-
Compteur de contenus
3 009 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Soafikov
-
Nisy fivoriana izay natao tao @ Atelier RAMAROSANDY ny Asabotsy 28 Novembre 2008 dia betsaka moa ny zavatra tapaka tao fa mbola ho avy eto ihany ny compte rendu fa ny nisongadina dia : - Nisy coticota ACCT sy dia nisy vola voahangona kanefa mbola tsy hampy ilay vola hanaovana ilay hetsika koa dia hentanina isika mety hanao fanampiana fa dia raisina an-tanandroa fa "ny tao trano hono tsy efan'olona iray " koa dia ..... - Ny alarobia 03/012/2008 dia hoany Imertsiatosika hanambotra ny Pont sy ny piste koa dia hentanina izay afaka hamonjy any @ Atelier Ramarosandy @ 8 ora sasany marina @ io andro io mananantena ny "partageons ny eeee"
-
kay leeee ko tsy niala any ankatso ve dia ambohidempona raha ny Gvintsss koa no misy olana ..ny ahy sy ny any Ari zao ny diff dia raha milalao elah ny ahy mafana ny tampony ny any lery tena tsy maninona fa mangatsika be..;dia ilay vitesse ny ahy mi-ballade be fa ny any lery tsy mihetsika fa angamba iny efa misy solution fa izany lazainy Doda zany indray no mbola tsy hitako
-
Hevitra @ session (mety ho souvenir tsara)
Soafikov a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans RBR (Richards Burns Rallye)
Antsoiko ialahy dès que manana fotoana aho Inty ny vidéo DUEL McCrash - Ra-Prez sur Chirdonhead (adin'ny samy henjana io - 1s de différence à l'arrivée) : rapidshare.com mcvsprezfinal.part1.rar rapidshare.com mcvsprezfinal.part2.rar Downloader-na ireo fichiers 2 ireo dia atambatra @ winrar dia décompresser-na avy eo dia mahazo ilay vidéo (fichier .wmv) vakiana @ Windows Media Player compliqué leitsy izany indrindra raha ry zalah manana connex SIDA Fa sinon aty amiko misy izay hijery eee -
-
-
Hevitra @ session (mety ho souvenir tsara)
Soafikov a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
-
Compte rendu commission logistique Fivoriana du 25/11/2008 Lieu : Atelier Ramarosandy Début : 18h50 Fin : 21h30 Présent : herivonjy, commandant, Rado, Andry , Doudou, Ralolona, Haja, Beelabba,Tsitsi, Mandimby, Titan, Nary, Peno, Sanjy (14) Superviseur : Jackol Préparation piste : - 26/11 à 11 h 30 Reco avec SOGEA (circuit pont) - Arche départ arrivé (voir fédération=réponse fédération tsy misy contrat définie avec Fujifilm) Sécurité assistance médicale : - Ambulance : 1. . Samedi : MB 100 + médecin (Doudou) 2. . Dimanche : MM24 ( signature contrat = Tsitsi) Assitance mécanique : - Groupe électrogène , Poste de soudure (Dadane) - Démontage pneu (Cf tanana Immertsiatosika) - Extincteur 4 Kg minimum, (cinq =Dadanne cf Atelier ramarosandy) Sécurité piste : Rubalise sur le périmêtre extérieur circuit : 1. Parc de réparation 2. Zone refueling 3. Parc fermé Piquet……….Barrière SRK Drapeau ……SRK Commissaire de piste ……… voir Samedi ( besoins = 20 pers ) Parking : 1. Emplacement 2. Billet……com communication (autorisation commune et 10% billets) 3. Securité parking………… 4 gendarmes (voir Immertsiatosika) Mise en place site : 1. PC officiel : - Ordinateur + imprimante + photocopieuse(all in one)…Prolink - Fournitures de bureau (Ram,Stylo, Marqueur, stylo)……mme Perle - Tableau d’affichage ………..Sanjy - Pile pour mégaphone - Talkie walkie……….SRK(ok)+TMF(Doudou)+cookie+commandant(2 fixe) - Table et chaise …………….SRK (OK) 2. Stand invités : - Chapiteau……Jackol(7x7)+Sanjy(6x3)+Mandimby (4x3)+Freddy - Table + chaise……SRK 3. Stand RBR : - Table……..SRK +contreplaqué +(Ramarosandy+serre joint) - Ordi + Volant ………Team So6 - Ordi + Cd install (Prolink – Team so6) - Prise multiple et rallonge à emmener 4. Stand restauration : - Vitrine Liantsoa II - 1 chapiteau - Transport………com restauration - Couvert s+verre …………samy mitondra - Grillade samedi soir - Réfrigérateur/glacière……………SRK 5.Karaoké : - ordi - Logiciel Karafun+ drap ……………………tsitsi - Videoproject……………..Sanjy -Sono …………………………..Pops Coupes : - Répartition : o Cross kart …………….4 coupes o Quad …………………….2 coupes o Slalom : 4x4 : 1coupe - 1600 cc : 1 coupe +1600 : 1 coupe Classement Gle : 3 coupes - 3 Vins mousseux…………..Jackol - Estrade …………………………SRK (Jackol) - Fond banderoles Transport : - Disponible : camion benne….SG3(commandant, Haja) - Car : Doudou Chef de file : - Herivonjy : préparation et sécurité piste - Andry : Mise en place site - Tsitsi : Parking et karaoké - Beels : RBR - Transport : Commandant, Haja Compte rendu reconnaissance SRK 26/11/2008 Préparation piste : - Mila fanamboarana ny rampe appel sy reception…………SoGEA + IMMO (10 pers à raison 3.000 ar/jour par pers avec angady sy lapelina……cf Tolotra) - Miandry valiny SOGEA dia hatao ½ journée du 04/12/2008 - Mila hahitsy ny pont ………Cf engin SOGEA + moellons (20x20) - Mila hamboarina ny piste izay misy rano miandrona ( SRK) - Mila hamboariana ny canniveau manapaka ny goudron (Asabotsy 06/12/2008) - Mila mitondra gony hasiana Tany (Jackol=10,Sanjy=10,……..) Préparation site : - Daba pako ………ok - Pneu pour chicane..ok - Barrière vy……………ok - Ruballise……………… misy reste sinon Bekoto=payant (besoins=4 rouleaux pour tout le tour ) - Proposition : Parc réparation ouvert @ goudron, sinon parc réparation CK devant Bung 1 à 5 + parc refueling ; Parc reparation auto devant bung 10 à 16 + refueling ; Quad à côté salle Liantsoa - Sono : devant reception ; Stand invités : sous les arbres ; stand RBR ao @ Liantsoa ; Restauration ao @ Liantsoa + table ; grillade Samedi sur Veranda - Sécurité Samedi 06/11 soir …………….Cf Tolotra Parking : - Raha misy ny Run dia mizara 3 ny prix d’entrée rehefa voaloha ny any commune - Raha tsy misy ny run dia any ACCT-Team So6 ny totalité Bungalow: - 14 chambres de disponibles ( misy misy eau chaude) - Mila mahita ilay electricien hanamboatra ny phase dia mande daholo ny rano - Hafaka tazomina jusqu'à 16h ny bungalow Information divers : - Afaka hapetraka jusqu’au Lundi ny entana sy ny CK - Piste = 1.5 km pourtour ext - Gendarme Imerts…..50/tete/jour - Poste de soudure autonome …..cf Tangaina
-
-
-
-
za vaovao dia za no atao hoe
Soafikov a répondu à un(e) sujet de hathor dans Présentation des nouveaux membres
-
-
Arak'ilay voalazan'ny Mr Communication & Animation President (CAPable) Dia misy an'ilay commission efatra ireo: - Communication et animation - Restauration et hébergement (mila misoratra anarana any @ mme Perle haingana izay haka bungalow fa 16 no isany ary 45.000 Ar ny hofany) - Finance ( Rado, Pops, Big) - Logistique Koa momban'ilay commission izay iandraiketako dia ny membres : - ACCT BE DIA BE -Team So6 : 1-Boum 2-Mikkah 3-Peno 4-Tsi 5-Pass par tojo 6-Michigan 7-Doudanen 8-Beels 9-Mandimby 10- Thomas 11-Fokass Dia ilay commission io no tena henjana indrindra satria dia hisahana manomboka hatrany @ fanomanana ny terrain , ny famoriana ny matériel hilaina rehetra , ny sécurité, ny fandaminana ny parking, ka hatr@ fitadiavana ny coupe. NOHO IZANY DIA HENTANINA HITSIKA IZAY VOATONONA mba hamonjy ny fivoriana izay hatao ny TALATA 24 NOVEMBRE 2008 AO @ ATELIER RAMAROSANDY MANOMBOKA @ 18 H (tsy diso) Dia manantena fa dia ho voatosik'i ny passion daooolo tsika rehetra
-
Challenge Thomas_radstrom : Inscription
Soafikov a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans V-MRC Old
-
Challenge Thomas_radstrom : Inscription
Soafikov a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans V-MRC Old
Hi soafahana moa mbola misy zavatra hataon'lery @ io daty io dia : 1690 :BELAZAO:FORD FOCUS WRC06:Team Momgivtsss @ mba tsy hampandainga ilay anarany dia "Tairo rangah fa eo @ 1 min par ss eo ve tsy efa sahaza'nareo ary tsy maninona fa asioko frein pied gauche en permanence fa sao lasa las tsy miady ilay combat eee" -
-
-
-
-
-
ny inscription za ny dia : - Auto : 40.000 Ar (inscription) + 10.000 ar (règlement) - Cross kart : 10.000 ar (inscription) + 5.000 ar (règlement) - Quad : 20.000 ar (inscription) + 5.000 ar ( règlement) Ny tena important ry zalah dia ilay fiaraha miasa @ ireo andro ireo sy ny fikarakarana alohan'ireo andro reo koa : -Tsara zany ireo izay tsy afaka @ ireo andro reo raha miara mislahy mba manomana an'ilay hetsika - Ireo izay afaka nefa mandray anjara @ ilay competition dia tsara raha mba mandray anjara mavitrika ihany koa @ fanomanana fa tsy misy ilay compétion raha tsy misy ny fanomanana - Ireo izay hafaka @ io andro io sady tsy hano compétition dia tena mila tanana tokoa tsika organisateur satria mila olona hatr@ 20 hanao "juge de fait" eo @ piste @ ilay alahady Partageons les So6 foana zalah aaaa!
-
-