Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Rajoù

Membres
  • Compteur de contenus

    628
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Rajoù

  1. Rajoù

    V-MRC #2 Rallye Manimanitra

    Efa saika tsy nandray depart fa lasa ihany t@ ora farany an, sady vonona be oe reto bandy reto aloa dia ho ataoko mamay daolo androany!! saingy tonga amle fitenenana tokoa oe fikasana ny an'ny olombelona e! kay ny bandy mbola faible be fa wawawa fotsny Tonga hatramin'ny farany aloa dia zay no natao nahafaly! arahabaina daolo leisany voaloandoany ao! indrindra moa fa ra Irina zay ao @ categorie-nay (fa in koa ary no atao'io aty @ 2rm kely aty? tssss ) six daoly e!
  2. Miandry le echantillon any @ Tsi2 zany sika e! dia rahoviana ndray zany le essai serveur fa zay taraiky kleu!!
  3. Rajoù

    Smart Diablo - Hayabusa engine

    zay vao hitako le vidaka. tena oufff be le Kart le! ts sahy an'io a kle!
  4. Rajoù

    organisation contest 2011

    hahahahahaha!!! tapaka mits ny tsinaiko aty FNR aty ee!!! merci ra prezy an hihihihihiihihihihihi
  5. Rajoù

    organisation contest 2011

    tairo haingana mits ny sary fa aza be resaka eo leisany!!!! mem a mem hihihihihihihi
  6. Rajoù

    organisation contest 2011

    mba ataovy serié zalah le kotrana pour une fois an!!! sao dizina alohan'ny fotoana eo ndray leisany!!! hihihihihihihihi
  7. Rajoù

    calendrier

    Marna zany Damix aaaa!!!! VW powaaaa!!
  8. Rajoù

    Smart Diablo - Hayabusa engine

    ary zay toa ts mahita anle sary le!
  9. Rajoù

    calendrier

    mahalatsaka leisany reto hihihihihi
  10. Rajoù

    organisation contest 2011

    fa in tokoa moa no tapaka t@ iny? hihihihihihi
  11. Rajoù

    organisation contest 2011

    oadray! av ve @ 18h30 e! ataoko fa le oe 19h30 iany! miala tsiny zany fa somary ho tara kely noho ny antony arak'asa e!
  12. Rajoù

    organisation contest 2011

    Aiza koa zany hoe presence obligatoire raha possible zany eeee!!! Ho avy tompoko sady efa elaela ts hita! ny olana fotsny dia ts mbola nisy fotoana niertreretana mits fa ao mahita izy!
  13. Rajoù

    Rallye Lohataona

    Vita koa ny lohataona!!! tena ouufff be satria efa saika ts nandray depart mits fa isaorana manokana le akama iray zay nampindrana radiatera sy parabrizy! Tena henjana tokoa le rallye ary nampitaotra mits. saika ninan#$$%^^& ny rallye fa niditra corde be loatra tao @ cote d'Arbroz ka nihinana hazo en plein vitesse. Soa fa velona ihany avy eo na dia very segondra maro aza! Ankoatran'zay nande nilamina ni-assure satria ts naharaka mits anle clio williams bedebe tao aloha tao! oatran'ny nanenina ihany nisafidy anle Civic R3 fa somary sarotra tolomina leiry! diso mi-kilalaka loatra le vodiny Dia arahabaina daolo indrindra ireo mpandresy! @ manaraka ndray eee!!!!
  14. o ry zalah a, sao ts tokony atao vert tsony klou fa efa RPR no vert an! sa ts koi?
  15. Rajoù

    Lots de composants gamers

    tsss!!! ao anatin'ny 3mn ve leis dia lafo ny entana sady amzay @ 12 alina le!!!
  16. hihihi, tena feno marna eny @ supreme an!! soa ihany!
  17. K'aiz daolo! Maty ny carte graphique-ko dia mila mividy za! Ny olana anefa tena ts hita tsony zay hovidiana satria be loatra le karazany ka sao mba misy afaka manoro hevitra leisany hoe inona no milay eto @ tanàna mba ts hividividianana entana fopla . Le @ vidiny antonony siora daolo
  18. Rajoù

    Jedla

    tonga soa ee!!! dommage tsis VR6 ao @ RBR an! hihihi
  19. Rajoù

    Rallye Lohataona

    iangaviana zay efa nahavita ts ho be resaka fa mampitaintaina fotsny
×
×
  • Créer...