Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

iamkosmis

Membres
  • Compteur de contenus

    375
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par iamkosmis

  1. iamkosmis

    Race Injection

    +100000000, ... partager la passion éééé
  2. iamkosmis

    Race Injection

    Mitovy amin'ny RBR ihany vé ny filalaovana azy en ligne (resaka transmission de temps fotsiny, dé mandefa replays, sns ...) sa hoatran'ireny milalao COD ireny?
  3. iamkosmis

    Saison F1 2012

    Tena nilay mihitsy iny course F1 omaly iny, mbola hita hoe tsy ampy expérience i Perez fa mila mizatra kely , nanisy pression be loatra izy lasa ni-rate virage no farany, fa enjana lé fiakarana isaky ny tour aloha na izany aza ééé! Fa raha ohatra constant tsara ny condition météo omaly iny, tena zavatra mihitsy no hita teo raha ny temps réalisé no jerena . Fa izay lé question de stratégie sns ...
  4. iamkosmis

    MADAGASCAR B

    Tena raha hoatran'izao aloha ny RB dé tsy dé maninona, fa mila mitazona concentration tsara fotsiny, ... Fa mila mikotrana TARMAC koa raha iznay vé?
  5. iamkosmis

    MADAGASCAR B

    Aleo ary hasiana session matetiteika ho fanandramana sy fanomananana NATIONS CUP dé ho hita eo ! amin'ireo session ireo no manao daholo izay teo isan'ny MAGAGASCAR B, dé ao ohatra ny MANAGER mahita dia izay 10 premiers no raisina ho isan'ny membres MADAGASCAR B, Afaka atao MINI RALLYE session privée, dé misy session maromaro
  6. tonga soa ééé! Efa ela no nanao RBR izany sa vao haingana? fa raha avec volant chinois manao 2.05 sur Fraizer aloha efa mande izany ééé, ...
  7. iamkosmis

    RALLYE DZAMA #MANCHE 1V-MRC#

    i DELKMAN koa 205 maxi F200 13 (1600). Merci é
  8. iamkosmis

    Jeux

    merci beaucoup leisy, fa tena izao marina lé hoe partager la passion!
  9. iamkosmis

    Les liasions en rallye

    Lé any LOEB kosa hoatrany hoe tany TAMATAVE an!
  10. tonga dé gestion jusqu'au bout iuzy izany leuh
  11. Merci amin'ilay lien ééé!
  12. iamkosmis

    Rwanda montain Gorilla Rally 2011

    ! dé mba misy mitsena koa vé izaho!
  13. iamkosmis

    Rwanda montain Gorilla Rally 2011

    Tena marina mihitsy fa lé fanjakana mihitsy no tokony hieritreritra fa tsy izay resy lava foana no tohanany
  14. Hitako mihitsy nefa mba anisan'ny 5 premiers foana talohan'ny KKK!
  15. iamkosmis

    Seb # Seb

    ! +10000000 kosa aloha ity éé! fa raha tena mahatsapa leiry fa enjana mihitsy, aleo manao any amin'ny VW, défi vaovao indray!
  16. iamkosmis

    Seb # Seb

    fa raha izao no mitohy mety ho bon points ho an'ny team hafa io ataon'ny SEB ireo éé!
  17. Ö ra Damix ààà! fa sao dé tsy ialahy ary lé copilote iny ! fa hilaozan'ialahy maka sary fotsiny!
  18. John ELITE GSM io, hono! "hono" ahoana fa nareo nge any ampotony ee eny ary éééé! loool
  19. iamkosmis

    Tonga dada blide

    fa miverina ovina lah Mercredi mm an! tsy maintsy mande mijery Rallye an!
  20. iamkosmis

    Tonga dada blide

    zà mandalo kely vite fait fotsinyt Tana dé hanararaotra handalo any, f'aiza ny fotoana dé ami'nny firy?
×
×
  • Créer...