Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
bibi071

presentation des nouveaux membres

Messages recommandés

Faly miarahaba ny rehetra ny tenako

efa ela ihany moa no efa namaky sy nahita ty site mahafinaritra ty fa dia aleo angamba manao fiarahabana ,tonga tsy

miarahaba hono,toy namany tezitra e!

Ny tenako moa dia mpankafy rallye hatrizay,ary efa ela tokoa no nanaovana fa dia mbola aty tany lavitra dia mbola tsy

manao kely any fa efa miketrika mafy e!ny any mba atao aty moa zany zao dia mijery manche WRC,rallye terre

frantsay,dia manamboatra ny fiara halefa any@tanànà,dia manampy ihany koa reo zay milalao any amintsika ka mitady

zavatra zay ilaina aty!zay sy zay aza fa dia mandrapamaky sy mpiresaka eto daholo e!dia tohizo daholo ry zalahy fa MILAY

be le FITIAVANA MARINA ny tsirairay ty spaoro mekanika !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheers arahabaina tonga soa ny avy lavitra e.

Aza manao lavitry ny maso lavitry ny fo ary fa dé zarao eto daholo ny mahasoa sy mahafinaritra, na ny réel na ny virtuel makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tongasoa ééé... mahafinaritra lé mahita hoe misy mahafantatra hatrany alavitra any ity forum antsika ity cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Misaotra ny rehetra e,mahafinaritra fihaonana e!Fond de 6,za koa angaha moa nanadino iny jump be iny e!henjana ka,zara

aza fa mbola velona tenanay an!zay tsy hitaingenana raha tsy MATTER zao fa sao hidirany rivotra dray!! Smile








REVY FA TSY DITRA

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dia faly miarahaba an'Bibi tongasoa eto ..ary dia manantena fa hiara hitafa sy fanakalo hevitra matetika eto !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tongasoa e! Tsaroanay marn zany jump zany na dia mbola kelikely aza tamin'izany ary dia efa mba nianaranay ihany koa izy ireny lol.
Dommage noho ny taty aoriana tsy dia nahita anareo ela ela tam le 0022 iny nefa tamin'ireny vao mba tena ary saina lol

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mankasitraka hatrany ny rehetra e Very Happy

Dzaomalaza< marina zany fa aleo aloa zay zavatra tsara sy mahasoa ihany no hianarana e

momba le 0022 dray dia mbola hoavy ny solony e,dia efa mahita tsara isika@zay, isika dray miezaka foana ny mba hanao

animation ao anoloana ao foana e! makafoka










REVY FA TSY DITRA

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bibi a écrit:


Dzaomalaza< marina zany fa aleo aloa zay zavatra tsara sy mahasoa ihany no hianarana e


REVY FA TSY DITRA

Ka efa natao le izy vao hita hoe hay tsy azo hianarana mdrrrr.


io ambany io mitsy le signature tamzany an

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...