Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

henintsoa

Membres
  • Compteur de contenus

    2 162
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par henintsoa

  1. henintsoa

    www.rallygasy.tk

    amin'zay mba betsaka koa ny passioné rally mitafatafa eto éé
  2. henintsoa

    rencontre ce 11/04/08 à 22h00

    za handeha ho an'i @dodanen, nandona fiara teo @ sisin dalana -> simba tanteraka ny fiara vao mianga kely avy ato antrano avy niantso an'laisany iny. Tena kivy be aho zao ny anamboarako an'lé fiara
  3. henintsoa

    rencontre ce 11/04/08 à 22h00

    eny ambolokandrina lé izy!! Antsoiko lesy ialahy big refa tonga eny za fa sady tsy ananako ny num any dodanen no tsy mandeha ny klaxon any vam dé sô D wain eo fotsiny za (sa hi-sonné V za???) Vers 11h 11h30 any....
  4. henintsoa

    SETUP RBR

    école de rally tsy maintsy subaru aloha kah!! ny rsrbr08 taloha D complet indrindra ka io zany no pack anakiray misy ny fiara sy ny mod ary fanampiny rehetra. Izany hoe azo alaina tsirayray koa anefa ireo éléments izay hita ao anatin'ny rsrbr08 io . Ny lien de téléchargements no tsy hitako aloha momban'ilay setup manager fa jereo ao @ rallyesim ao fa mety ao angamba (mbola tsy mandeha anefa ny site @zao) Zamampirisika any tsi2 andalo any @ bigbang maka an'lé RSRBR08 aloha fa adin'iray angamaba ny trajet anao mankany D azaohanao ny rehetra -> décupler par 10 ny hatsaran'lé RBR avy eo
  5. Efa nisy nanipy iany io resaka io teto ka. Raha ny interésé alony dia betsaka eto e!!!!sahona???? ny gasy mpanao rbr koa efa betsaka iany...(ny pilotes rally eto @tsika koa efa mpirevy an'io daholo) fa reste à savoir fotsiny hoe sahy ny anao en ligne ve?? ..raha hoe raketina manko ilay championnat gasy nefa ny gasy manao aza vitsy dia vitsy otrany mampimé iany zany!! ..ka io asakasak'isika iany io ee!!..ra za manokana alony dia partant foana eeee!!! à 200% pour mihintsy éééé zay foana lé kozy hoe aleo aloha hiakatra na hanao recrutement RBRiste anao en ligne dé am'zay misy misy tsika!!!!
  6. henintsoa

    Jeux

    OK pour la rencontre!!! ce vendredi soir moa zany za poinss fa manenijika an'laisany za @ 11h eo fa any vao afaka (tsy miasa ny asabotsy dia mba afka manala azy juska la mourrir)
  7. vilain mintsy io bandy io ra dodanen aaaa raPeno zao mety tafiditra any anaty top 15 any am'zao
  8. ka hafa ilay mifapitsapa temps kouh na dia efa hay aza ny lalana sady hitany ihany ny valiny rehafa any anaty rally any midira ao a@ chatbox ao ry zalh dé ao no miresaka entre 2 spéciales rehefa avy eo éé!!
  9. session à 21h30 ary zé mazoto éééé @ 21h dia efa afaka miditra
  10. miala tsiny fa tena tany amin'ny ss6 vao tafiditra fa mbola sahirana kely zany hoe nahafa po ihany ny ahy fa ny hitako aloha zany dia ny réglages par défaut ihany no metty amiko éé! tena tsy zatra hafa intsony za fa otran' tsy aggressif zany tsony lé vam raha vao mikitika an'lé réglages ny hitako koa dia milay B tro lé ss lava bé reny tena tiako loatra enfin ny fahitako an'ilay rallye iray io dia mila mi-assure B am'lé ss voalohany reo D any anatiny faraparan'ireny mizeaka amin'zay fa betsaka no ho latsaka ao am'reo voalohany ireo rapitso ndray ary éé!! aiza lisany ry big, dodanen, dadah, KGB, Mc crash, sns... tongava rapitso manao session éé
  11. ary Peno zany manao B amin'lé subaru an!!! tsé tsé an milay mihintsy anié zany temps anareo tao zany éé lé session rariva zany am'10h aty amintsika no afaka miditra dé amin'ny 10h10 manomboka!!! tongava daholo ééé session "reco rallygasy"
  12. session "la cso débarque" raha tsy diso za -> leader de la session ndray za t@ io fa zany hoe nisy s2000 iray zay ndray nanao B tao. tro bé lé s2000 reny éé
  13. henintsoa

    SETUP RBR

    oka marina tonton aa!! demandez et vous êtes servi hono alefa any aminao any ilay izy éé
  14. henintsoa

    SETUP RBR

    ny ahy aloha tsy nisy blem ilay tany amin'i Dodanen : copiena ao amin'ny dossier focus 06 gravel dia avy eo renomena ho slot3 na 0 tsy tadidiko dia raha misy hafa efa misy anarana koa hoe slot3 na0 na1 na ??? dia hovaina arakark'zay ilay izy mba tsy hisin'ny conflit amin'ny setup.
  15. ok!! poinss lé ra-alina zany ry zalah atao 21h30 ny début ss dé 20h30 efa afaka miditra session. Azafady raPeno fa tsy misy hita nareo t@ maly D tsy nanokatra session za fa nanao session niaraka t@ zé tao fa hafa ihany lé session hoe samy gasy aloha éé
  16. miandry any zany adva bobaka zany mintsy ééé ny ahy aloha zay no nahazatra ahy dia tsy miala aminy ééé misy mazoto vé zalahy raha manao session reco kely androany???
  17. kaiza daholo éé mangingina tsika zany, fa nahoana?? variana mikotrana mafy daholo vé ry zala aa!! efa hitanao kosa angamba zay ny arrivée Noiker ra His an!!
  18. henintsoa

    Jovenna 2008

    dia rehefa amin'manaraka ndray raDodanen dia mba indramiko ndray ary iny éé!!! Merci His
  19. henintsoa

    Jeux

    aleo hitombo mintsy ny kil éééé!!
  20. henintsoa

    Jovenna 2008

    zay zany lé hoe avy mijery film kung fu dé jacky chan avy hatrany
  21. henintsoa

    Jeux

    manahy mafy aho fa ho hisisy ihany tsika gasy ho tafiditra top20 am'io jordanie io.
  22. henintsoa

    Jeux

    milay ka adinoko tao anatin'zany ny nangataka an'ilay setup an'la ra dodanen fa mety ve raha alefan'la mail kely iny tena efa miakatra tokoa ny bandy am'zao fa ra-Penolty zany tena raim dia ao tsara lery an
  23. henintsoa

    Jovenna 2008

    tsita fa rehefa tia D tonga foana éé eo marina kouh zany dia ahitana ny fahaizana manao reco ho an'ireo pilote sy copilote reo.
  24. henintsoa

    Jovenna 2008

    Tô vaovao be daholo lé ss zany klé?? ankadivory antanifotsy 34 km mety miady be am'zany!! fa ho anay mpijery zany raha anaraka rally dia lasa lavitra ihany am'ty an!
×
×
  • Créer...