Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

hathor

Membres
  • Compteur de contenus

    13
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. hathor

    DVD RSRBR TeamSo6

    za koa vao saika hanontany hoe raha maka anle dvd ve zany dia tonga dia autorun le izy dia mifanaraka amle hanan'ialahy isany ve? miarak@skin gasy sns?! Parce que là g rien compris de ce qu'il faut faire! Juste hoe "instal.exe" ve le izy??
  2. hathor

    SLALOM ACCT TEAMso6

    misy any kah! fa tinapaka koa ny connection ao an-trano pour l'instant dia miandry kely aloha vao ho tonga indray ny sary manaraka fa aza manahy! pitin di connection di mirde!
  3. hathor

    SLALOM ACCT TEAMso6

    +100000000000000 e!!! oay le sary le aza a!!! olon-kafa ny mandefa ny sary fa anaran'olona fantatro ny eny @lé sary ouéééé!!!! zay zany matin'ny asa e! miala tsiny misaotra ny rehetra e!!! Misy sary tsy nampidirin'i Hents ao an!!
  4. hathor

    540 en mini

    trop cool ton projet! bon courage et on hâte de voir les résultats! Bonne continuation
  5. hathor

    ANDREW

    tonga soa! mipetrapetraha!! inona ny hosotrohinao? J&B, Mc Neil? Coca? zi de tamarin?? fais comme chez toi, mais n'oublies pas que t'es chez personne!! tu peux casser tout le monde, à condition que tout le monde puisse te casser aussi (donc précises-le)
  6. hathor

    resaka saison 2009 MRC (sahady..)

    poince à firy % zany laisany zao ry fond??
  7. mouahahahaha toungachou hono e!!!
  8. hathor

    Cross Kart So6 edition

    mbola ho ela veuh???? sa ny ambiny tsy hita efa vonona beuh ao?
  9. Miarahaba anareo rehetra ô! izhao izany no atao hoe Hathor fantatry ny olona teo aloha hoe "fôkasy" aleo ihany hatao hoe hathor fa efa izay foana ny sonia @sary rehetra sy ary @le site iray ary izay! izaho izany mitia ny fanamoriana fiarakodia, indrindra indrindra rehefa mandeha mafy ilay izy Izay ary aloha fa dia miarahaba anareo rehetra dia efa voaraiko ny lobaka, dia @07/12 zany maka sary ny tenako. Mbola tsy manana ny enti-manana za ahafahako mihazakazaka fa mbola maro ny projets Fa tsy kivy fa mbola ho avy ny fotoana ahitana anay eny @na piste ihany koa! dia izaho koa tia an'ty
×
×
  • Créer...