Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TsitsiGalli

Membres
  • Compteur de contenus

    1 496
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli

  1. TsitsiGalli

    WRC/// Portugal 2009

    Ayant décidé de changer de cap, j'ai troqué mon keypad favori contre un Momo GT de chez Mikkah NOS ainsi que les notes pour attaquer le reco du Portugal. Mais je me suis vite rendu compte que tout est vraiment à refaire, donc je suis parti pour une prise en main totale que ce soit du volant, de la nouvelle note qui en passant est plus précis que la note French et ça fait un peu d'effet d'entendre une voix féminine vous dicter les virages (bien que celui d'elena m'est très inaudible). Après 3h de Momo Control, j'ai décidé de faire les recos, au début avec la Polo puis avec la Focus!! Mais voilà, j'ai essayer re-essayer maintes fois mais je n'etais jamais arrivé à l'arrivée tellement la focus etais inconduisible. Pribram S1: j'arrivais pas du tout à trouver le bon reglage que ce soit au niveau de l'angle de braquage, couple, freinage, et les suspensions (vraiment la totale),j'ai essayer de le tatônner en restant en premiere mais rien n'y fait c'est toujours la galère surtout l'épingle droite pas corde, on perd carrement 4s avant de se lancer. le temps maxi que j'ai pu obtenir etait un 2:30 (24s après Latva et Beels ils ont presque bu un verre avant que j'arrive tout essouflé). Spirkakim II: encore pire, dire que je conduis un WRC et je roule pas plus de 80km/h tellement la voiture est incoduisible et la premiere portion très technique. Donc j'aimerai vous demander comment vous regler la Focus sur ces deux SS et quels sont les autres amélioration à faire?
  2. TsitsiGalli

    WRC/// Portugal 2009

    Continue à nous balancer les temps et reglages car ça nous aide beaucoup, mais (et oui il y a toujours un mais) dans tout vos reglages vous ne parlez pas des reglages de l'angle de chasse et le reste ainsi que des reglages des diffs. car pour nous ç'est encore flou En tout cas félicitations pour les explications
  3. Moi aussi je suis partant pour ce samedi, et je verrai bien si je pourrai emmener mon RBR Keypad ou pas, ainsi que des adeptes du RBR. Mais je pense aussi que l'heure de début restera comme la dernière fois même plus à l'avance c'est encore génial. et il faut que N58 prevoit d'emmener des casseroles et des couverts cette fois-ci
  4. TsitsiGalli

    WRC/// Portugal 2009

    Enfin voilà les fameux temps de référence, encore merci à beels.
  5. Masaka le izy e! ao am là mihitsy le inspiraka e!
  6. Masaka lesy zany focus zany!! tandremo sô d hadona lety Mc a!!!
  7. Voici la Saxo Krono pour les sessions 2 RM Power.
  8. TsitsiGalli

    Toutes les photos

    Iza lesy no anaran'ilay toerana nanaovan'lisany SS tany Tsididy mbola tadidin'là ve?
  9. Milay le izy e! tohizo fa efa mety
  10. TsitsiGalli

