-
Compteur de contenus
1 359 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par irina
-
-
Efa nanezakezaka b tato t'@ alatsinainy. Dia mbo nety nety ihany satria nisy adva enjana natao "bitro" dia i PT izany. Finlandais ko lery io ka tsy nanaiky mits raha tsy voalohany. Classement provisoire : 1. PT 207 S2000 2. IRINA Polo S2000 à 46 s 3... zay vo nisy WRC Tantarao ato izay efa nahavita LEG 1 ko e. Mbola vitsy kely tsinona ny nandalo tao
-
Nanomboka tsara ny boucle 1. Alex à 6 seconde tao aoriana. Nanomboka boucle 2 leg1, pribram attak à fond fa tsy nivily ny pneu gravel d nanoroka vody hazo. Tsy velona intsony ny vam. Nanohy ihany mba ho tonga teo amin'ny arrivée satria oatran mbola dans les points classement gasy. Fa b attak loatra nefany tsy misy reco dia maty fanindraoany indray ny N12. DNF A bientôt.
-
-
Mbo nisy finiavana b omaly alina andeha andray départ rallye Xtrem. D vita soamatsara ny ss1 sady mbo tafavoaka nilay ny temps, 5.50 teo ho eo. Fa indrisy fa tsy nety noraisin'ny serveur ny tps. D ouz hoe quitter le rallye pour refaire votre rallye. D voatery nanao réclam tao @ rallyesim. Sorena t@ iny dia niditra IRC indray fa mbola tao ny fahazotoana. Nokier, tsara b ko ny temps 7.32 efa tena attak d'entrée b mits. Fa le même problème après la fin de la spéciale no nitranga. Lasa nanao réclam indray ko. Nivaly ny réclam d hafaka mandeha indray fa asa ny temps raha hitovy @ ireo omaly. Mila mamorona fahazotoana vaovao indray izany. Rahariva e.
-
-
-
-
-
-
-
Basy vava lesy ialahy ty ra Mr H. kle. Ce qui est sûr c'est que la réunion d'info sera pour ce mardi 20 juillet 2010 à analamahintsy. Ce qui n'est pas encore sûr ce sont le nombre de jours de l'évènement. Ou 2 ou 3 jours. On verra d'ici vendredi. Sinon, le règlement FIA sera appliqué à la lettre pendant ce rallye. Aucune dérogation possible pour les voitures et les concurrents qui passent à côté du cahier des charges. Côté organisation, beaucoup de ptits trucs pour changer les habitudes. J'encourage les concurrents qui vont tester pour la première fois les nouvelles montures ou les nouveaux réglages à y participer.
-
Nety nety ny récolte de pooints t'@ iny week lasa teo iny. Mihezaka mahamita ny stable ny isanisany dia ho tratra indray ry zala Hongrois. Fa misy classement bdb kay ao @ WRC ao. Misy classement PWRC dia RPRT no tsara representation @ communauté gasy ao @ local stable ao. Misy classement ao resy ndri zalah Team SO6 ao fa misy hafa resintsika indray ry zalah. Mahazotoa daholo ry zalahy a.
-
-
Tena tsara ilay serveur ka. Fa izay noho hisian'ilay test omaly iny fa amin'izay azo amboarina daholo ny pitsony kely rehetra. Miandry ny invitation manaraka mbo hitondra rectificatif kely t@ ireo izay bola tsy ravo rary tao e. Riry master dia efa nitondra volant tokoa mbo anandrana ny live contest mits. Merci an'ireo nikarakara sy ireo nanontrona e. Vivement le premier contest avec les premier serveur made in gasy.
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-