Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

kirikou54

Membres
  • Compteur de contenus

    141
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par kirikou54

  1. kirikou54

    andovw

    tonga soa leroa aaaaaaaa!!!!! niampy indray ny VW. ary io mintsy le typ1 namizana ahy tery am bypass..... hay kay tirbo !!! ary efa GTI zany izy zao. azoko henjehina ndray.... tena tsy maintsy raiketina le meeting typ1 ry zalahy aaaa
  2. euh.... rah izany dia ingahy le E30 ny code phare ahy tam maraina ?? okay okay e. efa nieritreritra mintsy za oe mety iray am lisany iny fa tsy kopy za e. tsy arako tarehy koa mantsy nareo atramzao d miala tsiny e, (fa tsy oe miavona akory an !! ) Vatanen, nirina 58 sy Tsito iany no fantatro atramzao mantsy.
  3. samia ndray ary mitantara ny fanimbana ny vam rabaina e, sy ny fangalarana mitondra. ny ahy: noentinay sy cousin (mecano volks 5868) le 305, d nanao special tany imerinkasinina, d nanao appel d natahotra ra-cousin d nosintoninlery ny frein à main, d niafara tanaty kininina. d nony nody d nandainga oe nodomin'ny camion teo mahazo... anareo ny sehatra, mino aho fa ho vraky b ny tantara nlisany satria speed addicted dawl !!!
  4. 305 n° 4047 le efa nentin'i NIrina 58 ka, le nichauffe foana, sy tapaka courroie ventilo fa mbola entina iany.. fa le 305 resahiko koa dia ilay 305 poseidon. sinon nisy R9 zay koa fanaovana "spécial".
  5. kirikou54

    Concours photos réelles

    misy date ve ?? za mantsy manana sary taloh b mintsy!!!! tam andron'i DS21 sy ny dauphine...... d manana sarina mini nirefotra tam Pôtô, saingy maty sur le coup ny pilote. rallye gasy daholo ireo an!!!
  6. tadidinlà ve Tsi2 zay nentinla nanao ES tam 204 ? bandy 6 anaty fiara, ny lohako im-10 nirefotra tam parebrise fa iala manao appel contrapel tsisy farany, ny mofo gasy amzany very daholo nefa noana b!!! d nisy an' 305 nay taloha koa fanaovantsika andrana refa avy mijery K7 GET !!!
  7. za koa mbola tsy haiko rah afaka na tsia fa efa misy prog madama. sady efa prog efa voalamina elabeu d mety hanahirana rah oe tena tsy afaka indray za ry chérie fa handeh hanao drift ary am digue. hitako eo e rah sanatria tsy afaka v d tsy quoi rah mba mandalo mijery sy maka sary ??
  8. tongasoa e. tena miampy marina ny VW ato an!!! milay zany eeee
  9. ny arceau aloh efa projet en cours... fa ny hanao rallye am'io tsy vita !!!!
  10. Efa velona lesy ny daba a.sady masitsiaka tsara.misokatra tsara ny poumon.efa vonona tsara amle 25 l/100km?...refa bien reglé lesy io tsimanin a.mety hisy iany ny rencontre typ1 an.aleo mihaona fotsiny fa tsimanangana club zany.
  11. Ie.nirefotra le caisse-na mk2 d lasa mk1.atao ze mety e.iala ry vatanen aza mi-tenté ahy am zany feux avant teinté noir zany a.vola zao tsisy...
  12. kirikou54

    Fred

    >>fred: tsy efa matahotra anareo koa v ny escort sy ny M3 NOS amzao? ny GTI16 sy ny T16 aloha d efa mifouna tompoko ooooooooooo
  13. I Kirikou d mpirevy rallye efa elabe hatram andron'ny Grand rallye de mada taloh ireny satria efa nilalao ny fianakams tamzany.... I Kirikou d mpanao Run taloha (1998 à 2005) fa tsy manao intsony zao.. I Kirikou d miondana Golf GTI type 1 !!!! zay no azo ambara
  14. otran mba tena mi-intéréssé ahy le kozinareo zalah a. tsy quoi ve rah tonga any koa ny bandy ? ny fiara golf gti kely fa tsy foina anaovana drift aloh fa sady fentina miasa ka sao bory tongotra rah pilaka ny transmi sy ny embray ...
×
×
  • Créer...