-
Compteur de contenus
1 496 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli
-
-
-
-
-
Nenay aloha omaly dia tsy fantatra mihitsy izay antony fa dia ni-se connecte tamin'ny 21:00 hita tsara tao dawl ireo nandray anjara FA ny nahagaga dia nisy attente d'une heure be izao. à 45s de départ tonde tsy connecté intsony ary tsy nety tafiditra tsony mihitsy. Efa niandry ihany dia natao offline ny Antsirabe retour rehetra avec pression sy hatezerana maxi dia izao ny vokatra azo.
-
-
-
MRC RALLYE JOVENNA 2009 du 11 au 17 Mai 2009
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de henintsoa dans V-MRC Old
-
MRC RALLYE JOVENNA 2009 du 11 au 17 Mai 2009
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de henintsoa dans V-MRC Old
-
-
Ny sasantsasany mba tadidiko ndray klou d ny rallye de l'amitié Mantasoa mba nijery Tonton nilalao t@ R12 d ny Freres Andrianjafy no noheverinay ho izy kay Mamanz le izy tamin'izany mbola betsaka no nitondra R12, Ny course de côte indray anisan'ny tsaroako le Crash sasany Freddy nanao tout droit tam le Lancia tonde niongotra ny train avant azon'ilay trottoir teo @ ilay épingle gauche farany io! Dia i Haja Danielson indray 2ème virage après départ (style pifpaf) tam R21 tonde nanao sdoudà be tary ambany tary Dia nisy R5 kely izay indray avant 1er epingle montée tonde nitsoraka tary am tafotranon'ilay oul. Nirina nitondra 104 ZS namely mafy be kanjo vao tonga teo antenantenan'ilay 1er epingle montée d nitsaoka ny biellette vitesse d nihemotra moramora
-
-
-
-
-
Vos conseils pour une connexion Internet pour jouer seulemen
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans Setup
Doda ô!! mba tinay ho fantatra mazava tsara ny tena laninao amin'lay net evasion fa somary maizina kely ihany ilay tena lany an!!! ny Ko lanin'ny rallye iray mihitsy no tena tsara ho fantatra SATRIA raha araka ny fanazavana azo dia 25Mo ihany no azo ampiasaina amin'ilay net evasion mandritry ny 1volana NEFA moa va ampy izay??? raha tsy izay manko dia 4500 fmg ny 1Mo. midika ve izany fa dia mila manomana 100.000 fmg isam-bolana hanaovana rallye sa tsy lany ilay 75.000 kely???? -
-
-
reglage peripheriques Volant/Manette/clavier
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Setup
-
-
-
-
-
Après une journée d'apprentissage BTB, je suis convaincu de ce que dis Beels, facile du premier abord mais c'est pas du tout précis! -au niveau integration fichier kml (Google Earth) tout est plat, et le circtuit est fermé donc il faut voir d'autre technique pour qu'il puisse prendre les élévation. -après modif du fichier kml les élévations sont de plus en plus imparfait, un certain moment on à l'air de faire du cross que de rouler sur le SS par contre ce qui est vraiment très intéréssant sur BTB c'est d'avoir la possibilité de mettre les pacenotes, chose que 3ds n'a pas sûrement. Donc je pense qu'il faut toujours combiner les deux si on veut avoir quelques choses. voici un petit aperçu de vontovorona ici l'épingle daddy
-
Miandry ny tena fiaingan'ilay fichier google erath koa hanaovana ilay integration sinon ny paysage tsy dia sarotra loatra raha ohatra ka complet tsara ny ao @ ilay Xpack na hoe hita ahoana ny fanampiana azy. point faible kely hita, ny resaka selection des points sy ny resaka conversion mbola mety handiso kely ny tracé fa io ngamba i bobota no mety mahita fika amin'io. sinon, tena mila atoron'i bobota ihany koa ny integration fichier kml amin'ny 3Ds