    WRC/// Cyprus Rally

    Tiens tiens, ça m'interesse aussi ce "fameux modem usb"
  11. Voici la C4 FABLIDE dans sa nouvelle version (terre et tarmac) version terre version tarmac et la WRC de TsitsiGalli
  12. Et oui c'etait une rencontre sympa malheureusement c'était le temps qui était trop court et on en redemande; la suite c'etait encore super d'autant plus que vers 2h du mat, et des longues discussions sur tout, un second souffle s'installait et nous avons attaqués au copilotage. c'etait génial sauf que le NOS et la fatigue gagnait de plus en plus et ayant la flemme de penser à chaque virage, je me lançait dans une note à appréciation direct (quoi que c'etait pas si mal que ça); en plein spécial comme Vatanen comme copilote, voila Beels qui ricanait comme pas possible en entendant mon "Droite Tery / droite corde / droite Takona" Puis le tour de Hents au copilotage et les notes de beels qui étaient quand même assez long et difficile, j"étais vraiment étonné de la facilité de Hents à les prononcer 3-4 fois même. puis à 4:30 du mat, j'avais pris une pause et à mon réveil y avait plus que moi et hents; en passant, j'ai bien peur que j'ai attrapé aussi le virus du G25 mania Bref c'etait vraiment une fin de semaine agréable et decouverte d'un talent caché de hents.
  13. Tandremo ihany le Beels fa mitady ho voan'ny deformation professionnelle elà zany
  14. Tout en etant dans le ton, ICE [ICE CAR ENGINEERING est sur un projet SAXO VTS Kronos et va s'attaquer dans le Groupe F à 2RM
  15. Ngamba kosa mety tsy hisy olana raha tonga aloha e? donc je propose 15h d mitohy amin'izay hiafarany eo!!!
  16. Dia mitohy ihany ny tuto e. nisy fangatahana moa io nataon'i Nari9 dia ho ezahiko valiana eto no sady tonga dia ho appliquer-na amin'ilay tuto eto aloha dia mbola any @ resaka loko ihany isika no mampiasa azy. ka ny mba hazaona an'ilay transparent ao @ degradé dia ilay misy carré noir, matetika rehefa atao eo ny curseur dia mahita sorata hoe Etape d'opacité ianareo dia atao 0% ny eo @ opacité dia mahazo transparent ianareo manarak'izay rehefa vita tsara ny degradé dia alefa eo @ ilay sary na séléction tiana ho lokoina ary taritina arak'izay hitiavana azy. toy izao remarque: bouton gauche maintenu enfoncé rehefa tonga eo @ ilay point tadiavina dia lacher-na amin'izay ny bouton gauche dia tokony hahazo zavatra ohatran'izao Raha io sary io no jerena dia tokony hizara 2 izany ny lokon'ny fiara, une partie orange et une partie blanche mbola tsy tena mety tsara anefa satria raha ilay template no jerena dia tafiditra ao @ ilay partie voaloko orange ny pare-choc avant donc tsy maintsy esorina izany ilay loko dia mampiasa indray isika amin'izay ny outil plume ary manao tracé ohatran'izao raha jerentsika dia tsy no afficher aloha ilay calque misy ilay degradé orange mba hafahana manasongadina tsara ilay pare-choc avant. atao tsara ny ajustage dia miverina @ ilay definition de séléction toy ny teo aloha isika dia mahazo zavatra ohatran'izao Vita ny selection dia averina afficher-na amin'izay ilay calque orange no sady selectionner-na dia mahazo an'izao Manao suppr fotsiny sisa dia mahazo an'izao Vita izay zany ny tapany voalohany dia enregistrer-na ilay ary avadika DDS fotsiny. dia tokony mahazo zavatra sahala amin'izao isika rehefa milalao ny tuto manaraka fametrahana soratra sns
  17. Tena tsy resaka connection lety le izy fa le resaka serveur a!!! zà ngamba tafiditra ao am le ora be mpiditra indrindra dia tratran'io d'ailleurs fifou ni-confirme an'le izy
