Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Tweet

Membres
  • Compteur de contenus

    203
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Tweet

  1. Tweet

    Stable hungarian Laci!

    Tena tsy tafa ndray ny stable tamin ty fa voa haka départ d anao go sur rscenter d niplante ny ordi tay!!! miala tsiny fa tonga d déclarer abandon 1er leg hono!!!mbola tokony mety ny reclam v!
  2. Tweet

    soirée didier ralambo

    Maillot string ra andrinoa a!
  3. Tweet

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Izany oe????ohatrany tsy azoko a
  4. Tweet

    soirée didier ralambo

    okay ary e!za mazoto fa tsy afaka e!
  5. Tweet

    Fijerena RITM

    Mangetaheta ambony lakana ty marina lé!!anala vokiny amin rbr d à coté labiera sy grilé !!rariva e!!!
  6. Nataoko teo fa merci. Zahay mbola tsisy skin fa vao kotranina tsimoramora eo. Entina @ mastic ny vam @ talata ngamba Ary b protocole b izy zany lé!za eo amin iolay fanaovana skin tsy mbola any mitsy! Tairo ry Smam d ataovy fotsy b ohatrany an i Joda vao tonga iny
  7. Tweet

    Fijerena RITM

    amin herin taona isika mijery e!ra tsis coup d'état ndray!
  8. Tweet

    Fijerena RITM

    Ao lesy fa tantarainay a. Omany ny brochette sy ny bien glacé fa ho avy eo zahay dia efa homano ny tranon'ialahy @ herintaona fa ho avy hijery rallye ny RPRT Amin boina aty isika no mihaona zany e!!ra mbola sitraka ny tompo!
  9. Tweet

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    tonga soa leisy zany d manantena fa amin herintaona isika mbola ho tafakatra ambony mbony d!isika RPR daholo ny manao nation's cup a!
  10. Tweet

    Fijerena RITM

    eo aminy bord devant banque centrale majanga leisy no mijery d eo isika no manao fotaona sa ahaona e!!
  11. Tweet

    INSCRIPTION V-MRC

    ny ana any amin hajax na smam a!!!merci smam a !loll
  12. Tweet

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    confirmeko ny participation an i hajax aminy nation's cup!fa amin zoma leiry vao tonga e!
  13. Tweet

    NATIONS CUP

    Ihajax zala tsy eto fa any amin zoma vao tonga d aleo confirmeko zao oe afaka leiry !sa tsy maintsy leiry no miposter leiry!
  14. Tweet

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    aleo ataoko stableko lay terres de langres ra ohatra ka ary e!ohatrany tsy ampy iray
  15. Tweet

    3ème Manche RBR live

    31 mety amiko koa zala!
  16. Tweet

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Amin ilay selection contre ny hongrois iny !tena sahirana ny tenako zala fa aleo za ijanona d so d mba misy bandy t isolso ana ohatra fa tsy afaka mandray anjara b laotra intsony amin rbr e d mazotoa daholo e!
  17. Tweet

    tsy tafa tsony

    lay resaka 10 pilote amin rbr zala no tiko kozina oe tena ry misy bandy mazoto isolo ana d tsy koi fa tena tsy poinse tsony aminy rbr no tena marina ny rallye gasy angamba ra possible d manao za fa mety ivadika 2 roues koa za fa tsis reco tsony mitsy d aleoko tonga céderko ny place!!!! mazotoa daholo e!
  18. Tweet

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    adino ny mail o!azafdy mr le manager a tia_ralijaona@hotmail.com
  19. Tweet

    Rallye Chill Out

    vita rallye e!!!!tsy namely fa DA ny mineshaft2!anoy newbobs 1 lazain fa vaky ny radiateur d maty ny vam d tsy nanao tsony fa tonga d amin ss4 leg 2 nalefany d kamo b za anoy e! Miala tsiny ! vita zany aloha ny rallye fa d amin manaraka ndray e fa sady manomboka leo za fa
  20. Tweet

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    ny ana C4 wrc 07 ny dabako amin io nation s cup io zany no tena marina e
  21. Tweet

    SESSION LIVE DE CE 17/04/10

    Tena nahafinaritra mitsy iny taminy sabotsy iny fa amin manaraka mila manao b b koakoa e!misaotra tamin ny fintaterana sns e!!!
  22. Tweet

    SESSION LIVE DE CE 17/04/10

    so d tokony asina fandaminana kely leisy amin io!ny ana aloha tsy koi amin zay ifanarahana e
  23. Tweet

    WRC TURQUIE

    Milay mitsy leisy ty ataon iala ty le§§§§d merci e§§za aloha d misaotra an iala E!!vita ny conteste d andoha anala zay a§za moky an iala fa miala sisinyè a
  24. Tweet

    SESSION LIVE DE CE 17/04/10

    D ahaona tsara ny pro amin io conteste io f a ny ble; mantsy ilay firantererana enta sns !!!so d tokony asian fivorina kely ohatra sns!!
×
×
  • Créer...