Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

organisation contest 2011

Messages recommandés

Satria moa ny fotoana dia mandeha be ihany ary arkin'efa hitantsika @ calendrier dia @ 21 avril 2011 noho fotoana hanaovana ny contest so6
koa :

- Pilotes:
. iza avy ny hanao saison 2011 contest
. mila mba manao session miaraka ny so6 hifampizarana traikefa sy mba hametrahana "strategie" hahazahona point ho entina miady @ ilay trophée team

- organisation:
. iza noho vonona hanao directeur de courses (hamolavola règlement, handrindra ny fandehan'lalao, ets..)
. iza noho vonona hanao officiel ( handray ny temps, handray ny reclamation ny concurrents ets...)
. iza noho vonona hanao tresorier (frais d'inscription, location salle, trophée ets...)
. iza noho vonona hikarakara ny logistique (ordi, playseat, cable RJ45, switch ets...)
. iza noho vonona hanao communication an'ilay contest ( pub, journaux, télé ...)

izay sy izay aloha ny andraikitra tonga ato andohako fa mety mbola misy hafa.

ireo rehetra ireo moa tsy ho lavorary raha tsy misy ny ho enti-manana koa mila manao faran'izay haingana (@ ity semaine du 24 janvier ty) dossier "demande de sponsoring na partenariat" mba ho entina any @ ireo izay rehetra afaka mety hanampy antsika.

ny fanontaniana mipetraka @ tsika zany dia :

- misy efa manana hevitra toerana azo hanovana contest ve raha ohatra hoe critère dia mahazaka 20 jusqu'à 50 playseats dia misy afaka hisakafoanana
- misy mety manana hevitra mpanohana (sponsor, partenaire) mety afaka miara hiasa @ tsika
- misy efa manana hevitra média mety afaka hiara miasa @ tsika ve

misaotra antsika rehetra mialoha @ ireo fifampizarana izay ho hatao satria dia tsika rehetra moa dia maniry ny hahomby lalandava ny hetsika rehetra hatao tsika.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

aux niveau sponsoring za manana ticket SKOL i hents ko v tsy anana STAR zé ray mahasahy reo Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bigbang a écrit:
aux niveau sponsoring za manana ticket SKOL i hents ko v tsy anana STAR zé ray mahasahy reo Razz
cheerscheerscheerscheerscheers

ok ok

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za vonona hanampy izay azoko atao sy izay haiko scratchscratchscratch @ fikarakarana mandritra n ftôna jour-J du contest

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ay tonga dia ho mediatisena be amzay iz ty!!! cheers
Vonona ny handray anjara en tant que pilote eny fa na dia poulet anle bandy kely iny foana aza lol!lol!lol!
Momba ny trano, misy efa an-tsaina ihany fa aleo hiresaka @ tompony mits aloa dia manao tatitra avy eo.
siora

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny tena dia vonona handray anjara en tant que pilote nefa tsy manakana ihany mbola hanampy raha misy hilana ny tenanay!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Vonona hanao Saison sady hanao ny momba ny Logistique makafoka
Dia afaka mi-contact an'i Akim kou rehefa misy Contest mba ho tonga izy ho avoaka Télé isika petardsilly

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vonona ny tenanay hanampy amizay zavatra hay e! hiezaka ijery toerana anaovana contest alo.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mahafinaritra ny mahita ny fahavononan-tsika:

Pilotes saison 2011:(hatreto)

- Jojox
- Tsitsi
- Riry

Vonona hikarakara:

- Bigbang (recherche sponsoring)
- Pyhdidea
- Cascade (recherche salle)
- Jojox
- Riry (logistique)
- tsitsi

bon mila manao ilay dossier demande de sponsoring koa iza aloha ny vonona hifanome tanana, dia rahoviana io ???

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

pilote foana na dia poulet aza dé raha misy fanomezana tanana ilaina afaka manao foana !

Fa ny spons ve tsy tsara koa ireny mpivarotra matos eto @ tanàna ireny ? (concept, mad+, ...)
mifandraika @ zavatra amidiny manko ny matos ampiasaina

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Beelabba vonona anao pilote foana sady mon titre est remis en jeu Wink
En même temps, afaka manao formateur RS-Network sy zay applications developen'i rallyesim Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber a écrit:
Beelabba vonona anao pilote foana sady mon titre est remis en jeu Wink
En même temps, afaka manao formateur RS-Network sy zay applications developen'i rallyesim Wink


Fa tsy mbola noeritreretin'là mitsy ve hoe hanao formateur pilotage?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Pilote pour cette saison 2011!

