Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Tweet

Membres
  • Compteur de contenus

    203
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Tweet

  1. Tweet

    SESSION LIVE DE CE 17/04/10

    Za aloha vonona e!ny miaraka amiko amin io miray volant d i Za sy Damix d tsy aiko i haja x sy smam ra iaraka!!D ny inscription sy ny logistik ahaona satria ny ana so;mary glady iany
  2. Tweet

    Catalunya 2000 Virages

    l***** a!leisany v leity voan izany oe mijery lundi d ny lalana tsy mitovy amin tena izy refa manao session championnat!!!!! mijery p*** za lundi d bisanne v.2 no itako manao session za d lasa v.3 potaka sa za mitsy no jamba e mandeha ra noriza ka fa mbola tsy itako koa iny fa lalama iray v leisy d maty 19sec za le!!!misy tsy mety angamba ny conduiteko!! ra izany ny analyseko d 6eme faona ry france a fric tay d tsy mikisaka mitsy zany ny vam a!!!! azafady fa xizitina b za l*****
  3. Tweet

    Bigbang

    zamerika io fa makamo b lay clavier amin ilay manao session amin clavier faona d refa tsy mety d atsipy lay
  4. Tweet

    Bigbang

    Tonga soa leisy big a!!fa ahaona koa zany bombe a retardement zany le!za aloha miarahaba faona e !ary iala tsy avy any za;erika ohatra v!!simple kestion a!!!
  5. Tweet

    Settin Asfalt Ford wrc 05 (Hors France)

    Misaotra ry rimorimo a!milay mitys zany esprit d ekip zany a ny ana leisy ny reglage d atatoko par defaut daholo fa ny angle de course moa 792 degre d ny frein i.e ataoka zay tsy aheno an ilay kriiiick kriiiik iny refa tsy maheno tsony vao satisfait !!! fa na 4 roues na 2 roues d ohatrany mety tsara lassa stable amin freinage f tsy lay tonga d mikipily ireny ny vodiny!! miketrika asphalte mitsy amin ity herinandro ity fa bon hita eo
  6. Tonga soa ianao ary ry shawnCarter avy any zamerika!!!! Manatena ny vokatra tsara zany zay a/ianareo mantsy tao mpijery you tube
  7. Tweet

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Salut! je suis partant aussi mais tout depend du selectionneur! et cette semaine pour asphalte
  8. Tweet

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    Nanano jordanie za d ohatran izay koa no nahazo ana d ka;o b za nanaoy
  9. Tweet

    SORTIE KELY ENTRE RPRT FAMILY

    aleo lay zoma mahafinaritra atao androany ary !zay mandeha faona e!fa zay tapaka d ok faona
  10. Tweet

    WRC Jordanie

    fa anga tsy loza e!saika anao jordanie za d efa nanao reco tsara sy nijery météo!andeha anao za avy nikaly teo d nijery leg 1 diso daholo ny reco lé!! ny ana ny reco leg 1 prospsect1, diamond1,pribrams1,newbobs, ireo no nataoko reco!!!d tsy nanao ndray fa mbola ianatra an ilay diamond2,tanner2,pribram !!! misy tsy milamina mitsy ty saiko ty angamba
  11. Tweet

    trophée bebesa

    ra misy maka 2cv any mbola mety maresy an ilay Bmw iany fa sur za lé!
  12. Tweet

    WRC Jordanie

    ny ana 207 s2000 iany koa!leo b itady reglage wrc zany klé!
  13. Tweet

    peugeot 504

    za koa d mba mantany oe ra mba misy d milay b eee!!!504 safari mitsy d zay vao tena bebesa fa lay bmw bohème
  14. Vita rallyegasy e! leg 1 combat tsara iany tao! leg2 ss1 tout droit avec marche arriere temps ss6 tsy lasa leg3 nitandrona fa tsy azo tsony zala felicitatio ho an i sitraka-NS fa tena manao b leiry ka!i fablide sy beelaba moa d tompony fa tsy mpindrana e! Amin manaraka ndray e!
  15. Tweet

    Rallyegasy

    zao vao vita ny rallyegasy e!endrana b lay iray andro kle! leg 1 tsy d koi laotra combat b sitraka fablide d za ary zaza maditra , leg 2 newbobs nanao tout droit d nampiditra marche ARR, greenhills2 TaQ 2fois grr tsy lasa temps ss6!!leg3 ni assure sisa fa tsy awo tsony zala e! Finalement hafa po iany e!sady hita amin zay ny feeling ka!ny Irc aloha desole fa tsy vita kle tamin za nahavita 1er Arno-f 2eme sitraka 3eme beelaba tokony 4eme za ra ny + sy - 5eme toad 6eme noriza 7eme hajax 8eme yolvrc 10 judica 11eme fafahcop 15eme guiguibone 16eme smam 20eme rdrazafimbelo 22eme alexwelson 57eme rimorimo 61eme ragra 119eme sandbach 126 eme irina 191eme andrinoa i fablide ohatrany nidoboka ss5 leg3 i zazamaditra mbola tsy navita angamba fa niara nanao session zay
  16. Tweet

    Rallyegasy

    milay b zany combat an leisany zany a!za zao vao avy ny reinstalle matos mitsy fa nanao session public tonga d retour bureau!so iany le!
  17. Tweet

    ////RECO RALLYGASY 2010////

    tena endrana b zany temps zany lé!
  18. mba mety ahazo toerana iray zany lé
  19. Tweet

    Semaine 10

    tena aleo zala lay ati radeon iha,y fa lay ana zao asus nvidia tsy d milay fa mifidy jeu b d maha kamo mitsy lé!
  20. Tweet

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    milay b zany e!aleo ikotrana tsara mitsy isika d tonga d mahazo vaolohany a!
  21. Tweet

    Rallyegasy

    ny ana zany catalunya miaraka amin smam sy andrinoa ny tena marina fa amin semaine 11 mbola vao jereko d izay ifanarahana !ra possible d aleo aloha terre ihany e
  22. Tweet

    WRC MEXICO

    oufff b e!!!zay vao nahavita rallye tsy nisy blem e afatry ny sary e!lasa ohatrany miscene b ny ana tao ! fa tay b lay fra81,sloeb88 sy lindien e!tena miaiky za klé!leg 1 tonga d 1 minute b zao ny difference v nama la!tonga d aleo nanala tongotra fa tsy azo e!
  23. Tweet

    Pilotes et Membres

    mitovy daholo isika e!so d tokony asina pik nik miaraka daholo ny team e sa ahoana lol!!!!zany d ifaly sy sy inana sy avy eo d farany
  24. Tweet

    Dream Team au 4ème Rallye FMMSAM

    mahery mitsy ireto Dream team ireto ka!sady beaugosse no b detente a! tena nilay mijery an ilay conteste iny fa tsy maintsy mba andray anjara amin manaraka angamba!
  25. Tweet

    Pilotes et Membres

    Tongasoa ianao zany ry Boobarak! d ataovy mamay ireo amin sabotsy fa izay manohana faona amin io e!
×
×
  • Créer...