Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

bibi071

Membres
  • Compteur de contenus

    84
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. bibi071

    Bonne année 2013

    Bonne année 2013 hoany rehetra o ,mirary soa sy saison ary passion milay hoany rehetra e! REVY FA TSY DITRA hatrany e !
  2. ty dray zany SSDRSK mande any fa efa manantona moa zany ty fotoana e,ny tenanay aloa dia handray anjara tokoa!!inona zany hoe hanao ARC zany e ,ary hampiakatra rythme kely aloa fa avadika DITRA le REVY e!!!na dia REVY FA TSY DITRA hatrany e,momba ny resaka dia SItraka NS zany hanao@Clio zanaky Neny miaraka@papany Rado,ny zanaky Neny kosa dia hande hiakatra 4RM hande Nissan Dany,Golf Dany zany mety hoentiny Lancer fa tsy mbola hay! fa izy aloa sura fa tsy hanao,momba ny Clio fotsy Tovonen dia hisy hanofa fa tsy fantatra iza hitondra azy fa mety DAHERY (ex 205 gami t@androny)mandalo izy io dia mety hizara volant@Rado na BR DORA moa zany ,nitondra 205 Tonio teo!dia i steffy koa hanao@celica ny ,asa izy sy iza tsy fantako,misy resaka koa fa Nonot sy Pinaud raha mahita train arriere hande Polo Tdi,I kopela no niova copi Nomena Bryan lasa copi ny!Tsiry koa hndray depart fa mety bandy kely hiaraka aminy@le M10 zany hoe le Ex Berthin nosoloina motera fa miaraka rehetra.zay zay ny vaovao avy aty amiko e!!asa zay fahamarinana ao aloa fa dia zay mba henoko dia zaraiko fa zay moa le izy hoe tjs partager la Passion !!
  3. bibi071

    Rallye ASA tana 2012

    Mety ho tratrany Joda ve Titi@zao?? combat ty an!!!ary Dina ve tsy hahatratra any Mr le MAIRE?? !!!lasa ty e!hita eo dray fandehany fa dia bon rallye daholo e!!!na mpilalao na ny mpijery !!be dray NOS sy zavatra hafa ho lany@ty ka!!!REVY FA TSY DITRA hatrany an!!!
  4. efa niova tànàna an,efa lasany vazaha mm an!! sodirex mm spons an!!!
  5. eo@ QUICKLANE ankorondrano letsy a,dia avy eo mijanona eo@total daholo dia mande convoi mande any@Pc anosizato e
  6. handray depart iny e!equipage feminine mm an!!!
  7. le Tsaravinany Tsiafahy e! efa natao tokoa iny e,za aloa t@Corolla subatelo juste alohany accident nay t@ RIM 2000 e!!
  8. efa tena lasany Fidy anjeva le saxo e,efa lasany omaly fa efa saika nisy naka tany,dia Coco ny copilote ny@ rallye total e!
  9. Ary aiza izao le polo TDI eee? Tsy haino intsony...[/quote] tena any@ tompony ihany e,Pinaud sy Voahangy fa hamidiny e! ny vaovao farany dia i TITI miaraka@MD i Chris miaraka@bandy vaovao ! Ramboasoa samy hitondra fa Papa tsy manao ,donc Fred lasa mitondra GC8 moa Nioto hitondra Nissan ! Tiana (Aremec SUB ex Nashemy )miaraka @Davonjy !!
  10. tena hiaraka tokoa zareo e,te hianatra ny ray ;moa ny ray tsy manana copi fa manao examen lery(NS)! Dany sy Fabrice (zanaky Gou)hande golf Gidra! Tax hitondra Celica miaraka@zanaky Gerald(tompony fiara)ohatran Njara zanak i Hajia no miaraka am Tax rah ts diso za an Tokony an fa saingy tsy Clio entina dia lasa zanaky Gerald dray hono an!!sinon BERA sy JAONA miverina kely miraka indray any Janga mande raketaka
  11. tena hiaraka tokoa zareo e,te hianatra ny ray ;moa ny ray tsy manana copi fa manao examen lery(NS)! Dany sy Fabrice (zanaky Gou)hande golf Gidra! Tax hitondra Celica miaraka@zanaky Gerald(tompony fiara)
  12. bibi071

