-
Compteur de contenus
1 359 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par irina
-
-
Conseil omeko an'ialahy. Isika ary tsy ampy ao @ N4 fa efa maro ao @ 2RM. Noho ieany mijanona N4 miarakamin'ny Andrinoa fa mi-assure arrivée noho tanjona. Efa bien classé tsinona t'@ 1ère manche teo iny. Sady efa nahita fomba fitondra an'ilay N14. Je t'encourrage à rester en N4 aloha e du moins pour le V-MRC. Par contre pour les autres championnats, oui, il faudra essayer d'autres classes. Ny N2 sy ny groupe R ko tsy ratsy an.
-
-
-
-
Salut daholo ry zalah ato. Mbola tsy dia en forme angambany i hentsrana en tant que manager du team 1. Fa ho an'ireo izay mahita sy hafaka makato @ forum dia misy sosokevitra tsara arindra mikasika ny choix de voiture pour les manches stables. Le débat est lancé pour aider lchacun des gars du team 1 à marquer des points toutes les semaines. Merci à nous, pilotes du team 2 de les aiguiller un peu dans ce sens et surtout de sensibiliser tous les pilotes pour qu'il y ait un maximum de participants au stables chaque semaine. L'objectif c'est de faire participer tout le monde sur chaque rallye et chaque semaine. Points ou pas, c'est le but du jeu. Après pour les objectifs plus affînés, il sera question de dompter d'autres montures selon les groupes les plus porteurs de points. Allez les RPRT.
-
Mila mizatra fotsiny fa maharesy WRC sy N14 kaloungany e. Ampidinina 0 na 50 ny différentiel dia boîte moyenne dia tsy miandry tour no mahamindra rapport d conduite coulée noho fintondra azy d ça va ihany ka. Manandrama woua ialaisany vam hafa fa misy tsirony hafa ko indray dray. Mety tsy évident au début fa mila mizatra kely.
-
-
skipped by JIRAMA at the Tanksrally. Kivy total fa nisy coupure jirama. Kanefa tsara position t'@ ndri zalah classe N3. 3ème de la classe dia il ne restait plus que 3 SS. Mbola combat b satria tao anatin'ny 40sec ny 3 premières places. 0 point indray izany ty semaine ty satria stable ko io. Ataovy tsara ry zalah a.
-
-
-
-
send replays vita omaly fa misy fanontaniana kely itikatra. Vita 100% ilay sending fa sengy tsy misy message de confirmation ou d'infirmation hoe lasa marina v sa tsia? Dia nefa ilay interface de choix de replay sy fichier 7Z efa lasa nahazo kiiana indray miarak'@ ireo bouton send sy quit. Ny pavé de progression an'ilay sending 100% mbola teo kanefany. Dia asa na voaray an'ny @ zalah any io? Andraso anontaniana hoe?
-
-
Misaotra Mr Le Manager. Exploitena ihany ny talenta ato @ écurie. Sosokevitra kely itikatra. Ny Subaru N14 efa nahavitana skin, ny 207 S2000 ko torak'izany, mety v raha mba atao ko ny porsche, ny clio williams N3, ny 205F2000, ny EVO9 GRN. Rehefa ilay tsy misy atao iny an. Ho antsika RPRT @ V-MRC ohatra.
-
-
-
-
-
-
[quote="Nari9"]Master Irina on n'en parle plus hein, il était déjà à une quinzaine de sec (fa in ko no ataon'io aty am 2RM aty e ) [quote] ka no heveriko fa mi-compte ny classement GRN fa tsy N4 fotsiny d mbo naika anao saison sur une 2RM en GRN fa azafady . Zao izao lasa nahita fafiny tato @ 2RM indray. Ny GRN ko ngé lasa misy senior manezakezaka b ao dia mampataotra e...Asa na misy coupe senior ko hiadivana ao angambany.
-
-
-