Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Dzaomalaza

Membres
  • Compteur de contenus

    942
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Dzaomalaza

  1. Premier essai io hoan'ahy d ts manin e! Mbola tsy vo maitriser mits ty resaka dégat ty fa 3 retired nohon'ny hetraketraka lol! SS3 nanao tonneau, ss5 nisy azo niampita, ss11 bloqué 3è amin'ny fiakarambe,... amin'ny manaraka manao misimisy e
  2. merci e !fa ahoana rah izy ? an an an ka! tonga d mfanaraka am le avatar!
  3. tonga soa e! le Maiba noheveriko hoe rzalà avy any maibahoaka
  4. Dzaomalaza

    mann

    tongasoa lesy, io am sary io ny entana an!
  5. 1,3 Rallye, miarak am le 4 corps d'origine. Somary lafo kely fa mbola frais b, 50 000km
  6. Dzaomalaza

    INSCRIPTION RALLYE JOVENNA RBR

    razandry koa hanao fa lery tsy eto am forum 3315 Mann sur Peugeot 207S2000
  7. Dzaomalaza

    Sceance de mise au point

    Hiezaka ny hoavy fa hain'lisany ihany ity fanompoana vahoaka ity e!
  8. Dzaomalaza

    INSCRIPTION RALLYE JOVENNA RBR

    2111Nerone Subaru N12 Figuration aloha mba mzatra kely e! Tsisy spons fa mbola tsy vita ny skin
  9. Dzaomalaza

    UGANDA

    eh oui! avec tous les système de sécurité ça peu encore arriver. Pourtant c pas n'importe kel voiture (groupe M ohatra)
  10. arabaina lesy zany ry emsics na d tara kely aza a. Mtomboa taiza e!
  11. tonga soa e! omer na fafa mety daolo zany
  12. i Joda ka, vidéo à l'appui. Ny anecdote tena tadidiko, nisy an zay cousinay zay, Mboasa sur 104ZS ny Nirina nrate an le virage gauche après tremplin iny dia niafara ambony tafotranon'olona tao ambany tao
  13. fa nga tsy sierra le cosworth je me rappelle bien de cette course de côte, tamin'iny koa nisy gymkhana teo am lapan'ny tanàna tam arrivé an'ny rallye. C'était ma première compte à 13 ans sur une R19TXE
  14. sady io ts otrn janga hoe sady manao vacance.
  15. Dzaomalaza

    Safari Kenya

    fa nga tsy bleue marine ny lokon le izy
  16. oui, Jovena no voalohany. Asacm ny organisateur fa ny resaka communication ataon'i Novocom
  17. Dzaomalaza

    pifpaf

    merci e! Hoavy tsy ho ela fa efa hanomboka koa zao ny saison dia ho hita eo ny tohiny Tokony ho fantatro ihany nge zany iala satria za koa asacm taloha fa tsy afaka nivory itsony noho ny asa aman draharaha
  18. Dzaomalaza

    pifpaf

    dzama club club zain,...
  19. ah oui, ca promet ny rencontre manaraka. otrn mtombo hatrany ny so7 an! Pour la prochaine rencontre on se fixe un objectif: au moins 5 ndray ny so7 e! en tout cas, nafnaritra ny lanonana d fisaorana bdb hoan ny mpampiatrano
  20. Yropolov kle! iny no tsy hitako. tapeo am google nge fa tena misy le izy e !!!
  21. tonga soa lesy e!!! sarotsarotra tononina ihany zany pseudo zany an
  22. soa ihany fa tsy tonga emsics sy ny gingembre fa ngamba d zava doza!!! ny 3 lames efa tao+ le mboridaridana party+rhum arrangé sisa no ts ampyd
  23. désolé de vous décevoir zany fa ts afaka mkarakara recrutement its za tato ato fa sahirakirana kely. (Thomas ngamba mety niasa tsy tapaka lol) Le hoe mtondra PC moa zany UC fotsn sa complet
  24. Dzaomalaza

    www.rallygasy.tk

    je pense qu'il va perdre son caractère sauvage si on écrit un truc sur le sujet. Même pour la sécurité des concurrents satria mety ho avy hijerijery eny ny pra ohatra na ny specta lasa bobaka b loatra
×
×
  • Créer...