-
Compteur de contenus
203 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Tweet
-
-
vita e!désolé fa tena tsy tao mitsy e!tsis concentration mitsy ss1 : nidona tamin fatina poteau d vaky radiateur ss2 : abondon e!tsy niditra d tsy mety retrograde ss3 :tsy tadidiko tsony ss 4: .......leo **** . . . ss 8:retour o bureau d ctrl+alt+supp d ohatrany afaka nanoy leg 2 tsy nisy reco mitsy avec condition d leo b za d najanoko e! leg 3 tsy nandeha tsony za e!aleo amin manaraka e!
-
-
-
-
-
-
-
saison 2010 quelle sera votre prochaine monture?
Tweet a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans V-MRC Old
-
Tsy d misy zavatra ambara laotra aloha tamin ity saison 09 ty fa ny tsapko d nahafinaritra lay izy sady mba mnala azy tsara no manisy adrénaline kely e ! tsy d koi laotra lay résultat fa ny farany vao tsy nety e!hoy damix hoe tsy ho mety faona io ra no hitako eto d ho endrana ny saison 2010 fa efa betsaka ny fusée! ny tanjona amin 2010 d mba hiova GrA amin zay mba itsapa vintana kely e ra mba mety marina d aleo mba isy subaru GrA e! d zay moa zany izy ty a! enga anie mba itohy tsara ny saison 2010 e!
-
tsy aiko intsony ra nandray départ na tsia ny marina fa niala andaharana noho ny fatina ordinateur! 1 -hier 22h mbola nitady update 10 any amin hajax sy smam 2 -tsy mety tafiditra rscenter 3 -tafiditra d nanao ss1 d nandefa temps d tsy nety lasa nalefa ihany ny ss2 d nivaoka ny temps an ny rehetra fa ny ana ihany no tsy tao 4-nanao es3 vao andray départ d ni reboot tampoka ny ordi..... d izay vita teo ny rallye tsy afaka nanao leg 2 intsony fa abondant e! very daholo ny chance tamin championnat e! Félicitation leisy ra irina a!tena endrana lay tanner e!miaiky zay amin 2010 ndray e!
-
-
EFA SAIKA KIVY SY DEMOTIVER EHH SAINGY MISAOTRA NY RALLYESIM INDRINDRA "JIM" DAMIX T@ TOROHEVITRA MARO SAMIHAFA - CONNEX APRES RALLYE... MI-ENCOURAGER AN'IREO ZAY NISEDRA BLEM MIALA TSINY T@ LAY RECLASSEMENT-DECLASSEMENT AU DERNIER MOMENT @RALLYE FMMSAM TOTAL MANAO B B RA SITRAKY NY TOMPO SA TS IZANY RA IRINA
-
-
Arahabaina ho an ireo vaolohany e! Tena nahafinaritra b lay izy na dia mitady ho tapaka lalan-drà aza ami ilay pression e!lol Tena endrana b lay combat an ry zala tao ka! Tsy d misy ambara moa momban ilay rallye fa tamin fraizer bad no vaky ny radiateur tamin arrivé,d tamin ilay sikakama tsy niakatra tsony lay vam efa akaiky ny arrivé, ankaohatra izay ohtrany mba nety ihany ka! Amin boeny indray zany no manaraka!d mbola arahabaina ihany ho an ireo izay nahazo vaolohany! moa zay nisyy probleme d mampirisika hatrany aho hoe tohizo fa tena nahafinaritra lay teo iny na mahita an ilay drapeau gasy bobaka b ery amin vaolohany ny liste ery e!! lol zay zany d amin boeny indray!mazotoa daholo ary misaotra ho an'ireo mpikarakara!six!!!
-