Dia manampy amin'izay tokony hifanmpina eo ihany koa e!! cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tara io hevitry thomas io a! fa mila aingana isika manao izany rehetra izany.
tokony ho taitaitra koa isika fa ny hafa efa miketrika daholo;
ilay fizarana traikefa koa tokony asiana hevitra ihany fa izay no tena ita mampivoatra kokoa.
farafahakeliny tokony hisy fihaonana 2fois momba anio.
manantena ny fahazotoantsika rehetra e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mitovy am ankabeazany teo aloha :
sady pilote no mpikarakara arak'izay tratra sy vita Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli a écrit:
J.Bee'ber a écrit:
Beelabba vonona anao pilote foana sady mon titre est remis en jeu Wink
En même temps, afaka manao formateur RS-Network sy zay applications developen'i rallyesim Wink


Fa tsy mbola noeritreretin'là mitsy ve hoe hanao formateur pilotage?


Mais c'est facultatif pour vous d'aller vite. L'important c'est de participer à la réalisation. lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber a écrit:

Mais c'est facultatif pour vous d'aller vite. L'important c'est de participer à la réalisation. lol!lol!lol!


Dis plutôt que tu as peur de te faire battre!!!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli a écrit:
Dis plutôt que tu as peur de te faire battre!!!lol!


C'est pas ça du tout, mais je suis pas quelqu'un de très patient, et pourtant, avec un stagiaire comme toi, il en faut de la patience. Si j'étais toi, j'irai voir du côté de Latvalaza, qui a plus de patience que moi en terme de formation SO6 Control. lol!lol!lol!lol!lol!lol!
Certes, il est pas très rapide mais bon, c'est un juste compromis que je te conseille. lol!lol!lol!lol!lol!lol!
N58, si tu me lis, respect!!! makafokalol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
oh ry zalà ngambany efa fotoana hanomanana an'ity @ zay :

Vendredi 18 fevrier à 20 H Ampasamadinika ...

dia mba samy mieritreritra :

- salle
- sponsor
- apport logistic
- apport en ressources humaines
- ets ...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber a écrit:
Tsy azo atao alohaloha nga azafady ôôôô? Sa 20h pile ny début?

fa nga tsy ny firavana io e QuestionQuestionlol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
J.Bee'ber a écrit:
Tsy azo atao alohaloha nga azafady ôôôô? Sa 20h pile ny début?


19h30 azo atao fa indraidray mbola misy olona ato @ izany ora zany dia tsy afaka mivory!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:
J.Bee'ber a écrit:
Tsy azo atao alohaloha nga azafady ôôôô? Sa 20h pile ny début?


19h30 azo atao fa indraidray mbola misy olona ato @ izany ora zany dia tsy afaka mivory!!!

fa mahazo tonga alohan zay zany hihihi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Pyhdidea a écrit:
Soafikov a écrit:
J.Bee'ber a écrit:
Tsy azo atao alohaloha nga azafady ôôôô? Sa 20h pile ny début?


19h30 azo atao fa indraidray mbola misy olona ato @ izany ora zany dia tsy afaka mivory!!!

fa mahazo tonga alohan zay zany hihihi


d maka maka kely lou zany en attendant tokalahtokalahlol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tongava ry zalahy fa zavadehibe no ho dinihina ao a!
mba ho reharehany teamso6 ny contest 2011 milay be.
sur e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Cascade a écrit:
tongava ry zalahy fa zavadehibe no ho dinihina ao a!
mba ho reharehany teamso6 ny contest 2011 milay be.
sur e!

ary elah manentana fotsin oe tongava fa tsy mba oe ndao r zalah a lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
am firy ihany zany lay izy?..lay 20h sa 19h30 dia miandr ra mbola misy olona?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
M.n.R a écrit:
am firy ihany zany lay izy?..lay 20h sa 19h30 dia miandr ra mbola misy olona?

Tonga aloha de ra mbola misy ol ao de asiana thb + makafoka + tokalah de sur fa mivoaka ze ambiny ao lol!

