Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

irina

Membres
  • Compteur de contenus

    1 359
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par irina

  1. irina

    racing online

    tara départ fa lany fotoana ni-redémarre machine eh. Tsy nety tafiditra session mits aloha fa accès refusé foana. à 5 minute du départ mbola tsy velona ny fiesta. Aleo ary amin'ny manaraka dia lasa nanao catalunya za fa tssss.
  2. irina

    RBR contest FMMSAM

    Aoana ny resaka an'io Contest io ry zalah fa toa lasa 17 indray ny slaloom MSA? Ny organisation manaraka no tiako ho resahina eto an. Tokony juillet 2010 izao no manaraka mantsy.
  3. irina

    CONTEST #3#

    Ay marina tokoa izany. Pfff. D aon indray zany?
  4. irina

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    Loza ry zalah fa kay tsy coché ilay catalunya klé. Dia miandry an'i smam izany isika fa hanao pour le plaisir fotsiny aho raha hazoto. Lety a e.
  5. irina

    CONTEST #3#

    Mbola tsy misy tapaka fa avy niresaka t@ soafikov aho androany dia saody misy manana sosokevitra isika ato @ RPR : toerana, sakafo anaovana ny contest manaraka. Ny daty voatokana dia ny 17 juillet ho avy izao. Ny fmmsam to plus ou moins d'accord raha tsy misy fihovana. Misy ketrika milay hitandr'i zalah anaovana ny session par réseau LAN fotsiny dia oatran'ny manao session public fa serveur autre que rallyesim ilay izy. Ento ato ny idée dia transmetena fotsiny
  6. irina

    V-MRC Rallye Boeny

    Everiko fa woe waka waka ay wawawa. Efa any amin'ny Henintsolberg indray izao ny resultat après Boeny an. Asa raoviana vo mbo ho posteny lery ato.
  7. irina

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    i smam azany efa mitady andeha mafy b @ tarmac. LOL Fa mety atramin'izao marina ka. Ny tanjona dia ny mbo ho tonga foana @ stable atramin'ny farany mbo tsy ho DNF e. Raikitra indray ny @ ty semaine ty zany. GO
  8. irina

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    Ao fa ataoko ilay cataunya coeff 1 tsy misy maka io e. Raha tsy diso ao dia 2RM tsinona za amin'io. Asa ny hevitry laisany.
  9. irina

    championnat MRC

    encourageko laisany ary e. Rah misy blèm amin'ilay manao article dia mety ho vitako ihany tsy indray indray an. Tairo arany ny concept + étape de réalisation an'ilay projet e.
  10. irina

    championnat MRC

    Ny dikany v izany raha ny tena marina dia ny Rond Point v no mandefa ny organisation ho sosokevitra dia miandry validation avy an'ny amin'ny team hafa?
  11. irina

    championnat MRC

    Tsara ny hevitra. Marina aloha ny andri zalah eo @ ilay lafony organisation sy article e. Ny fotoana foana no tsy misy. Ny proposeko dia manantona an'i emsics momban'ny article raha izay no blèm : joignable au 034 06 318 19 i lery na ko His au 034 07 122 09. Izy mitsam no manao ireny article ao @ rallye gasy ireny mantsy. Za kloungany côté fotoana tena very e.
  12. irina

    Rallye Asacm #2#

    Bravo aux champions à l'issu de ce rallye très endurant pour les uns, amusant pour les autres, cauchemardesque pour certains... Rdv en Août pour la suite de la bataille. Bravo à tous les gars qui ont franchi le cap du virtuel au réel en tous cas. Encouragement pour les autres.
  13. Misy sosokevitra avy @ ry zalahy TSO6. Pourquoi pas une co-organisation d'un contest pour la prochaine manche? Vos avis.
  14. irina

    SORTIE KELY ENTRE RPRT FAMILY

    Ary maninona moa raha mbo asiana soirée foot na aprèsm foot indray e? Mbo miova @ ty RBR lava ity!
  15. irina

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    zay fa vita ny cochage e...
  16. irina

    racing online

    Ao indray izany no mifampitsapa online isika mianakavy ko...
  17. irina

    RACING ONLINE

    Confirmation du team M-Sport sur Ford Fiesta S2000 2009 : andrinoa : manager IRINA : bouclier.... Andao ary...
  18. irina

    Soirée de levée de fonds TASAMM

    Mbo asio participation kely ry zalah ty rallye ho organisenay amin'ny mois d'août ty a. Antsoy aho @ 032 07 224 84
  19. irina

    racing online

    Team Rond Point Racing sur Fiesta S2000 : andrinoa et IRINA. Bon on verra. smam et hajax v OK ko?
  20. irina

    PILOTES CONTROLES

    Attention Ragra est contrôlé sur rallyesim. Pour ceux qui le connaisse, merci de l'avertir...
  21. irina

    RACING ONLINE

    Inona ty kozy ato ty fa oatran'ny intéressant raha S2000 izany no daba an... Fanazavana b b kokoa angambany no mety. Ny anay ilay fotoana no tsy dia betsaka ka saod manao mini-nation's cup eo ka tsy dia mety amiko. Fa sinon mahazoto b anaraka rythme an.
  22. irina

    EVOLUTION CLASSEMENT ECURIE SUR RALLYESIM

    Izay ilay efa noteneniko an'ialahy d confirmé par smam zany. Ory zalahy a. lasa 12 ème itsika amin'ny écurie ao @ rallyesim an. Milay b fa dia ny tanjona ho tafiditra ao anatin'ny top 10 d'ici la fin de la saison. Ca serait super pour le team. alors à vos rallyes stables. Aleo mi-assure arrivée ra vo tsy ao ny pilotages fa mi-compte beuh. Ne serait-ce que l'arrivée finale qui rapporte à chaque pilote 50 points d'office.
  23. irina

    V-MRC Rallye Boeny

    Bravo aux gasy maîtres sur leurs terres. Bravo aux trois O.V.N.I
  24. irina

    IRC RALLYE D'ITALIE

    Vita ny leg 1 sy 2. Nahafinaritra b ny combat entre RPRT tao fa dommage i andrinoa sy smam somary namotsitra rythme fin leg 2. Rslt tao omaly alina : 1 fra81 2 superallyman 3 fablide 4 beelaba 5 chepilevski 6 NORIZA 7 IRINA 8 Cromax 9 .. 10.. 11 andrinoa . . . 14 smam Noriza efa tsy tratra intsony avant Pribram x2. Devant moi à 20 seconde lery. Fa tratrako kely ihany ny retard à fin leg 2. plus qu'à 3 secondes fa trop b vo tafa io rythme io an. Pribram R boucle 1 vita tao anatin'ny 4'49 Pribram R boucle 2 vita t@ 4'48 Mbo naresy indroa an'i Beelaba. LOL
  25. irina

    BOENY

    Aon ny fanaovana maj ny pilote ra smam?
×
×
  • Créer...