Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

irina

Membres
  • Compteur de contenus

    1 359
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par irina

  1. Tsy poince izahay fa ataovy milay ao e...
  2. Sady lasa mampisambodika officiel atramin'ny farany i lery ao amin'ny GRN ao. Zista tsssss. Avohay eto indray mandeha ny règlement fa izao ny zavatra mitranga ao @ GRN ao vita ny saison : Classement officieux itikatra : 1er IRINA 40 points 2ème Zista 30 points (3 rallye sur 7 en GRN et 3 victoires en GRN ) 3ème Andrinoa 29 points (1 victoire) 4ème rdrazafimbelo 29 points .... Dia ahoana izao io classement io ouz ry officiel mahay mamaky règlement ao. Toa misy woue % de participation par Groupe dia avy eo reclassement au général.... Mila fanazavana ny mpanao classement ato....
  3. Giravy ko ialahy manimba classemnt ity ry J'Bee'ber an. Ay niainga t'@ GRN tampoka. Ny nety t'@ ialahy dia nanao 2RM ko mba ahitana ny classement Soa ihany fa tonga izahay fa raha tsy izany dia voa mafy. Milay e.
  4. soafikov> Tena miseho mifoha maraina ko i 1er Senior izany, sa nofohazin'i Seniorita? Kanefa tsy tadidy ny 3ème GRN. I Ovaliste no izy fa i Zandrikely (Jackpot nitondra GRA) Ary tsy votantara an'ialahy ato ilay écran "dusk lasa by night" nef ny andri zalh andro hariva mazava beuh... Adin'akitsapatsapa fotsiny no natao atrizay kay ny écran no tsy poince... N58> Tena iny no farany de la saison
  5. Vita ny rallye des letchis. Fitaintainana atramin'ny farany satria mihady championnat. Mitarika ao i Cyril 25, suivi de fafahcop, Zos, NORIZA. IRINA mbola 10ème provisoire fa mbola tsy nandalo ny enjana b tohy ry alexwelson sy Iante. En 2RM : Soafahana mène la dance (1er 2RM et 1er Senior ), suivi de ragra, de His RDV amin'ny 2011 indray daholo e. Tsy hita fa enjehina daholo ty na contest, na point stable, na point carrière, na rallye des letchis t'@ ty semaine ty. Ny andri zalh sasany mbola niampy Nation's cup.... Tena lasa corvée ty kilalao ty ry zalah an. Bonne route à tous e.
  6. irina

    4 è RBR contest le 27 novembre 2010

    RESULTAT CONTEST DU 27 Novembre et Saison 2010 pour quelques pilotes 1. Sitraka-NS (No Stress) : 1er Général/1er GRA 2. Beelabba : 2ème Général/2ème GRA/1er Général et 1er GRA de la saison 2010 en CONTEST 3. NORIZA : 3ème Général/1er GRN/1er GRN de la saison 2010 en CONTEST 10. IRINA : 10ème Général/1er 2RM/2ème 2RM de la saison 2010 en CONTEST En attendant les résultats officiels, Bravo à Tous et RDV en 2011.
  7. irina

    Rallye des letchis

    Vita ny rallye. Tonga tsara ihany. Bonne nouvelle aussi pour Alex, fa il pouvait repartir indray. Fa mbola tsy nandalo kalongany i lery sy Iante. Les classements après Leg 3 à cette heure : 1. Cyril25 2. fafahcop à 13sec 3. Zos à 11sec 4. NORIZA à 31sec 10. IRINA à 2mn25 du leader (4èmeGRN) 15. KGBMAX à 1mnd'IRINA 17. riry à 1mn27 d'IRINA 18. YolVrc à 1mn45 d'IRINA 23. Ovaliste-TVE à 2mn d'IRINA 25. rdrazafimbelo à 2mn45 d'IRINA 26. soafahana à 4mn11 (1er 2RM gasy) 34. ragra à 4mn40 (2ème gasy) 50. his (3ème 2RM) 64. andrinoa à 9mn51 d'IRINA 70. Steeverandria 76. sandbach Zay fa reraka e.
  8. vita ny leg 1: enjana b ny rythme @ ilay tsy misy assistance après 5SS aloha e. enjana b ko i Yolvrc fa faharoa lery ao après fafahcop après le leg 1 sur une N14URT. Mahazotoa laisany fa mahafinaritra ihany rehefa mahavita tsy nanao KKK.
  9. irina

    Rallye des letchis

    Efa nahavita leg 1 omaly alina avec plus ou moins de frustration à cause de la connexion. Nisy fotoana nidongy tsy nandefa temps ilay izy après SS4 dia notohizana ihany dia nanao envoyer tous les temps au serveur vo lasa ihany ny temps SS4. En gros, tena mampiasa stratégie mahafinaritra ry zalah VRC fa manao b ko i Yolvrc ao. To izao ny temps par SS nataoko : SS1 : 3'09'78 idem Andrinoa à 3 sec de fafahcop meilleur temps SS2 : 5'04'91 : pour Yolvrc 4'54 SS3 : 6'39'61 mba nanao izay mety fa mbola voa 1sec vs Yolvrc et à 5 sec Fafahcop. Dommage pour NORIZA qui a fait le 1er meilleur split SS4 : 3'33'29, mitovy tamin'ny andrinoa indray fa naharesy an'i fafahcop teto. YolVrc 3'30 raha tsy diso aho SS5 : Nandamina fa sosotra b t'@ ilay connexion dia mba tonga ihany fa ratsy b ny temps, 5'18'14 à 11 sec de NORIZA meilleur temps. Yolvrc : 5'11 Bon ny classement provisoire mbola mitarika i fafahcop ao dia YolVrc 2ème dia Evohum, dia IRINA à 18sec de Yolvrc et 22 sec raha tsy diso aho de fafahcop. Andrinoa vient juste derrière à 4sec de moi raha tsy diso aho fa tapaka tanteraka ny connexion vo vita ny SS5 fa soa ihany fa lasa ny temps. Asa na mba voaray tsar tany @ serveur fa mbola hitako ny classement SS5 fa ny recap cummulé no tapaka avy teo. En groupe A mbola tsy dia nisy nandalo firy fa misy an'i lal izay mandeha b ko fa KKK avy eo. En groupe N, Yolvrc assure, IRINA tente la régularité, Andrinoa est extraterrestre avec sa mitsu, les autres sont déjà très loin (rdrazafimbelo, Penomen, Ovaliste) relégué après des DA à + 30 sec. Alex est vraiment attendu avec sa N12 ici. Allez les RPR. PS: NORIZA, efa nahay Sipirkakim ka... LOL
  10. irina

