Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Tweet

Membres
  • Compteur de contenus

    203
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Tweet

  1. Tweet

    RSRBR 2011

    efa vita ny inscription-ko sur rallyesim!
  2. Tweet

    IRC Pro Semi-pro

    efa annulé lay irc madagascar a!d ok io propositio io ka!ary ny hafa angaha tsy mazoto
  3. Tweet

    ECURIE POUR IRC ET TARMAC

    J'abandonne le projet d'intégration d'une team IRC finalement Le team n'a pas encore été crée mais il y a donc 2 places de libre pour ceux qui sont intéressé. Attention après le 13Janvier tsy possible tsy ny création sy intégration team! za koa zala ohatrany niova hevitra fa afaka maka ny toerako a!
  4. Tweet

    ECURIE POUR IRC ET TARMAC

    vita ny intégration amin 3eme ekip fa miandry ny hafa sisa!d ny suite a!
  5. Tweet

    IRC Pro Semi-pro

    lay tarmac aloha niova b fa tsy ohatrany tamin erin-taona intsony !ny fahitako azy a!lasa misy sensation ny mitondra azy!ka tsy aleo v tenténa zala lay izy! Smam> ka ra lay mi-géré mitsy anie no milay sur fa tsy maintsy anoa an izay daholo ny ecurie sasany! ra amiko aloha ra anao dégat réel d aleoko reduit fa misy lay gérance $ e!!
  6. Tweet

    IRC Pro Semi-pro

    Ary ahaona ndray ny fandehan'ny ilay Irc io !lay postena zala io!! fa isika RpR v afa ka mamorona fa ohatrany mahfinaritra lay misy budget ry zala!sa ahaona???
  7. Tweet

    ECURIE POUR IRC ET TARMAC

    Mbola mazoto aloha hatramin'zao!!en tant que pilote fotsiny d ra misy maka e tweet 3569
  8. Tweet

    FIRARIANTSOA 2011

    Tratry ny taona daholo ry zala VRC a!d bonne route daholo ndray amin ity taona ity e!na virtuel na réel hoy smam zay
  9. Tweet

    Retour bureau

    efa nandeha lay module de dépannage za fa rariva vao alefako!mety bloqué marina angamba !da ahaona moa lay session public tsy mety iny v efa résolu!aty koa tsy mba misy bandy manampy afatr'i yamcosmis lé
  10. Tweet

    Retour bureau

    Tsy aiko zala fa vita daholo ny installation rehetra fa ny ana manao retour sur bureau vao eo amin ny chargement aprés Rs center.Ny partition misy an ilay RBR efa formaté sa mbola mila asorina ny add-on any amin systeme ohatra : setup manager,sns... Zay efa maika ilalao
  11. Tweet

    voeux 2011

    Arahabaina ianareo rehetra tsy ankanvaka d mba itohy ity fikarakaran'areo an ity zavattra mahafinaritra ity e
  12. Tweet

    RSRBR 2011

    Tratrin'ny taona e! tweet 3569
  13. Tweet

    SORTIE KELY ENTRE RPRT FAMILY

    miankina ny pro fa za koa mety tafa tampoka !d mirary fety sambatra anareo rehetra e!
  14. Tweet

    RSRBR 2011

    za zany aty tsy mety tafa mitsy lay téléchargement rbr 2011 e!possible v ra misy afaka manao ny inscriptionko aloha !fa mamerina mitéléchargé ndray!
  15. Tweet

    RSRBR 2011

    ary hitako ato fa misy team manana anak'2 a!so d mba intéressant ihany ra ohatra ka betska isika sa ahaona hoy ianareo!
  16. Tweet

    RSRBR 2011

    Za aloha ra amin'ity taona ity d tena vonona amin zay ra mbola aty e!satria comprendre iany ianareo amin ilay vacances lava ! par contre ny inscription-ko mbola tsy vita fa ny rbr 2011 lazainy dia mbola tsy nahazo fa lazainy fa fichier corrompu faona! d zay tapaka fotsiny aminy zay fivoriana ataonareo fa za manaiky faona!
  17. Tweet

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    tonga zany d efa i noriza no champion 2011 e!
  18. Tweet

    V-MRC SAISON 2011

    Hitan toi gerb'or d tsy any a!fa eo amin mascotte ny Q.G an-tsika
  19. Tweet

    EVO X

    Tena aleo miverina GrN marina ra izao no mitohy lé!mba ty vao e
  20. amin erin-taona leisy ry andrinoa a!aza kivy e!MINOHA FOTSINY IHANY
  21. Tweet

    EVO X

    milay kosa zy zany lé!!
  22. Tweet

    4 è RBR contest le 27 novembre 2010

    marina zany ry tweet an! defa ialahy sy emsic zany no mikarakara azy fa i lery otrany to any no mipetraka kou sa mou iza no anaran'ilay bandy ao am T So6 iny d atao hoe Boeny's contest no anarany tao emsics mitsy lay bandy fa tsy koboko ny tarehy an leiry!!mba lancena anty e!
  23. Tweet

    4 è RBR contest le 27 novembre 2010

    milay zala!amin 2011 ndray e!za mpanentana fotsiny ihany e!tokony mba asina conteste koa aty anie refa lay grande vacances iny e!!
  24. Tweet

    Karenjy ...

    refa lany ny pneu de secours d mindrana lay pneu amin scooter rreny d lasa ndray e!fa ny ratsy tonga d batain zala ao anaty camionnette !sa asina chaine ko
×
×
  • Créer...