Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

iamkosmis

Membres
  • Compteur de contenus

    375
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par iamkosmis

  1. iamkosmis

    INSCRIPTION RALLYE JOVENNA RBR

    INSCRIPTION MRC IAMKOSMIS n° 2528 fa ny fiara mbola eo ampiketrehana alou! Parrains: HIS et CHRITOPHE B+ Fiara: PEUGEOT 106 Rallye A5K
  2. iamkosmis

    nata9

    Tongasoa i Nata9, dé manan10 fandraisanan anjara matetika an'i Nata9
  3. Aleo fa foroniko aza ny an la ry kosmis dia tairo ny kotrana!!! omeo lera sy daty mety tsara am la klou dia atao e! i Fablide, sy the doctor koa mety mila manao an ! Efa vita session publique lé izy androany alina! fa ny filaharany fotsiny no tsy mitovy!
  4. J'ai ai aimé cette session avec TITOF et NEGRITA! milay é ! fa aleo aloha mafy tsara fa misy partie mbola dieny mbola tsy mahita
  5. Aleo fa foroniko aza ny an la ry kosmis dia tairo ny kotrana!!! omeo lera sy daty mety tsara am la klou dia atao e! i Fablide, sy the doctor koa mety mila manao an OK dé merci amin'lé fizarana éé ! fa lé resaka heure izao no manalasala, fa ny an'lisany manomboka amin'ny firy ny rencontre: AM sa PM sa SOIREE? Ho hitako eo amin'izay mantsy!
  6. Nahafinaritra iny ka! surtout lé nahita hoe mbola misy vazaha mba resiko tao ! fa lisany aloha efa enjana beuuh mihitsy é! Fa lé session de nuit izany, ahoana no tena hahafantarana ilay session gasy, satria lé anarana ARI_VATA_9 fotsiny no nahaizako an'iny izao! rehefa misy hoe SO6 fotsiny dia kôpy ela e! ndray ndray koa anarana gasy dia efa mety. Dakdak! et mersss!
  7. ! Naka fafiny mihitsy kaaa! avec GOLD à côté (pour la route) ! sady aty koa anie tsy mbô misy mpilalao passionné hoatran-tsika dé zara aza misy session de nuit hiarahana
  8. manomboka manka fy ny session public an !!! Milay kosa anie lé session publique na dé vao mianatra é! mbô hita amin'izay hoe aiza ho aiza ny évolution!
  9. Nahafinaritra iny ka! surtout lé nahita hoe mbola misy vazaha mba resiko tao ! fa lisany aloha efa enjana beuuh mihitsy é! Fa lé session de nuit izany, ahoana no tena hahafantarana ilay session gasy, satria lé anarana ARI_VATA_9 fotsiny no nahaizako an'iny izao!
  10. Ho ataon'lisany session publique ngà io session ao amin 'ny CHILL OUT io?
  11. Tena bobaka iany ny difference entre wrc sy 2RM ann ...ny chiffre exact tsy haiko fa ry Emsics sy ry titof no mety maharaka an'zany sinon afaka mijery ny resultat ny rallye efa vita anie elah dia ao mahita ny tps rehetra e (na 4rm na 2rm)zay ary no hitako pratique kokoa. Ato jerevana: http://www.rallyesim.eu/rsrbrlive09/menu_classements.asp Ok! merci é! fa tsara koa raha mbô misy topic ato amin'ny piso anmin'ny temps gasy! sa ahoana?
  12. Salut daholo é! Mba mety mahazo temps de référence izay vitan'lisany tamin'ny 2RM, amin'ny SS RSRBR 09? fa tena tsy mahafantatra mihitsy aho hoe aiza ho aiza no mety misy ahy. Généralement mety misy firy seconde na firy minutes par rapport ny WRC ny temps réalisés sur A5, ny an'lisany?
  13. Félicitations EMSICS et NIRINA, dé hiaraka hanao spéciale foana sy ela ianareo roa!
  14. Sa-sa _salut Fa-fa-fa-fah! ! Tonga soa eto leisy izany, dé mbola misaotra betsaka leisy tamin'lé fanampiana omaly fa ef ani-panique mihitsy vao tsy nandé lé retour de force! Merci é!
  15. Andrew> misy mitady jantes 505 V6 aty, misy vé any? Nerone> afaka omena ahy, par MP , vé ny prix raha mety. Merci
  16. ô ra Thomas aa! izaho efa ni-télécharger an'lé addon gauges fa raha vao installé lé dé miala ilay compteur d'origine eo amin'ny sisiny io! f'ahoana no fanaovana an'io?
  17. Kosmis ? fidinan'ny Tri-H ????
  18. iamkosmis

    WRC/// Portugal 2009

    Alefa ry zalahy! GO GO GOOOOOOOOOOOOOOO!
  19. Efa hitako indray ny enregistrer-na paramétrage Manette farany é! Tsito> dé inona no télécharger-ko ao leisy? misy lé resaka version Française vé ao? nijery ihany fa tsy hitako mihitsy mantsy!
  20. Salut daholo é! 'zà indray amin'izao dé manette no ampiasaiko, fa ny olana indray dia tsy mety sauvegarder mehitsy ilay réglages raha vao quitter-na ny jeu; Inona no vahaolana ry zalahy. Sao mba misy patch vers. française fa ny ahy ny soratra teny anglisy beuuuh!
  21. iamkosmis

    Ordi portable pour RSRBR09 gamer

    Les DVD sont arrivés ce matin, puis j'ai tout de même installé compte tenu des informations récoltés concernant mon laptop. éééééééééééééééééééé youpiiiiiii, y a pas de problèmes jusqu'à présent, ça maaaaaaaaaaaaarche Maintenant je vais passer à et puis aux
  22. iamkosmis

    Ordi portable pour RSRBR09 gamer

    Sachant tout ça, qu'est ce je pourrais améliorer pour mon laptop, sinon à défaut le remplacer?
  23. iamkosmis

    RSRBR2009

    maromaro ry zalahy ny hoatran'ireo dé vao mainka halaza tsara isika gasy sy ny fahaizan-tsika!
  24. Salut et le bienvenu à toi! Espérant te voir plus souvent dans le forum, pour le partage d'info, trucs astuces, soluces et d'expériences! a +
×
×
  • Créer...