    Rallye des letchis

    mbola note Japonnais no mety amin'ialahy.
  11. irina

    Rallye des letchis

    hitako efa masika ihany i hentrana tao @ session public tao ka. Fa izaho izao mba miandry an'i Nirina58 mba andray anjara pour le fun satria rallye antsika io. Raha hafaka mo ialahy mazava ho azy.
  12. irina

    Rallye des letchis

    Mbo asio misy misy ny comment ry zalah fa inonary ty!
  13. irina

    Karenjy ...

    J'ai visité l'usine aussi en juillet dernier, à priori il leur resterait en assemblage sans de nouvelles moules, une centaine de chassis-carosserie à produire puis après plus rien. Par contre, j'ai vu quelques moteurs de Renault 18 turbo Diesel qui étaient neufs en attente de montage, ainsi qu'un moteur de Renault 18 turbo et GTX, pour ceux qui en recherche encore, petit sopapa.
  14. irina

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    Nous entrons à grands pas dans la dernière ligne droite de la fin de saison pour 2010 en RBR. Les leçons à retenir seraient pour moi : - Choix de voitures, choix de rallyes, choix de championnats, choix de trophées pour avoir le max de points en un week-end Sinon pas mal pour le team, si vous regardez dans les championnats le classement local stable, RPRT est toujours là même si beaucoup nous dépasse.
  15. irina

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    tena efa tsy mety intsony ilay mandeha leg 3 ankisesy fa KKK tao Cyprus tao ko e. I Noriza ihany izao no tafa ao sy i smam amin'ny RPRT. Asa na mahazo point izany. Mbo nanao remontée ihany sur smam sy hajax kinanjo KKK tao NB. DOmmage ko i andrinoa nefany mbo nety tsara ny départ.
  16. irina

    ARRIVEE DE LA EVO 9 DE LAZA

    Tena mila maka pièces any @ andrinoa ialahy ra-Laza a. A la prochaine fa mbola découverte daholo ireny e. Solontena RPRT tsy maintsy ho tonga masiaka foana.
  17. irina

    Saison 2011

    somary tsy hazoko ihany aloha ilay échéance 4 novembre fa bon!!! Somary notairiko ary i Beels momban'ilay organisation V-MRC 2011 vo namoaka an'ilay Topic V-MRC 2011 io d avy eo tonga dia hoe avant 4 novembre ny dépôt de proposition pour les RB. Pas compris, mety efa nisy RB efa vita bdb izany tany amin'ny lery. D aleo ho ataony izany fa efa poince daholo ny dikany. Engany e mbo tsy hisy BTB fa dia tsy manao saison 2011 izany.
  18. Justement 2011, Beels, où est-ce qu'on en est? Je me souviens bien l'année dernière au même moment nous avions concocté avec plusieurs RBRiste les RB de 2010. A ce jour, quelles nouvelles?
  19. non raha tsy diso aho dia mbola misy manche 2 ka. Rallye des litchis sy tompondakan'ny Madagasikara. Miandry confiramtion ireo teneniko ireo aloha
  20. Salut Mc. Finalement firy secondra itsika 2 lahy tao. Ny logiciel tsy misy fa pilotrage à vue sy ny :gaig:no bdb. Fa tsy haiko ny réglagin'ilay N14 an. Mbola ezaka b fa hitantsika ihany io e.
  21. irina

    RALLYE REAM SO6

    Vita atramin'ny farany ihany ilay rallye. Maraina : leg1 = DA 1 + 2 brochettes de spectateurs tonga dia very par rapport an'ny alex sy andrinoa de 1'50 teo. Hariva : leg2 = tsaratsara amin'izay ny prise en main an'ilay N14 fa tsy milay noho ny N12 ny temps atreto. Ny reco = 0 ko raha teo. Alina (izao izany) : leg 3 = ni-assure arrivé fa tonga ihany ny farany. Mbola tsy nandalo tao dia bdiab. Asa na mbola taraiky tao @ leg2 daholo fa i fablide / zazamaditra /Zos / aizae /thomas no GRA classé tao atramin'izao andrinoa / IRINA / Ovaliste no Gr N tao mbola tsy nandalo anefany i Beelabba / fafahcop / Tweet / The Doctor / KGBMAX Tokony ho tsara kanefany ny vokatra raha ao @ Gr N ao. Fa vraiment dommage pour les GRA RPRT. @ Manaraka e. Tena giravy kosany ny temps any andrinoa tao Autiovaara II iny an. Sur daholy
×
×
  • Créer...