Soaf>> prierprierprierprierprierlol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
RiryMaster a écrit:
M.n.R a écrit:
am firy ihany zany lay izy?..lay 20h sa 19h30 dia miandr ra mbola misy olona?

Tonga aloha de ra mbola misy ol ao de asiana thb + makafoka + tokalah de sur fa mivoaka ze ambiny ao lol!

Soaf>> prierprierprierprierprierlol!lol!


Riry> Twisted EvilTwisted EvilTwisted Evil

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
zà ko vonona en tan ke pilote!!!manampy ra misy azo atao fa ntena mahamaika aloha d le oe miara mikotrana fa tena ilaintsika!!!!matoky ny faamatoratsika!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
passpartooj a écrit:
zà ko vonona en tan ke pilote!!!manampy ra misy azo atao fa ntena mahamaika aloha d le oe miara mikotrana fa tena ilaintsika!!!!matoky ny faamatoratsika!!!

Izany eo ihany fa ny tena fanontaniana zao de ny hoe Ho avy ve elà Radem ?????????

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol!lol! Riry!!

Tsara alou ra mba betsaka ny tonga fa tena tsy maintsy atao tsara io contest io mba ho mendrika an'ilay nampa pionnier ny teamSo6 tam io virtuel io teto dago!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

recap izany dia ny nilaza ho avy:

-Beels
-Mnr
-Cascade

-Riry ???
-PDD ??
- Passpartojo

zay ihany ve ny hatao hoe so6 ry zalà ???

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:
recap izany dia ny nilaza ho avy:

-Beels
-Mnr
-Cascade

-Riry ???
-PDD ??
- Passpartojo

zay ihany ve ny hatao hoe so6 ry zalà ???


za koa ho avy Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za tena tsy tafa @ ora farany ndray an Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad sô de mba azo reporté-na scratchscratchscratch nefa sur ko fa ra reporté ve le izy de ho afaka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bon hatreto indray dia :

- Mnr
- Beels
-Cascade
- Nari9
-Big

bon raha ireo zany mety tafa resto ihany !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:
bon hatreto indray dia :

- Mnr
- Beels
-Cascade
- Nari9
-Big

bon raha ireo zany mety tafa resto ihany !!!


C'est fait !



lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:
recap izany dia ny nilaza ho avy:

-Beels
-Mnr
-Cascade

-Riry ???
-PDD ??
- Passpartojo

zay ihany ve ny hatao hoe so6 ry zalà ???

Fa manin no asiana QuestionQuestionQuestionQuestion za scratch
Nisy ratsy nifanaovana angaha confused
Afaka tsy tonga zany izaho ra izao cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mety manaraka animation skol kely eo am buffet eo tsika d afaka tonga d manao approche kely amle contact ao an efa nresaako verbalement manko izy d efa miandry ny proposition tsika afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
rirymaster a écrit:
Soafikov a écrit:
recap izany dia ny nilaza ho avy:

-Beels
-Mnr
-Cascade

-Riry ???
-PDD ??
- Passpartojo

zay ihany ve ny hatao hoe so6 ry zalà ???

Fa manin no asiana QuestionQuestionQuestionQuestion za scratch
Nisy ratsy nifanaovana angaha confused
Afaka tsy tonga zany izaho ra izao cheers


Ka ôtrany tsy niteny concretemment nareo hoe present

Fa tongava an!!hihihihi lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nari9 a écrit:
Soafikov a écrit:
bon hatreto indray dia :

- Mnr
- Beels
-Cascade
- Nari9
-Big

bon raha ireo zany mety tafa resto ihany !!!


C'est fait !



lol!


lol!lol!lol! milay be!!!! Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
REUNION DU MEMBRE so6 REHETRA CE SOIR AU NET ACCESS AMPASAMADINIKA à 18h30

PRESENCE OBLIGATOIRE RA POSSIBLE
Mankasitraka sahady hoan'ireo izay ho tonga clapdance

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Aiza koa zany hoe presence obligatoire raha possible zany eeee!!! chaiselol!lol!
Ho avy tompoko sady efa elaela ts hita! ny olana fotsny dia ts mbola nisy fotoana niertreretana mits fa ao mahita izy! makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...