Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

iamkosmis

Membres
  • Compteur de contenus

    375
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par iamkosmis

  1. iamkosmis

    Skin pour 2010

    Eto aloha izany dé mbola misalasala fa sady tsy misy spons éé. Mbola miandry hono éééé!
  2. merci leisy amin'lé météo fa ny LEG2 et 3 izany tô ho enjana beuh an!
  3. ary mamokatra mihitsy izany session vrc vazaha izany androany, misy session an'i JAH69 indray !!
  4. Milay mihitsy izany ka! sady mba manentana ny vahiny anao amin'ny VMRC koa leiry amin'izay ééé! Ary ialahy tao tsy hitako amin'ny session'la?
  5. iamkosmis

    Lasa i SIMBA! :(

    RIP na dé tato amin'ny RBR fotsiny no nifankalala azy,
  6. Rehefa tsy MPAMONO VORNA fotsiny d'efa milay éééééé
  7. Ny anay aza moa SS tsotra efa misy anomalie ny sary mivoaka ko maika fa io SS io, tsy mi-assure arrivée fotsiny izany amin'io ééé!
  8. Fa lava beuh izy izany an! 3 jours efa mila hitovy amin'ny WRC mihitsy(sa izay lé hoe VRC )
  9. iamkosmis

    REMISE DES DIPLOMES 2009

    félicitations dé pourvu que ça dure foana éééé&
  10. Dé ahoana ny an'ny membre éloigné hoatranay amin'io?
  11. iamkosmis

    Voeux 2010

    Et bonne année à toutes et à tous! Prospérité, Réussite, .... plus de !
  12. Tongasoa, dé miala fa zao vao nahita ééé! loool
  13. iamkosmis

    meilleur temps?????

    Fa inona aloha lé fiara amin'io ééé? arakaraka koa mantsy izay!
  14. iamkosmis

    rallye tama

    Izany tokoa lé partageons la passion an! milay éééé!
  15. Félicitations daholo lisany éééééééééééééééé! asio NOS amin'izay ééééééé
  16. Ny num sy pseudo 2009 ihany no notazoniko pour 2010,
  17. iamkosmis

    Pacenote Made n Madagascar

    Zay enao zay! dé ahoana izany izahay aty alavitra aty? na hiantso aza dé ahoana?
  18. iamkosmis

    www.rallygasy.com

    Mivoatra hatrany foana é
  19. Bon! vita koa iny ny LEG 1: SS1 - RALLY SCHOOL II: tonga dé nasiana mafy hanairana . Tsara ihany ny temps satria à 2 sec du tête de peleton A6K, même derrière DAMIX. Tena courage aho, izany SS2 - CHRDONHEAD II: après intermédiaire 1 (temps= 1.18, hitako nahafa-po), toundé maty tampoka ny G25, niezaka nanenjika pause fa tara loatra tao amin'lé D2, KKK MAXI, boite bloqué en 4ème SS3 - PROSPECT II: nitandrina nanomboka teo, kay "retired" ny tena, dé nanao abandon SS4 - FALSTONE II: prudence oblige, amin'izay mbô tonga é! hihihihihihi SS5 - RALLYSCHOOL II: asiako 'ty rangaha fa efa tsy ho classé ihany é, faly aho fa mbô tête de peleton tamin'io à 5 sec devant SWISS PLAYER! pour une fois kosa io ka! (tamin'ny fotoana nanaovako io aaan! loool) SS6 - FALSTONE: aleo mi-attaque ihany é, tsaratsara ny temps fa ny serveur no tsy injoingnable Na dé teo aza ny KKK sur SS 2 et 3, tsy maninona fa nilay bé é! Bonne route daholo é!
  20. Salut leisy! Hitako teo ihany ialahy omaly fa tsy naharitra ela satria efa té hatory beuh dé najanoko aloha beuh lé izy! Gaga eo ialahy f'angamba leisy ireo manao stratégie daholo dé tsy misy manao session publique, fa off line daholo
  21. Zà leisy maka an'là, asian-tsika pression izay manisy pression eo!
  22. PTDRRRRRRRR! HIS> comment t'as su que j'allais paramétrer le pédale du milieu comme Accélérateur!
  23. Comme je l'ai toujours dit: " IAMKOSMIS N'A RIEN A GAGNER NI A PERDRE, IL VA METTRE LA PRESSION, ATTENTION" fa aza mandé mafy loatra na izany aza! hihihihi
×
×
  • Créer...