Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

kirikou54

Membres
  • Compteur de contenus

    141
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par kirikou54

  1. kirikou54

    Rallye FSAM 2009 - Dimanche 30 Août

    ato misy sary http://www.flickr.com/photos/37491951@N03/ ze mazoto d uploadeo eto ireo sary ireo fa tsy mety mintsy avy aty amiko ..... sa za mintsy no faisana....
  2. jereo ato zalah a http://www.flickr.com/photos/37491951@N03/ tsy mety uploadena eto mintsy fa lasa kely bilitika
  3. kirikou54

    Rallye FSAM 2009 - Dimanche 30 Août

    au secours !! saika hiposter sary za d refa atao previsualisation leiz d lasa kely bilitika foana, fa ahoana ? j'utilise imageshack, les photos sont résolution 3272x 2592 fa refa redimensionnena d lasa bilitika kely!! omeo spapa raim, fa tena tsy tafa ty
  4. za moa zany d any am mariage (ao ampiangonana) no sady tsy mahatanty fa mijery rallygasy en live, fa tonga d nioraka beuu !!!! milay eeeeeeeee daolo zay ny afrikana oe hay v ny gasy mahay zavatra eeeee mbola aiza re zany eee, mbola vao patiny ireny !!!!! GOOOOOOOOOOOOOOO ry zalahy a!!!! asssssssssssssssio
  5. tongasoa lesy ry astérixm aaaa mafinaritar rrefa misy solontenan'ny typ1 eny ambony piste. ialah sy lezin aloh henjana e, tohizo fa tsara d zahay mitehaka
  6. meeeeeeeeeeeeeeeeerci an !!!!!!!!!!!!!!!!!!! iala rah tsy voalohany tao koa !!!!
  7. rah tena marina io d tena satria rah tsy diso za d motera tanaty fiarako no anatin'iny golf iny, zany oe 2L16 stock, boite kosa aloh motorsport.. fa ny caisse tena groupe A. (ex-rila) zahay aloh d tena nibitaka mintsy nahita hoe joda no hanray volant!! 2h lery nanao prise en main n'iny vam iny, niodikodina teo nijery ny pitsopitsony reetra, anatiny sy ivelany.... c un maniac en tout cas, anaty spécial d otran tam' andron'i golf 6264 sy clio e, manitsaka bozaka efa limite anaty hantsana sy tanimbary , ny zoron'ny pont safoin'i lery kely daolo..... l'As du volant is back.... saingy tapitra ny saison....
  8. TONGA SOA EEE za koa lesy efa tena elab no mba T hanana sub mafy mintsy, d mba efa manana aloha amzao ....saingy subaru vivio leiz, 600 cm3..... fa izy aloh economika ee
  9. tongasoa e d alefaso ny sary, imageshack tao fa io raim
  10. [IMG]http://img61.imageshack.us/img61/dsc02254640x480ht2.jpg/1/w640 [URL=http://imageshack.us]
  11. j'ai failli me prendre une impreza dans la gueule teto!!!! CEG carion io, eo am lalamby.. samedi matin. ny video no tena impressionnant.... [URL=http://g.imageshack.us/img80/dsc02152640x480wb7.jpg/1/][IMG]
  12. subaru + kangoo = SUBANGOO na KANGOORU ze tianlisany....
  13. tena iala mintsy ngamba lesy... tsisy kart 7 sy 4 zany tsony any fa efa mitovy daolo ny état. run individuel 10 minutes leiz fa tsy relai, d azonay ny 1ère sy 2 ème place.... sady intelo niova kart fa mbola nety iany ny natao ka. mba fatatrialah moa ry dadah fa atramzao mbola tsy nampiasaiko le 10min X 3 azoko tam meilleur temps tam 2005 !!! mbola aty le tapakila atramzao ......
  14. ka inter-entreprise leiz... tsy zay ny organisatera fa zay koa invité... azo eritreretina oe any no atao ny rencontre typ1 manaraka d mba mifanitsana kely ao e ?
  15. tssss, ireo gazety ireo oa tsssssss..... tsy za irery no tao fa i golf kely koa ka. mba nitsiky ny vintana d mba nitondra coupe sy loka nody zahay mitsam e
  16. kirikou54

    LIVE RALLYGASY

    wap (orangeworld) tsy mety.. fa orangenet mety tsara mintsy. zay le oe internet everywhere, mila mi-install navigateur rapide (opera mini) defa milay.
  17. Oudry, ny cox mihitsy no andrasana hi-drift eo ko elà ngah!!! Ampio isa tokoa Cox-a-tac ny hanao drift fa vô 4 izy zao a!! sady misy coupe an!!! iala nga manao ry Tsi2 ?
  18. za aloh tsy tafa amzany défilé zany fa miala tsiny dieny zao.....
  19. mbola tsy hay aloh hatreto... na za koa ary tsy haiko rah handeh...
  20. efa hoavy zalahy ny solontenantsika am RUN a!! miandry kely fotsiny tsika. sady tonga masiaka tsara izy (normalement) ireto avy ny typ1 efa nisongadina tam RUN: -fotsy (2L16-poty) -gris (2L16-ex-andovw) -mainty b (2L weber45) tamzany -fotsy (1,8 weber) hoavy ny manaraka fa wait and see
  21. ty r'zalahy mba misy sarin-dràbaininay nanao rallye tam typ1 GTI a (et oui!!! ) rallye ASACM 1990 io, faha 7 zalah tam io. Bainin'i maximumattack no vôlohany tam R12 gordini. Tadidiko mintsy fa niparitaka mintsy io vam io tam arrivée, efa nifatopatotra tariby daolo ny radiatera, ny commande vitesse, sns.. efa saika zara rah tonga. dommage io ihany ny sary hitako....
  22. kirikou54

    RALLYE TOTAL 2008

    Àty anaty es13 za zao no mahita ny post i tsito oe tsmanao mntsony matieu,laza koa efa manala tongotra.kivy za...takzay njanona tany ambovo nanadio typ1
  23. ahy lesy io a. ie, eo foana io fa eo am manodidina eo no mitady vola e
×
×
  • Créer...