Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

kirikou54

Membres
  • Compteur de contenus

    141
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par kirikou54

  1. TENA MILAY EEEEEEEEE tena mankasitraka tena mifoooooooooooooona tompoko o!! tongasoa ary eeee ary dia mbola VW iany ................
  2. samy manao impression v zany d samy mizarazara ze hitany sa ahoana ??
  3. tonga soa leroa aaaaa mba andefaso sary tkoa aloh eeeeeeeeee ary ataovy lehibebe fa mila mapiasa loupe mijery anle sarinareo. faly ery za oe nitombo indray ny typ1, saingy desespoiré kely fa bilitika kely le sary.....
  4. otrizao zany no atao fa mba atao maromaro noho ireo tsika e
  5. milay fa mbola milay kokoa raha police golf tokoa. fa en tout cas, isaorana ny PAO iste fa mahay sady rapida, nefa tsisy sossy fa resaka passion tsotrizao fotsiny...
  6. tena mifooooooooooooooona marina amle split eeeee tena saika nidofotra tam taxi za indray andro izay nifanena tam'io !!!! milay eeeeeeee
  7. le resaka surnom koa aloh aleo mba samy mametaka ny azy e!!!!! Ny ahy zao ohatra efa i GRIS OTRAN'NY MAPATAHOTRA MANTSY RAH I ARI VATA9 NO MANOME SURNOM... ny azy ary moa ataony hoe Cochon... samy mba manana ny feeling mantsy, ny sasany efa i Shrick, i 23, i 53, i TAD. aleo
  8. za koa tonga bien sur!!! rah vita ny vam iray, d mitondra iray koa rafotsy miankina amle mpandoko io....
  9. mila séance manokana mintsy ny fanalàna ny spoiler nay fa efa tena serré par clé dynamométrik mintsy............ mety amiko daholo na 14 na 21, refa lahady aprem d tafa foana... concept : nandefasako MP izy teo, fa izy ao am site Runmada ao foana koa. d iza koa e ???
  10. le asabotsy kosa tsy tafa satria: -mitondra an madama mientsena -matetika d b ny programa sabotsy -za ohatra mandeh mariazy am 13. Ny alahady hariva mantsy d la majorité sy en général eo no fakana aina sy tsy d misy prog loatra ny olona, donc afaka daholo. sady milamina, tsisy embotaka mintsy ... Rah misy run ohatra d alahady fona fa tsy oe asabotsy zany...
  11. ie, misy an'iny fotsifotsy jante williams iny tkoa hitako tam sabotsy teo am BFV antaninarenina. ny cab maro iany : bleu karmann, blanc karmann, rouge karmann ancien, d misy anle bounty iny koa.
  12. Andovw >>> 53 sy le Cab fa iza ndray moa eee za koa mieritreritra oe rah vao misy iray tsy poinss d aleo reportena e, tsika tsy oe maro b akory tsinn...
  13. ankoatran'ny ato anaty forum d misy typ1 sy cab efa miandry fotsiny any. -typ1 ex- 4 corps 2 litres 16- le mainty b iny. fa efa naverina injec le motera fa manamerde. -d cab dorizaka tsara dans son jus. -tsy haiko nen'i poty rah efa vita amzany roviana ary ny RDV d manao sortie kely e. ohatra oe am 14 septembre aprem ? d aiza ? parking cora ?smart?by pass? masay? avenue?
  14. sao b mba misy manana ressort boudin arrière d'origine lisany ??? d'origine mbola tsy nokatsanana an !!!
  15. sady cône explosion nalaiko tao am honey... tsy olana zany fa aza misalasala mifanantona refa typ1 e aleo fa contactena daholo ny manana typ1 e, d roviana ohtra mba manao sortie kely ? ny ahy ny blem d somary mitontona le vam nefa za mila vam mitsaika...
  16. kiiiii, sambatra lesy lisany le!!! za tena ni-coince tanteraka (teny an_tsena .....) zao mipitrapitra fotsiny mijery sary milay e, am manaraka miezaka ny ho afaka (na hisy inona na hisy inona) saingy, efa niraté séance iray zao d sur fa tsy ahay ininnn.... refa mijery sary za d betsaka iany kay lisany no fantatro ...
  17. efa créé zalah ny post resaka typ1 ao ambadika ao fa aleo tsika ao no mitakoritsika a.
  18. kirikou54

    andovw

    efa créé zalah ny post resaka typ1 ao ambadika ao fa aleo tsika ao no mitakoritsika a.
  19. aleo mintsy crééna ty post ty d amzay ato daolo ny resaka type1 reetra. samy mba mitantara ny préparations sy ny conseil sy fikafika reetra e. za zao ohatra mitady amortisseur arrière malefaka tsara fa ny ahy mitontona b. sao mba misy manana lisany? ny zavatra nahafaly ahy zao d nahazo autoradio Blaupunkt d'époque teny am petite vitesse (merci ra Andovw), za mantsy tsy d ambinina matoss d tsy sahy mividy le modèle vaovao b ireny. Sady milay koa mahita anle Blaupunkt tranainy am vam tranainy e. Ny ahy restauré par Ando izy io tam 2005 tany hoany d 2006 izy lasako d noezahina noatsaraina foana d io.
  20. kirikou54

    andovw

    roviana ary ny rencontre e. Ny sur fa vonona aloha atreto dia: -1,8 16 S anaky 2 -2 L 16 s iray -GTI anaky 2 -cab iray ny hafa sur fa vonona daholo, fa lanceo le idée ry irina fa iala otran efa kopy anleiz aaaaaaaaa
  21. kirikou54

    andovw

    manaova presentation lahery d presenteo ny vam a enao mody rainikoto eo fotsiny fa iala koa nge manana typ1 e
  22. marina zany. irina a: ireo ary ny typ1 tadiavinlà fa tonga daholo sady mamaly ny antso e!!! tokony mbola hisy iray koa refa kelikely eo .sady efa rallyeman...
  23. kirikou54

    andovw

    2640 TK . l'une des premières GTI arrivées à Mada. Si c'est pas le première..... i rabaininay mahalala tsara ny nahatongavan'io vam io le, nandeh avion mintsy io nakaty !!!
×
×
  • Créer...