  18. Ny anay moa dia tsy misy tantaraina mihitsy ny Curtiba fa ngamba noheverin'ny officiel fa voiture ouvreuse ny tenanay isaky ny mandray ES ka tsy noraisiny tsotra izao ny temps-nay e!
  19. Rehefa vita tsara ny detouragen'ilay tracé dia miditra @ selection amin'izay isika; manao clique-droite amin'ny selection de tracé isika ary manao définir une séléction tahak'izao ary mitohy toy izao, rehefa vita ny séléction dia mahazo zavatra ohatran'izao vita izay dia afaka miditra amin'ny fandokoana amin'izay isika, nefa aza adino fa mialohan'io dia tsy maintsy mi-creer calque aloha isika, eto ilay izy dia atao amin'ilay groupe fanampiny eto amin'ny ilay tuto izy dia mitondra ny anarana calque 1 aloha maka ny pot de peinture amin'izay ary lokoina ilay selection teo vita izay dia mila manao ny ilany ihany koa isika, mitovy ihany moa ny sisiny roa ka dia mampiasa ny duplication de calque isika mba hanafaingana ny asa, miditra eo @ gestionnaire de calque isika ary manindry an'io fleche kely à droite io ary manao duplication. toy izao Jerena tsara nefa hoe aiza no asiana ilay calque ho dupliquer-na, eto izy dia ao @ ilay fichier niasana ihany ary tonga dia misy hoe copie foana izay calque dupliqué Raha mijery eo @ ilay gestionnaire de calque isika, dia hita fa misy hoe barre jaune sy barre jaune copie ao anatin'ilay fanampiny, afaka mametraka an'io ery amin'ilay sisiny droite amin'izay izany tsika zao ka ny outil selection no ampiasaina; tsy adino ny mi-cocher an'ilay selection automatique de calque ery ambony mba hafahana manaraka tsara an'azy dia mahazo ohatran'izao isika akisaka eny amin'ny toerana tokony hipetrahany amin'izay ilay izy (matetika touche directionnel aloha no ampiasaina satria mifangaro @ ilay tena izy ilay calque vao avy no dupliquer-na dia miara mifindra) dia mahazo zavatra ohatran'izao isika Ny iray moa côté gauche ny iray côté droite, donc mila avadika ihany koa izany ilay calque, ka toy izao indray no fanaovana an'azy dia izao no valiny azon-tsika vita izany aloha izany ny famtrehana an'ireo bande jaunes fa hiditra amin'ny etapes hafa indray isika, zavatra saika hadino, raha jerena tsara eo amin'ilay gestion de calques dia misy ny sasany tsy misy an'ilay ohatran'ny icône maso kely ireny, izany hoe izay misy an'io icône io ihany izany no affiché eo @ planche de travail. ny étape manaraka ho atao dia ho ampiana ny lokon'ilay fiara satria mba mety mahita inspiraka hafa izany isika fa raha ny eto amin'ny ohatra dia fotsy, manga ary mena no eo. ny ataon-tsika eto nefa dia ho atao degradé ilay loko satria ny tanjona dia ny mba hampalalana antsika ny fonctionnalités an'ireo outils rehetra ao @ photoshop; ka toy ny teo aloha ihany dia mila mamorona calque iray isika, eto dia nampiarahina amin'ireo loko 3 par défaut izy vita izay, dia soloina degradé ilay pot de peinture ary double-cliquer-na dia mahazo zavatra sahala amin'izao isika raha ohatra moa ka tsy misy mety aminao ireo degradés prédéfinis ireo dia tsotra ihany ny mamorona arak'izay hitiavanao azy ka toy izao no atao; ilay carré fleché noir dia midika intensité an'ilay loko, ary ilay eo ambany dia ny loko ampiasaina aminy, eto moa dia ny mavo(côté gauche) ary natao orange ny côté droite ka ny nahazaoana an'io orange io dia mi cliquer eo @ ilay carré côté droite fotsiny dia miseho avokoa ny option rehetra eo ambany.
  20. TsitsiGalli