    6EME RALLYE DZAMA EVENT

    Vita indray aloa zany iny rallye iny fa dia natao zay mety fa mbola zay koa moa vao mi decouvrir le fiara dia tsy dia hita loatra zay afaka natao e,1 jour zany moa vao nande 3kms dia ni coince ny pédale embrayage,hay izy ty mi coince ao ambaniny le butée lavalava kely iny dia tsy miverina rehefa manitsaka be haingana be fa bon nosokiriko ihany t@botinnes ko dia lasa après un stop d'une minute!! ,ensuite tonga dia nande kely 2 kms indray dia tsy nande tsony ny direction assistée donc lasa ohatrany mitondra camion antitra be reny!! !bonjour les bras!!tratrany retour de volant moa zany le pouce ko dia nivadika!!!narary fa zay le passion dia modina fanina e!!tonga ihany tany@Pc avec beaucoup de temps perdu fa avec beaucoup de plaisir kosa aloa!!efa 8 ans kosa tsy nilalao vovoka an!! !! dia nandramana namboarina fa hoe mecano hoe charbon miantona dia miandry milatsaka fa dia tairo@zao!!choix tsy dia misy ihany koa!!dia nanao speciale de nuit !!nilay be ,nande tsara daba na narary aza le pouce fa bon mbola nitodika koa fa taitra be le copilote fa nande be le daba fa noheveriny fa tsy tafiditra tao anatiny le D90 se referme!!!dia nisitona frein a main!!bref very 20 seconde indray!!!mitohy foana Revy e!! tonga dray 2eme jour lasa nande direction antsirabe via la boucle de tana en passant par Ihazolava!!nande tsara speciale de tana toujours avec un pouce enorme!! dia sur la route nanomboka ni patine ny embrayage !!dia nande ihany ,parc de reparation ambohimandroso nampisotroina coca ny fiara !!voky tsara!!dia lasa aza nanao Ihazolava!henjana be demarrage fa rehefa lasa le daba dia mande tsara!!dia tafavoaka sao amantsara!! eny@liaison dia mijanona foana satria mila misotro coca foana le fiara!!!avant hiditra andranomanelatra dia nijanona le fiara nanao signe fa nande indray avy eo!dia ni pointe tara izahay dia nihinana 11 secondes de penalités!Revy daholo zany e!dia hande indray !!naka bahana fa dia lasa ihany une fois mande dia lasa!!juste a 5kms arrivée nijanona dans une ligne droite ,tsy nety velona daba dia ,nanapaka hevitra izahay fa tsy hanao intsony fa na nande tsara aza daba dia impossible hahatratrarana le temps imparti donc sao manimba fiara fotsiny,kay moa tsy nety velona ny fiara!!dia apres moa nisy namana nandalo (MERCI HASINA) copi Ndrianja!dia notaritina tany antsirabe fiara!!najanona tao@pc .rehefa natao zany fandinihana dia zao tena antony nahatonga anay nijanona!!ny fiara efa 1an tsy nihetsika tao anaty Box du coup makina daholo joint!!efa nosoloina avant depart ny pare huile sasany fa nisy ray tsy natao dia nitate menaka teo amboniny disque fa tsy nanao asany intsony le joint!! dia lasa nilatsaka teo@disque le menaka dia ni patine dia lasa nichauffe farany! dia apres lasa nitsonika ny fil le capteur moa ilay izy ihany koa simba apres dia tsy ni passe intsony courant!!!zay moa zany tantara anay t@iny rally iny fa izy ty moa partager la passion,dia zay no nanaovako anilay récit be eto e!! fa bon ,zay le hoe REVY FA TSY DITRA!REVY TSY METY RITRA!! NEVER GIVE UP!!! efa hita izy zay fa manaraka indray mande mafimafy kokoa dia manao tsaratsara kokoa!! rendez vous au prochain rallye!! et merci a tous et vive le rallye!!! merci au pour le support !!!
  13. bibi071

    6EME RALLYE DZAMA EVENT

    MISAOTRA E ! REVY FA TSY DITRA hatrany e !!!
  14. bibi071

    rallye 11-12 Mai #1#

    Dommage Bibi ! On aimerait voir la 106 romotra be mais zay moa zany kou! Lavitra ihany le Tamatave an! Mbola betsaka amreo miainga reo kou anie ny sahirana vao mandray depart e Mais vivement au prochain rallye Dzama ho anareo e Sinon Bon rallye à tous! [/quote] Misaotra betsaka e!marina tokoa zany!mbola ezaka be dahoko vao mihainga e! Hents :Merci an!dia Bon rallye letsy a!! tena zay marina le SUBATELO e!!!
  15. bibi071

    rallye 11-12 Mai #1#

    ie,Sub Gc8 vaovao vao tonga io e,conduite a droite de serie avy tany angleterre tany fa namboarina tao garage ny tao fa M12 e! sinon momba anay mbola tsy azo taratasy dia tsy afaka mandray anjara @le filalaovana vovoka fa dia miandry Dzama dray e!! REVY FA TSY DITRA hatrany e!!Bon rallye a tous na mpijery na mpandray anjara rehetra !!
×
×
  • Créer...