-
Compteur de contenus
375 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par iamkosmis
-
-
-
Photos + config station de pilotage RBR
iamkosmis a répondu à un(e) sujet de M.n.R dans Photos - Videos
-
LEG2: natao izay nety aloha SS1: tena malama bé sady tsy mahita lalana, nanao hoatran'ny bôl pingpong mihitsy ny fiara raha vao tara freinage SS2 sy SS3: nalaina nilamina foana, tsy mi-attaque firy SS4: niezaka nitandrina tao amin'ny NOIKER fa efa saika lasateo amin'lé decente dé G1 SS5: andeha hamely kely kinanjo ny an'ny talus no tonga aloha toundé maty boîte dé abandon LEG3: niezaka ny hanatratra arrivée no tanjona SS 1 / 2 / 3: mi-roule cool sisa SS 4: Tanner, nahita nahitsy dé somary nanitsaka, tsy nihaino nôty tsara hoe D3 après Ciel, toundé face à face tamin'ny hazo ---> abandon ---> DNF fa efa nanomboka hitahita amin'izay ny fitondra an'lé fiara aloha na izany aza! Mazotoa daholo hoa izay mbola tsy nahavita é!
-
Photos + config station de pilotage RBR
iamkosmis a répondu à un(e) sujet de M.n.R dans Photos - Videos
-
-
-
Vita aloha iny ny LEG1. Nanao passage iray isaky ny SS 1 sy 2, dé toundé dé lasa. SS1 - Prospect v.1: ni-attaque ihany satria fohy ny spégany, fa saika ratsy fiafara aloha ny arrivée fa niala vato toundé sôsisy dé saika nodomin'ny hazo fa oufffffffffff! tonga ihany SS2 - Mineshaft: spegany tsy tiko hoatrany Noiker sy East West, dia tsy mamely mafy fa zay tonga ihany no arahabaiuna tsinona koa SS3 - Mineshaft II: dé aleo milamina fa sady malama ny lalana no tsy mifanaraka ny pné sy ny meteo SS4 - Prospect v.1: tena malama beuh tsisy hoatr'izany an! dé nandamina sisa fa tonga aloha é! Mbola kourazy aloha hatreto hiatrika ny LEG2 Classement général ami'izao fotoana izao: Fablide GrA 4RM- Zazamaditra GrA 4RM- Toad GrA 4RM - Hajax GrA 4RM - ... - Cyril25 GrN 4RM - Rdrazafimbelo GrN 4RM - Dnafria GrN 4RM - Andrianoa GrN 4RM - Ovalist GrN 4RM - Cromax GrN 2RM - Qrpracing RR2 2RM - Illion F2000 12 2RM - Dam GrN 2RM - ... tena mbol lavidavitra ny tena an! sady mbola misy propuls koa eo anoloana :oups: Mbola betsaka no tsy nandalo aloha hatreto ka. Alefa ry zalahy
-
-
quelques mots de présentation
iamkosmis a répondu à un(e) sujet de M.n.R dans Présentation des nouveaux membres
-
Mangataka fanampiana @ TEAM SO6 ny MADACOX
iamkosmis a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans So6ment votre
-
-
quelques mots de présentation
iamkosmis a répondu à un(e) sujet de M.n.R dans Présentation des nouveaux membres
-
-
-
-
-
-
-
-
Licence pilote virtuel 2010
iamkosmis a répondu à un(e) sujet de Soafikov dans Team rond point racing
-
-
LEG 3 ---------------------------------> DNF dans la dernière SS, la voiture a fait un tout droit dans un arbre ! . Et pourtant j'ai roulé molomolo sur la route afin d'éviter les cata, mais bon une petite ligne et j'ai attaqué pour tester un peu et hop! badaboum! La LEG2 se fera ultérieurement car j'ai eu un retour au bureau au début de ce LEG2! Ka par rapport au 2RM nge baina, misy fika famindrana azy hono reny e!! Dé inona lé fika? hihihihihihihi
-
Bebesa moa izany dé natao tsy nisy reco na prise en main fa toundé sur le tas fotsiny, 1 abandon, beaucoup de DA, moindre KKK , fa raha vao hivelan'ny lalana lé foara izany dé toundé tsy tafahetsika intsony! . Fa tonga hatramin'ny farany na izany aza ééé! Efa faraparany vao nahazo tsirony kosa amin'lé drift lalandava!
-