-
Compteur de contenus
1 359 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par irina
-
-
-
Salut à tous, Suite à la converesation que j'ai eu aujourd'hui avec NORIZA, latvalaza est prêt pour intégré RPRT. Compte tenu des places "full" dans l'écurie, NORIZA a négocié avec certains membres et finalement, djian voudrait bien céder sa place à latvalaza. Par contre NORIZA, j'ai parcouru un peu le forum dans la rubrique mutation entre écurie, il vaudrait mieux d'abord que latvalaza envoi un message officiel auprès de Colin Macrae Motorsport avant de s'inscrire chez nous. Le retrait au dépourvu du manager de ce team ne va pas vraiment lui plaire. latvalaza pourra tout de suite après se ré-inscrire dans la rubrique Ecurie_Monter son écurie et je confirmerai par la suite. Amin'izay fotoana izay i Anthonyf vo manoratra ny confirmation ao @ post ROND POINT RACING ao. Jusqu'à cette confirmation, latvalaza ne pourra pas encore choisir ses rallyes. En tous cas officieusement, bienvenu à toi latvalaza.
-
-
Tena nigembona tao sipirkakim t'@ hazo beuh lesy d niakatra ny t° de l'eau a. Voatery nandamina en dessous de 4500 tr/mn fa tsy nanao car repair sy abandon. Dia very + de 2 minute t'@ voalohany. Milay zany fa efa novitaiko atramin'ny leg 3 d hajax ao 3ème au géné d izaho 5ème S2000 fa efa very 2 minute. I Aurel ko Abandon ao an. Mandamina tsara ialahy ry smam d poince b io. Fa misy scratch vitsivitsy nataoko ihany ao an. Bonne chance e! vita atramin'ny farany soamatsatra fa dommage ko e. Very ny combat.
-
Vita ny leg1. Mbo soratana ato aingana fa mitarika S2000. Miandry combat avec smam. Dommage pour andrinoa izay nanao KKK fa nanohy ihany. Mbola tsy dia betsaka ny nandalo fa ny sûr dia ho angatahindri zalah replay aho... lol Assureo tsara daholo ny an laisany e. Maty ny web page le temps nandeha ni-pipi vo andika temps d désolé. kikiny 2ème Zos 3ème IRINA 8ème (S2000) Thomas-Radstrom 10 ème
-
Dia tena misy mpakahala diso tafahaotra an'i NORIZA kosany lesy ao... Presque isak'i ny semaine dia vo contrôlé ao foana. Fa misy fanontaniana kely ry zalah ito a. Ny result of check ny rallye fmmsam toa mbola tsy nolazaindri zalah tao @ home page rallyesim fa banga b fotsiny izy ao dia ny official results mbola ilay t'@ farany iny ihany fa tsy nihetsika. Mety miandry rahampitso angambany fa ho hita eo e.
-
-
Mahafinaritra beuh ry zalah ny résultat t'@ iny semaine iny na dia nisy nampalahelo tohy ny stable WRC sy Fmmsam azany . Efa no dépassetsika izao ry zalahy hongrois ka ndao ho tazonina ny classement. Ny tanjona dia ny 10ème indray. Mila mitandrin,a nefany fa hongrian racing no miainga ao @ ty semaine ty ka samiha mi-assure ziaby dia bonne io.
-
Azo atao hoe tsara ihany ny récolte t'@ ty fmmsam ty t'@ akapobehiny. Vraiment dommage pour smam, alexwelson, je ne sais pas ko i Nomenabryana hoe nanao ahoana fa tokony ho 2 ème klou lery. Résultat provisoire à 23heures: GRA : NORIZA 4ème au général hajax 9ème au général tweet 16ème au général GRN : andrinoa 14éme au général IRINA 15èmé au général 2RM : ragra 35ème au général Nomenabrayan .... sandbach 39ème au général karlwelson 43ème au général Bravo les gars....
-
Résultat after Leg3 à 23heures : 1.Fablide 2.Zos 3.Fabynou 4.NORIZA 5.Kikiny 6.Iante (N14URT) 7.zazamaditra 8.Jim 9.hajax 12.aizae 13.guiguibone 14.andrinoa (Evo9GRN) 15.IRINA (N12) à 0'00'65 16.tweet 22.rdrazafimbelo 23.ovalist-TVE 24.mboolabba (Opel Corsa S1600) 35.ragra 39.sandbach (Golf Tdi) 43.karlwelson 67.jojox 68.Soafikov Pas encore passé ou abandon : Beelabba fafahcop Nomenabryan KGBMAX .... A voir la tournure, ce sera encore une fois de plus un podium 100% Gasy. Résultats officieux ce lundi vers midi.
-
-
zao vo vita ny leg2 : TAQ tao Hulapai II + escapade dans la nature dans greenhills (malama b ny lalana) 1. Fabynou 41 33 83 2. Zos +2 83 3. Superrallyman + 35 88 4. Kikiny + 1 01 18 (GRN) 5. Iante + 1 03 70 (GRN) 8. hajax + 1 13 05 10. fafahcop + 1 25 69 11. aizae +1 34 27 13. andrinoa +2 07 12 14. IRINA + 2 14 69 15. YolVRC + 2 17 13 20. Alexwelson + 3 23 92 22. mboolaba + 3 32 16 24. rdrazafimbelo + 3 50 64 32. ragra + 4 36 51 40. Sandbach + 4 54 19 49. Karlwelson + 6 02 30 Leg 3 sisany. Go RPRT
-
-
-
Mitandrema laisany fa misy soucis kely ny RSCenter t@ ty Fmmsam ty fa efa misy manao réclam atsy ambadika atsy an. Assureo tsara ny matos sy ny connection indrindra indrindra. Dia raha misy réclamation dia ataovy ao @ rallyesim aloha. Raha tsy mbola mahazo instruction hoe alefaso mp makany @ modérateur dia aza mandefa mp aloha. Lasa tezitra i BeuC ao.
-
-
vita ny leg 1 : Fikoropahana tsy nisy oatr'izany. Tsy nety lasa ny temps vita ny SS5 farany. Nalefa t'@ envoi des temps fa tsy nisy vokany, nalefa ny envoi tous les temps du rallye fa tsy nisy vokany ihany. Farany nitady vonjy tany @ andrinoa d niditra tao anatin'ily lien lava b d mbola statut in-progress ihany. Nanoratra t'@ Beu-C d lasa ihany ny temps natao send times. Fa dia tsy hafaka nandika classement intsony fa nanjavona ny web page. Sinon, combat b ny anay sy andrinoa tao. Dommage pour smam. Avant PTD dernière SS, Devant à 1s83 za fa avy eo vohan'i andrinoa temps d'ES5 3s, donc au cumul il est devant à 1s30 eo ho eo. Rdv au leg 2 e.
-
-
-
-