Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

kirikou54

Membres
  • Compteur de contenus

    141
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par kirikou54

  1. io ny sary e (somary ratsy fa video natao pause) am manaraka asiana concours de fibàtàna vodina vam. ny ahy no mora bataina indrindra ngamba satria nataoko avo b ny vodiny fa noesorina ny ressort rabaissé fa tsy mety am madama ....(mitontona b loatra) résultat: 5cm Samia mikotrana daolo ary any antrano !!! za efa nanadrana fa nipika ny lamosiko ...
  2. aza mody modeste eo e, (GTI kely angah!!!) modereo zalah a, temporiseo temporiseo.... soyons convivial fa aza asiana taimbaka fa famille iray iany tsika ato e!!!!
  3. nisy La gazette de la grande ile naka sary tao. mba roviana hono no mivoaka gazety le hetsika kely nataotsika iny ??? mba omeo vaovao e
  4. en résumé: natao maimaika fa am manaraka atao milay ny PAO ee
  5. ireny ary ny sary eee (ni-coince ny site androany maraina d tsy afaka nandefa sary) alefa miandalana ny sary fa makaleo b le miandry Imageshack...
  6. tonga choux lesy aaaaaaaa d asio sary fa tssss
  7. elabeuuu koa nareo vo tapakebitra an tongachoux eeeeee
  8. kirikou54

    randz

    fa ny fandrinan'là nga ry nari9 misy tsilo ??? am 1 ora maraina ve lesy no mipost ????? sur zao fa RBR ndray
  9. caddy = typ1 donc admis !!! sady iny koa mpiondana typ1 b tsisy otrizany!!!! andefaso MP za amzany diesel zany oe
  10. kirikou54

    randz

    tongasoa eeeeee d niampy indray ny typ1 eeee ary aza modeste eo fa nareo koa nge manana typ1 mainty b e, sady nametraka tantara ihany tam RUN. d tonga zany nareo (2 x Typ1) d tonga am laad fa za tsy hanatitra invitaka intsony an délégasiona matanjaka zany zalahy no hiainga avy any Soama any a
  11. atsy ambadika ny presentation des nouveaux membres ry randz d tongasoa aloh e d mba lazalazao ao le vam nao sy enao e. d manantena an'io mena kely io zany an!!! (tena ts ykopiko oe iza ndray koa ary io zao) manana soupçon ihany za fa hitatsika eo am laad fa nareo manao suspense....
  12. nareo ndrindra no tadiavina erantanàna amzao oe TONGAVA !!!!!!!!!!!!!!! tongava mihintsy ka
  13. ny kely mba haiko dia: resaka GTI foana an: -1977:ny Golf 1 no GTI voalohany indrindra teto antany (Moteur 1,6 , 110 ch), parasôka vy kely aloha sy ariana (noir mat fa tsy chromé otran version tsotra), jiro kely ariana, jiro tokana ny aloha. -1979: niova parasôka plastika -1980: niova jiro lehibe = jiro lava -1981: nvoka ny super golf: la golf 16s oettinger (1,6, 16 s, 136 ch), kit parasoka, bas de caisse, sy elargisseur BBS, jiro efatra ny aloha -1982: nvoka GTI 1800cm3, 115 ch, (misy version 3: GTI, PLUS, Rabbit) d zay. Pour info, mbola produit any Afrika atsimo ny typ1 amzao tsika miteny zao (fa version 5 portes sady intérieur ana typ4, d be parasoka be, d jiro ariana bizarre kely), fa mvoka usine VW izy aloha e.
  14. draisssy !!!! manja mintsy izy zany annnn!!!! manjelatra mintsy resaka séance Photo: evitra ny ahy ry zalahy, azo atao tsara koa am 21 ny makeny am Sodiama vaovao d maka sary en groupe sy tsirairay eo an!! eo alohanle panneau VW vaovao b io !!!!! tsika aloh sur fa tsy tafiditra ao anatiny (sauf ze mahalala olona ao ka mahazo autorisation am Nazir.....) fa afaka mistans eo am fijanonan'ny camion citerne d atao fond ny immeuble sodiama ohatra.. aleo mitondra fakatsary daolo ze manana fa sao d iray iany no any nefa aveo low batt... hevitra iany ee
  15. tongava fa tsy olana zany e samy fianakaviana zao v d tsy hifampiditrano ?
  16. henjana koa le avatar n'i andovw io ve zany le oe le alika lahy ty sa ..... oe berger allemand mitondra voiture allemande ??? ilah v aloh mahay miteny allemand? .... firy ny allemand tao am esca? tsy 4/20 ??? ny ahy mantsy 3!!! hoento io am Lahady ataontsika mascotte e!!!!
  17. ny ahy le cab manga karmann no ilazako rariva fa mipetraka akaikinay. d ankoatrizay hoavy koa: -GTI 16s mainty b -cab mena
  18. ny ahy 1,6 carbu, fa misy apoaka iany an!! nerveux kely lery
  19. mafy b nga le golf kely e???? maninona tsy tsorina oe "avia ze sahy" ???
  20. hoavy masiaka i golf kely nga ? milay e, zahay moa d manaraka ao aorina miezakezaka ao e golf kely sy M11 n'i vata9 zany no jerena !! za mi-insiste oe aleo tsy asiana club club an (birao eee, cotisation eee, statut eeee,....): aleo mba samy eo fotsiny d mifanao ftona d makamaka sary d mifanome contact, d mizara traikefa, mifanakalo piesy sns. rah misy lalao moa tsy manin... d refa misy akama manao run na rallye d mifanohana eny e
  21. hainay tsara ny tantaran'iny spyder iny satria tary akaikininay iny no norestaurena. -motera 2 litres 16 tao am star auto -carbu weber 40 - ny toit napanamboarina teny ambodivona fa efa tolaka le tao -intérieur eo eo ihany -jante allessio 17, pné vaovao ny tena gidra tam namelona an'iny d ny resaka embrayage, satria adaptation vita gasy b no natao misy sary taloha any amiko any rah ilain'i nerone atao souvenir.... fa milay b milako an'iny amle 4 corps b, TROAAAAAAAAAAAAAAA TROAAAAAAA
  22. tena marina eeeeee refa nandinika za d tsy ho vitako mintsy kay zany le mirestauré vam complétement satria: -7h à 18h aty am birao - après 18h efa reraka -asabotsy miantsena -alahady maka aina soa ny ahy ny golf fa efa restauré no azo , d ezahina atsaraina sy tsy simbaina d zay.
×
×
  • Créer...