Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

H RAS

Membres
  • Compteur de contenus

    234
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. efa nalefako mail any ny sary o!
  2. A vendre, échappement SEBRING / Diam = 115 Contact : 032 67 090 99
  3. H RAS

    ROND POINT RACING TEAM 2013

    Salut daholo indray an, Miala tsiny ry zalahy fa otrany mitsofoka anelanelan-dresaka beu fa mba mi-informer fotsiny za hoe mety hiverina hilalao tsikelikely indray @ ty taona ity fa haleo alou zany ho libérale atreto satria aléatoire beu mety tsy hahatratra stable ny semaine akory dé manjary mi-pénaliser ny team. Io kou no antony isany nahatonga anahako tsy ni-confirmer ny team tao @ rallyesim. Rehefa zatra tsara indray miverina raha mety. Zay fa dé merci ary bon rallye daholo lisany e. Haja
  4. H RAS

    CONGRATULATIONS LALAINA ET IRINAHAJA

    Arahabaina zany Irina dia maroaroa taiza e!
  5. H RAS

    Nos condoléances à Sofikov!

    Mirary fiononana hoan'ny fianakaviana manontolo.
  6. H RAS

    Bonne année 2013

    Bonne et heureuse année 2013 à tous et à toutes.
  7. H RAS

    saison 2013

    Dia faly miarahaba antsika rehetra tsy ankanavaka tratry ny taona vaovao e! Mirary soa, samy ho tahian'Andriamanitra, hamakivaky an'ity taona 2013 ity ampahasalamana daholo e!
  8. H RAS

    saison 2013

    Salut daholo e! Miala tsiny alou ry zalahy fa tsy dé tena manketo matetika tsony an. Pour ma part mety ho saison blanche ny 2013, par conséquent tsy haiko izay mesure raisin'ny Team satria na ho présent aza ny tenanay dé ho aléatoire beu donc au niveau des points zany misy manque à gagner pour le Team.
  9. Nga tsy misy parcours @ ty toa tsy mbola nivoka ?! Merci!
  10. H RAS

    RESAKA VOLA KELY FA TSY B DIA B

    Salut daholo indray e, Comme discuter la dernière fois zany dia efa voaloha t@ samedi teo ny solde ny inscription VMRC au nom de Hras et Herjo.
  11. H RAS

    RESAKA VOLA KELY FA TSY B DIA B

    Ok voaray fa merci @ fanazavana, ny départ alou zany tsy olana fa alamiko arak'izay fahitako azy eo fa pour ne pas pénaliser l'équipe dia ho alohako ihany zany ny solde ny inscription.
  12. H RAS

    RESAKA VOLA KELY FA TSY B DIA B

    Slt daholo an, Mba misy fanontaniana kely e, misy fiantraikany financièrement hoan'ny team ve raha ohatra ka mi désiste @ championnat VMRC? Ny 1ère partie mou zany iny efa tsy resahina intsony fa ny solde no resahiko. Otrany tsy tena manam-potoana loatra manko ny bandy fa rehefa disponible dé miverina ihany raha mazoto.
  13. Arahabaina zany Hentsrana dé ho arahan-jazalahy sy zazavavy e!
  14. H RAS

    TEAM RPR 2012

    Slt Henstrana, Mety lesy fa tsy koi.
×
×
  • Créer...