Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Dzaomalaza

Membres
  • Compteur de contenus

    942
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Dzaomalaza

  1. Dzaomalaza

    Message du Pdt de la FSAM

    Nerone, le handray ny trophé du meilleur crash
  2. teo am 19 000Euro teo hono no laniny nanafatra an'iny fotsn
  3. iza moa lty ny tena anaren'i Lafotsy rehefa mtady azy ao am prolink
  4. Dzaomalaza

    ***olana g25***

    nahita tsirony mitsy a le alahady ka. naika tsy niala teo. miomana lisany fa hoavy koa aho amin'ny championnat. Efa mba 2min29 ny temps ako tam le Usa voalohany iny (Freazer Hill moa) raha 2min58 izy tam prise en main. Ari>ahoana raha pack UC+G25 tonga d miaraka
  5. Dzaomalaza

    ***olana g25***

    kopy amzay za, hay v iny zany G25 matmatesanlisan zany e!
  6. ary toa otrn lasa effet mirroir daolo lty le autocollant an le sub
  7. Dzaomalaza

    AAC VR6

    Vends arbres à cames de compétition pour VW VR6 marque: AWR Etat presque neuf Prix: Mora be MP
  8. taloha izy no A5 fa efa caduque dia M9 zany zao. Culasse 106 rallye GrA Bas moteur TU 1,6L Injection 4 papillons Gestion Sybelle Challenger 4 Bobine+faisceaux Malossi sillicone Boite 5 14/67
  9. efa le pneu terre an'i 256 io an.mbola miandry amort dia raikitra e
  10. UC fotsn lty sa efa complet. mety am bandy io fa in indray ny afera azo atao amin'io
  11. le train arrière hoa misy aty an. zvt iaraha mlalao ihany io ko Nirina58>tonga dia miaraka am drift control v zany avant noël zany
  12. Dzaomalaza

    Commande Chemisette Team So6

    zany misy taraiky. otrn taille 50 daolo sisa ny ao an!
  13. efa ela ny niandrasana azy, tonga ihany izy mandroso ô!
  14. Dzaomalaza

    Slalom ACCT - Team So6 07 dec 2008

    Ireo fotsn ary no hitan là. Tonga dia NOStradamus mits ny tany. Mlay koa aloha ireo sarin'le commission "R addict" ireo e
  15. Dzaomalaza

    Slalom ACCT-Team SO 6

    za 6 sy 7 ok fa radem tsy poins. efa kobon lisany ihany rehefa hariva ny andro
  16. Tena henjana koa io vao² io. Be loatra lesy zay mpanao rallye lasa tam ty taona ity zay. Tena nizara 2 mitsy le E46
  17. Dzaomalaza

    fety du 06/12

    be évènement ihany amin'io weekend io zany rzalà an!ankoatran io sy ny slalom dia ny run koa eo 67ha eo am azalée ny dimanche 7
  18. Dzaomalaza

    Commande Chemisette Team So6

    tsy tafandalo androany hariva fa demain aprem za prez mandalo a
  19. R5 KRD, manao iny an. Io le izy ka. Lasan'i Mamy kely izy après Mauirice be sy Koch be
  20. Dzaomalaza

    Slalom ACCT-Team SO 6

    ny asacm otrn toa manao sortie koa ny 6/12 dia samy mitondra ny fiarany fa misy slalom kely koa hono
  21. adinon'lisany koa ny Daihatsu charade sy ny R9 maxi turbo an'i Terrinen dia avye eo niantin'i Alcazar sy Val, Golf I Iresa an'i Donné, R18 sy GTT an'i Mamy kely, R17 ny bain Kopela sy Pipo, 205 craben'i Karl sy Tsiresy, Celica 1205 moa mazava ho azy,... tamzany ny daba avy manao rallye ny alahady dia entina miasa ny alatsinainy tsy olana mitsy
  22. i 256 kosa azo lazaina nimarké ny tantara amin'ny maha unique azy e i 540 iny koa tena hananako souvenir bdb, iny no daba rallye notaingenako voalohany tamin'ny adron'i Darola (dadabe anay iny an!) Andrew>efa ela ela ihany nareo no nanaraka rallye zany an,tena grav le mémoire
  23. Dzaomalaza

    Slalom ACCT-Team SO 6

    misy ka, arakarak'le zavatra tadiavintsika. Atao milamina tsara fotsiny ny plan média dia ok io
×
×
  • Créer...