-
Compteur de contenus
1 496 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli
-
Les Secrets d'un bonne Session
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de Dude1111 dans RBR (Richards Burns Rallye)
[quote=Dodanen]-2h avant le rallye manandrana manao session iray hafa ( na public io na officiel ) mba hi-confirmena hoe mande tsr ny Live ary tafiditra tsr ao anaty session... raha sanatria ka tsy mety dia mandefa post ao @ rslm mba hamahana ny blm afin de pouvoir participer @session. Misy mamaly sy manampy foana ao[/dodanen] io mila hazavaina kely fa zà tratran'io foana -
Dia manampy isa ho an'ireo efa nanomboka ny fisaorana e! mampiseho ireny fa tsy ambakan'ny hafa mihitsy tsika gasy e! ary mbola vonona ihany koa hanome fanampianana raha hahasoa an'lisany sy ny sport-auto gasy. fa ny mba fangatahana fotsiny raha mety dia mba manao droit de réponse kely ho an'ireo mpankafy sy mpanaraka an'ity taranja ity ho an'ireo mpanao gazety izay misy mandiso indraindray.
-
RALLYE DE TANZANIE [MATHIEU & TEDDY EN AFRIQUE]
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de henintsoa dans arc
-
Ny session offline nay maly curtiba zany dia ireto e! ny any mba vita klou hatreto fa henjana be mihitsy ilay Diamond Creek II Shepherds Shield II Bad conditions 01:01.37 02:01.86 03:05.21 Shepherds Shield II Good conditions 00:58.37 01:54.77 02:49.94 Diamond Creek II Good conditions 01:06.24 02:20.39 03:22.27 Tanner Bad conditions 01:00.83 02:07.75 03:20.07 Tanner Good conditions 00:58.77 02:03.37 03:11.79 Fa d asa mihitsy hoe ahoana no hanaovan'i Beels reglagen'ilay polo fa tsy mety azoko mihitsy e! nen'lery tonga 900 daholo ny reglage ary ny frein misy -35 izany?? reny ve tsy ho hita any @ session tena izy hoe tsy norma?
-
-
-
-
C'est vrai que quand est passionné par la voiture, la miniature en fait partie, pour ma part, j'aimerai beaucoup refaire des miniatures mais vraiment à la façon malagasy. Pour l'histoire, je confectionnais mes miniatures avec du carton et de la colle mais dans le temps c'était plutôt pour jouer avec les gars. mais plus je vois ton article plus j'ai envie de m'y retourner, d'ailleurs l'idée de faire une replique de ma voiture me hante depuis pas mal d'année. alors si toi ou quelqu'un d'autre sait comment former une galbe avec du carton (désolé je connais pas du tout l'épaisseur mais avant j'utilisais les cartons d'une boite de chaussure ou d'un carton de biscuit)n je suis preneur Ah lalan passion quand tu nous tiens
-
Recherche d'informations sur la 256
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de Marcus206 dans Photos - Videos
En voyant les travaux de Marcus, je me permet de poursuivre cette discussion; En effet, tout les passionnés du Rallye Malgache pourront te répondre concernant la 256, dès son premier rallye jusqu'à sa dernière participant. et les photos ne manquent, et je peux dire jusqu'à la moindre détail. D'autant plus aussi que le dernier proprio de la voiture est membre de ce forum. cherche un certain Nerone et c'est lui. -
-
-
-
Photos Cockpit Voitures de Rallye à Mada
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de Laza dans Photos - Videos
-
-
ity ny site officiel aloha sao dia mety hanampy an'là RSRBR09 Raha tsy diso aho raha tsy mangataka ry lerony tsy mila mandefa an'ilay replay ialahy fa ny temps fotsiny no enregister-nlà raha sendra tsy mandeha dia alefan'là any @ serveur. tairo² ihany ny fisoratana anarana fa efa maro no efa nikatona an! ny WRC tô anisany
-
-
Session pour tout public
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans RBR (Richards Burns Rallye)
Zà moa zany no namorona an'ilay post dia mba miteny hoe tena mety ilay alaina mialoha ny Roadbook dia alefa eto ny resultat ny ampitso e! hitako mitovy amin'ireny manao miaraka ireny ihany rehefa jerena ny valiny sy ny mieritreritra an'ilay hoe misy hafa manao any ambadika any. milay mihitsy ny mijery ny combat-nay sy His an!!! ity ny misy ny temps offline -
Ity kosa indray ny natao omaly départ misasak'alina miandry ny rehetra hatory vô namelona matos 3 premières SS, mizatra fiara sady passage iray tonde lasa zao, tao @ EWII nijery kely an'ilay tps int tonde d nanao sortie après G4. dia mbola tratra sortie ihany koa après 2ème tps int fa nanitsaka mafy kay ny G5/saut tonde tany. ES 4: somary nokitihina kely ny diff d niezaka ni-assure . ES5: Tonde attack attack no tao an-doha fa le fiara ôtran'ny misosa fotsiny isaky ny tournant droite dia nanao faute ny niafarany. ES6: nanao tout droit après CHV ny chrono mbola tsy nijanona ihany. ES7:nenti-po loatra ngamba teo @ ilay 2D/2G 2D tonde nanao tout droit tany anaty ravin lery. ES8: Efa manomboka nerveux ny pilote fa manondrana foana le fiara isaky ny miditra virage à gauche. ES9:Nanala tongotra no mieritreritra ny hanamboarana an'le vam fa misy tsy norme. ES10:Mbola nanala tongotra ihany sady ôtrany tsy miainga zany mihitsy le fiara. ES11:Tsy mety afaka mihitsy le misintona gauche dia nitsapatsapa lalana nanomboka teo @ 2tps sy 3tps int, zany aza efa saika lasa indray après an'ilay D4/D4 midina be iny fa soa ihany fa nisy nitazona tampoka ilay hazo saika hiampita ES12:Mandeha an-jambany total fa tsy hay mihitsy le lalana, ny olana mbola mipetraka foana ES13: naverina nojerena daholo ny reglage, kay tao @ pneu ny olana (hatramin'izao dia mbola tratran'io olana kodiarana io foana) satria rehefa mba ni-style nanao reglage pneu dia ny gauche ihany no voakitika fa ny droite niridiridy 220 dia izay no nahatonga an'azy hikisaka fotsiny rehefa miditra virage gauche, iny le lesona vao azo teny @ ASA TANA CONTROL farany teo ES 14: nilamina tsara amin'izay ilay vam dia nanezakezaka mafy kinanjo diso nanezaka loatra tonde sasatry ny manao KKK ES15: dia reraka ngamba ilay vam fa tonde retour au bureau ity ny feuille de match Remarque: ny esprit tonde mba natao hoe na tsy en ligne aza misy mpifaninana hafa dia mba nametraka pression kely fa tena hita fa mbola sarotra be mihitsy le mi-gerer pression e! Sinon tena izao vao mba hita hoe iza le temps henjehina
-
-
Photos Cockpit Voitures de Rallye à Mada
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de Laza dans Photos - Videos
-
Manomboka mangitakitaka foana ny tenanay mijery anareo manao Session public @ alina ka mandroso an'ity soso-kevitra ity raha mety. Izy ity moa izany dia natokana ho an'ireo tsy manana connexion any an-trano Alaina mialoha ny SS rehetra dia entina mody. rehefa tonga any an-trano dia samy mifidy ny ora mahafaka an'azy ary rehefa vita kosa dia mba atao Printscreen ny resultat/SS dia alefa mba hafahana manao comparaison ny temps
-
-
-
-