Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

kirikou54

Membres
  • Compteur de contenus

    141
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par kirikou54

  1. ary adinoko ni-post an'ity zazamaditra iray ty
  2. D'autres photos sont sur ma page Facebook
  3. Anjara biriky koely ooo !!!!
  4. ireto ny anjara birikiko zalah a, somary tsy d betsaka sy somary plutot artistika, mba naka fy nijery mantsy za tam'ty Uploaded with ImageShack.us Uploaded with ImageShack.us Uploaded with ImageShack.us Uploaded with ImageShack.us Uploaded with ImageShack.us Uploaded with ImageShack.us Uploaded with ImageShack.us Uploaded with ImageShack.us
  5. kirikou54

    RALLYE TOUR DE TANA 2010

    haka sary sa ijery rallye am'ty ?? zay zao ny ahy no olana... le maka sary tena tsy mahita ininn mintsy sady tsy anaty ambiance satria mandeh mitokana miketrika composition.. le tsy hitondra fakatsary kou anefa mapi-stress fotsiny oe takzay iany nitondra.. sssss
  6. mapiady mivady mintsy le calendrier e!!!
  7. ty ary ny temps officiel ze T hijery:
  8. URL=http://img137.imageshack.us/i/kitcar3sur3.jpg/][/URL] Uploaded with ImageShack.us Io zany lery io: -admission 4 paps (ex M3 fa nariana ny 2 hono) -injecteur de M3 -boitier programmable (par Astérix et Poty) dia tsy hay aloh ze fandehany fa am'WE tsika mahita izy....
  9. ty ny config vaovao: moteur ABF iany admission 4 papillons + gestion programmable aac stock fa mapatahotra le ana-GpA ao fa efa nifrikl théoriquement tokony tsara noho ilay teo (gestion de 8s, hihihihi) fa ho hita eo... Typ 1 T16 kou tokony efa vita Typ 1 8s kou niova config kely Typ 1 16s iray hafa kou tokony handray départ
  10. kirikou54

    Golf VR6 turbo 723 Cv

    arakaraky ny niveau de prépa ilaina ny modif atao, ty zao ohatra no tsotra indrindra, ilay 2640 TK no otran'io teto fa efa niova motera. http://www.passiongolfgti.com/article.php?id_article=206 za efa nanao fa tsy naharaka ilay gestion digifant 8s, fa rah dozeur iz to mety fa misy limite, fa izy kosa aloh d misy sensation e. efa napetako tam 309 GTI io turbo io nisinisy ihany ny 16s napinaniko teo merts..... rah prépa tsotsotra zany d mila manampy joint de culasse pour rabaisser le rv, d mila modifiena kely ny allumage, d jerena ny gestion rah prépa maditra d tantara lava b, Astérix no favori am'fanazavàna fanampiny...
  11. kirikou54

    A vendre 505 turbo inj ess

    le calc sy injecteur zao ni mi-intéréssé ahy am'io? ahoana ?
  12. kirikou54

    Golf VR6 turbo 723 Cv

    zay aloh maka anle ketrika ady gasy e io ihany no tena matsiro, za manana turbo K14 + échangeur+collecteur pour golf GTI ze mila o !!!! Ataovy oe Idefix lesy a
  13. afindrao anaty typ1 amzay le VRT. za manana typ1 hendry tsara anakiray rah mila, d meo ahy le caisse VR.
  14. kirikou54

    Rallye Asacm #2#

    mafinaritra eee Mba jonoy ao anaty FB ao ny sariko ry zalah d coller eto aaa za tsy poince fa départ ES1 no mba hitako, fa sinon d collé sur live.rallygasy tao foana , tsy nanaiky mintsy!!
  15. kirikou54

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    BigBang >> rah misy tianla havoaka RoadBook ny sariko d kozio fa omeko format high res iala fa tsy olana. Alefaso MP fotsiny ny mail d alefako
  16. kirikou54

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    Nirina58> Oui sy 18 50 2.8. Après tsika sy iala niresaka iny za d tsy sahy nishoot firy intsony fa natahotra vovoka koa...
  17. kirikou54

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    za aloh tsy naka e... fa nanin? jsai pas....
  18. kirikou54

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    merci eeeee ary ilay typ1 tsy navoakan' ingahy !!! avohay avohay !!
×
×
  • Créer...