKK SS2=Et le pire est arrivé avec un KKK+Calé+DA SS3=Trop peur de faire un KKK de nitandrina loatra SS4=Nisy nanakotaba dia adino ny nampiditra setup SS5=Pour le fun sisa Vita iny fa dia ireto ny filaharana hitako farany: 1-Cyril25 URT 2-Toad SUB GC8 7-Alexwelson SUB N12 (1er GR N Gasy) 8-RiryMaster N4 Prodrive 11-Soaf 207RT (4em général 2RM-1er 2RM Gasy ) 14-Tamagarasta Evo9 GR A (1er GR A Gasy) 31-Rdrazafimbelo N14 URT 38-Smam Evo9 GR A 39-Andrinoa Evo9 GR N 48-Nitro Evo 9 GR A 51-Mboolabba Opel Corsa Ireo no gasy vonandalo hatreto aloha fa de bonne route ho an'izay mbola tsy nandalo e
  18. rirymaster

    V-MRC Rallye Boeny

    LEG2 ndraiky ty zalà SS1= Saika nanao TAQ fa tsy nikoropaka de tafaverina ny lohany SS2=Saika KKK fa nanadina mafy le vam de hazo no reception SS3=tratran 3 ferme kay tena ferme de very fotoana nialana tao anaty ala pfffffffffff SS4=TAQ tsotra zao e SS5=Encore un KKK SS6=Attak be pour rattraper les KKK Nanomboka tsy lasa teto ny temps ka dia nitombo ny fahasorenana satria tsy hita intsony ny écart SS7=niraikitra t@ hazo kely le près pont sere droite SS8=Pour le fun sisa LEG 3 ndray zany fa dia tsy haiko ny classement tao hoe iza no aiza
  19. rirymaster

    Deuil FMMSAM

    RIP hoazy sy ny fianakaviny! Ialana tsiny fa tsy ho tratrako mihitsy zany le @ 12h an!! Dia manantena ny hanatanteraka ny adidy zany!!
  20. rirymaster

    V-MRC Rallye Boeny

    RESUME LEG1 SS1= nibolisatra foana le pédale de saika KKK in-3 SS2=nanena ny ecart fa misy ry zalà SS3= tsy dia tena tadidy loatra de manao large be foana isaky ny virage SS4=nanao ze nety SS5=novaina kely ny reglage sady sans faute fa e SS6=Calé in-2 fa tonga de tataka totale SS7=tiko ty raha raiky ty zalà e LEG1 vita fa total 3-Smam EVO9 GR A 5-Alexwelson SUB N12 9-RiryMaster SUB N14 Pro 10-Rdrazafimbelo SUB N14 URT 23-Soafahana 207RT 28-Karlwelson Opel Corsa 29-Tamagarasta EVO9 GR A 45-Tsitsigalli EVO8 GR A 59-Nerone SUB N14 URT 68-Andrinoa EVO9 GR N 77-Iamkosmis Focus ST170 Ireo no hitako t@ filaharana za niala tao fa ny henjana sasany mbola tsisy nandalo
  21. rirymaster

    RALLYE SARDAIGNA IRC

    Vita omaly ny ahy fa dia KKK tao Mustaselka fa diso nicoupe loatra le dongona reny
  22. rirymaster

    RALLYE SARDAIGNA IRC

    Vo LEG1 d'efa tsy lasa ny temps kanefa ni- tiser S2000 bobaka LEG2 = Combat be foana za sy PREZI fa Noiker deuxième boucle nanao touchette sur arbre de very 10s Départ LEG3 = Vita ny SS1 de nanao erreur "Recommencer le Rallye " ndray De miandry ny famindram-pon'ny Admin zany alou hatreto fa i Fablide no mi- tt le monde ao @zao
  23. rirymaster

    RALLYE SARDAIGNA IRC

    Ty no fanokafam-bavony ho an'ny Boeny na Revanche hoan'izay nanao KKK
×
×
  • Créer...