    Projets pour 2009

    Araky ny tenin'i SG izany dia foana aloha ny fivoriana izay nokasaina atao androany noho ny toe-draraha misy amin'izao! ho lazaina miandalana ihany ny tohiny
  21. C'est sûrement bon, mais peu d'entre nous ose s'y mettre et pourtant un challenge 2 RM ne fera pas de mal à personne.
  22. Hiezaka ato anatin'ity rubrique ity zany hanome toro-hevitra kely ho an'ireo izay liana mba te hanao skin perso e! ampiako miandalana ihany le izy fa arakaraky ny fotoana ihany moa izany mialoha an'izany anefa aloha dia tsara raha manana an'ireto isika ankoatran'ilay Photoshop , Dia ity no ampiasaina mba hanovana an'ireo fichier namboarina (psd na jpg) ho lasa DDS ka afaka atao ao @ RBR http://38.118.213.145/422ej1vikb+/gamingfiles/Elite_Force_2/Utilities/Graphics_Tools/dds_converter_v21.exe/X6 Vita izay dia tahaka izao no zavatra ampiasaina ao @ Photoshop io izany no espace de travail izay ahitana ny gestion de calque, sy ny barres d'outils ity ny gestionnaire de calque ary ity kosa ny barre d'outils Alefako miandalana ihany ny fanazavana mikasika ny outils tsirairay fa aleo aloha hiditra eo @ tena fanaovana skin isika satria misy² ihany le izy Ny natao andrana teto izany dia focus WRC 06 izay nalaina tao @ BHMOTORSPORTS ary template no nampiasaina; Template no nampiasaina satria ny template dia mbola fichier Psd ary mbola hita ao avokoa ny éléments rehetra nanaovana an'ilay fiara (karazana image vierge zany le izy e) rehefa azo izany dia sokafana izay fichier mitondra ny anaran'ilay fiara ary miampy hoe external ho an'ny skin extérieur eto dia ford_06_external_template.psd ary ohatran'izao ny fivoakany ao @ photoshop hitantsika amin'izao fa tonga dia miavaka daholo ny zavatra ampiasaina rehetra amin'ny fanamboarana an'ilay vam dia anjarantsika no manampy izay tiantsika ao arakararaky ny inspiraka tsika. (marihina aloha fa tamin'izao nanao an'ilay tuto dia tsy nisy inspiraka mihitsy fa niainga fotsiny tamin'ny principe de base fotsiny an) ka teto dia nanampy groupe de calque iray aho mba hafahako tsara manavaka ny efa misy ka toy izao ny famoronana azy (tsy voatery manao an'io nefa tsara io mba hampilamina an'ilay izy) eto dia nomena anarana hoe fanampiny ilay groupe de calque vaovao izay natao mba hametrahana ny inspiraka rehetra rehefa vita izay dia tokony mahazo zavatra ohatran'izao isika ery @ gestionnaire de calque vita izay dia manomboka amin'izay ny tena fanovana ny tanjona eto dia ny hametraka 2 bandes jaunes eo @ ilay fiara, ka ny outil ampiasaina dia io hitanareo eo @ barre d'outils sur fond blanc io, tracé rectangulaire no ampiasaina amin'izany, jerena tsara nefa mba ho ilay tracé ihany no miseho ka mila verifier-na ilay onglet kely ery amin'ny haut gauche ery (jereo eto) mba ho eo @ ilay ampovoany ohatran'ity rehefa azo io tracé io dia mampiasa indray ny selecteur de tracé isika mba hafahana mi-ajuster tsara ilay tracé vaovao amin'ilay vam misy points isaky intersections ilay izy rehefa izay dia selectionner-na ny point tiana ovaina dia akisaka amin'ny alalan'ilay selecteur dia tokony mahazo zavatra ohatran'izao Akisaka moramora amin'izay le point mba hifanitsy tsara amin'ilay dia mba mahazo zavatra ohatran'izao hiditra amin'ny bande manaraka isika, mbola le methode teo ihany no ampiasaina aloha fa avy eo mampiasa outil hafa indray mba hanaraka tsara ny courbure an'ilay vam le izy, ny outils ampiasaina dia ity azo ampiana izany ny point d'ancrage amin'ny alalan'ny Ajout point d'ancrage ary amboarina ny courburen'ilay tracé amin'ny alalan'ny conversion de point. ity zao ohatra ampiasaina ny ajout de point d'ancrage sy ny conversion de point mba hanakaizany ny ligne ilay vam tandremana fa ilay 2 extremités an'ilay point no kasihina @ ilay conversion de point an!! ohatran'ity @ sary ity dia mba mety mahazo zava-javatra ohatran'izao isika mbola hitohy
  23. En tout cas une chose est sûre, je commence à en avoir marre de cette **** de connexion qui n'arrete pas de me jouer des tours. j'arrive jamais à terminer quoi que ce soit avec!!! besoin d'un docteur charitable pour le soigner car vu mon etat je suis capable du pire.
  24. TsitsiGalli

    Projets pour 2009

    Ok pour demain koa ny aty ô
  25. Nenay moa izany dia efa vonona ao ny POLO Sherlog (mbola nofaina le izy manko zao) hanaovana IRC fa ny SODIAMA mbola tsy afaka mankany bresil hono! fa amin'ny manaraka ho hita eo dia Prezidà no nomena tombon-dalana amin'ny hanaovana ilay POLO FISAKANA.
×
×
  • Créer...